Aleo haroso President i bazylou e
1. ranitse
(
28/06/2007 10:16)
Tena hita fa favy ianao ry bazy ka mba omeo ny anaranao sy mombamomba anao fa ataonay President ianao. Sa ahoana bazy an?????
répondu par rahiratra le 30/06/2007 03:20
9. ranitse
(
29/06/2007 01:38)
Aza atao an'izany fa iazahay hanoana an'io. Izany moa Bazy an an an an an.=))
10. tsoraka
(
29/06/2007 02:33)
Ny ahy tezitra tsak tsak zato arivo no tiako. Amin'izay ireo mpitsikera tsak tsak zato arivo
11. ranitse
(
29/06/2007 06:00)
Any amin'ny atsikana kay leiry sisa no mamokovoko. Izaho nefa maka an'i Bazy
14. rahiratra
(
30/06/2007 01:29)
I zazala ve ahoana e? I bazylou President ary zazala atao Premier Ministre raha io hevitr'i ranitse io
15. Zazala
(
30/06/2007 02:28)
Rahiratra atao Filohan'ny HCC =)) I Jeankely vice premier ministre. Nareo jiaby eto @ serasera omena place daholo f'aza misahirana. =D Misaotra anao rahiratra
16. rahiratra
(
30/06/2007 02:31)
Zazala nilaza ny mpanao gazety nivoaka aloha ho tsy mavandy nefa gazety ho vakiana eran'izao tontolo izao no milay. Bazylou President ary Zazala Premier Ministre. Miandry anareo eny Ivato izahay. Mila olona mahay ny Firenena.
17. Zazala
(
30/06/2007 03:05)
Misaotra anao @ toky nomenao izahay fa http://www.madagascar-tribune.com/index.php?JOURNAL=1241&ART=24044
http://www.madagascar-tribune.com/images/dessin1241
http://www.madagascar-tribune.com/images/dessin1241
18. rahiratra
(
30/06/2007 03:20)
Ahongano fa tsy ahoanay ary tsy izahay no avy ninono tao. Na izany aza ny hamerina ny efa naloa azafady kely fa tsy hekenay. Mety ho tsara koa raha hifandimbiasana izy ity. Efa nitondra ny Avaratra (Zafy), Ny Avaratra andrefana (Tsiranana), Ny Afovoany (Io ankehitriny io), ny Atsinanana (Amiraly) ka mba aiza ny Atsimo sa tsy misy mahay? Aleo mba ny avy atsimo indray no vohizina ary. Tandremo koa fa tsy Herizo fa mbola tariky ny vizana iny. Misy bandy na Sipa milay ao.=)).Na izany aza miandry ny fotoana ara-dalana an!!!
