aza maka partie aloha fa diniho tsara sy lalina ity
1. vetsoko
(
20/06/2007 15:22)
Miarahaba anareo rehetra eto e!efa ela dia ela tsy teto nohon\\\'ny antony maro samihafa saingy manaraka hatrany ny raharaham-pirenena
Ity RESAKA alefa dia alefa mba ho dinihina fa tsy hanaovana fanohana-kevitra be fahatany sy à tout prix fotsiny fa mba tena hodinihina satria mantsy efa misy le olona vonona ny tsy hiova hevitra.
Mahantra i Madagasikara ary malheureusement miha -mahantra,vérité sady réalité flagrante io ka dia teneniko,Rehefa mahantra ny firenena na miha-mahantra dia responsable voalohany ny MPITONDRA izay taritin\\\'ny filoha(pouvoir éxécutif),izay vao responsable ny hafa izay tian-tsika ho tanisainy DONC ilaina ny compétencen\\\'ny mpitondra mba TSY HAMPAHANTRA NY FIRENENA,NA mba HIALANA @ FAHANTRANA
,mino za fa miray hevitra amiko nareo @ izay donc aza atao mamparary izany ho an\\\'ny mpanohana ny fitondrana fa vérité générale.
Ny rapport mondial nataon\\\'ny PNUD 2005 dia niha -nahantra i dago ary vao maika very toerana 3 ao anatin\\\'ny classement mondial,efa mi-frol ny rambony ny misy antsika ry zareo,ary accéléré le izy depuis 5 ans,izany hoe nandritra ny 5 taona nitondran\\\'i ra8,tsy nisy mpitondra hafa teo fa ra8
Donc on se trouve actuellement devant un résultat très très désolant,et c\\\'est encore une vérité mes amis.
Ny adi-hevitrareo eo aloha eo dia miresaka uniforme ny chauffeur sy ny zava-bita isan-karazany ,fa zao anefa ny réalité:
ny zava-bita rehetra nataon\\\'ny filoha ny ANKAMAROANY ankoatran\\\'ny lalana dia ,jardins publique,revêtement des sols,mésures ho an\\\'i chauffeurs...ireo voatanisa ko ireo dia tsy mésures hanala antsika @ fahantrana,tsy solution adaptées @ misères sociale isan\\\'andro ary miha -grave hatrany,izany hoe économiquement tsy ireo no solution ary tsy ireo no URGENT ,tsy mampisy décolage économique akory ireoOR ny situation misy ny firenen-tsika anefa critiques,IRETO NO URGENT any an-tanana ry zalahy @ izao fotoana izao: ny vary hoanina isan\\\'andro ,ny PPN(menaka,charbon,labozia,afokasika...),ny trano,ny asa,ny RANO(AEP:accés à l\\\'eau potable,or c\\\'est payant),ny frais (lafo be dia lasa mitarika pblme maro),ny énergie:charbon,carburant,gaz,petrole...ny jiro (jirama)ny qualitén\\\'ny éducation scolaire fa tsy hoe misy fotsiny...
AVY TANY ZA DIA ZAO NO ZAVATR TSAPAKO:tsy ampy sakafo ny gasy,tsy misy asa ny gasy vokany tsy salama ny gasy,tsy afaka mi-produir ny gasy fa ctivité de subsistance daholo no atao\\\'ny vahoaka par conséquent TSY MISY NA AMBANY DIA AMBANY NY PNB/HABITANT
lasa LUXE daholo @i gasy ireo voatanisako eo aloha IREO KANEFA DIA MINIMUM @ QUOTIDIEN
ny 1l @ menaka izay vokarina ao an-tanana ,andrahoana sakafo dia 2 FOIS plus chère (25 000 fmg)nohon\\\'ny 1 L NY CARBURANT,TSY MISY EXPLICATION HAFA OMENA @ IZANY ECONOMIQUEMENT PARLANT FA INGERANCE ET INCOMPETANCE flagrant et irresponsable ary indindra indrindra tsy misy fitiavan-tanindrazana

novalian'i kanota ny 05/07/2007 00:58
2. Zazala
(
20/06/2007 23:14)
Mazava amiko ireo fanazavanao ry vetsoko, ar marina ireo teninao ireo. Tsy zany akory no tsy akana partie ; fa raha ohatra tsy mety kosa le partie misy enao d elao, aza mibodongerona eo. Manana toe-tsaina tia tanindrazana. Hialao ny fitiavana olona fotsiny na fitiavana seza izany, mba manana toetra professionel. Vokatra tsara no heritreretina ho an'ny mpiara-belona na ny firenena izany. Ka tsy hoe miala fotsiny fa ataovy izay hijanony miitsy, fa io maha matotra enao @ hevitra iray iombonana na ny hoe Fandrosoana izany. Maharaka tsara ny toe-draharaha misy enao ra Vetsoko. Ma miverimberena eto matetika @ forum fa ilaina ny hevitrareo.
3. Jeankely
(
21/06/2007 02:24)
Izaho manokana aloha dia tsy mbola nilaza fa tafavoaka i Madagasikara ary tsy mbola niteny fa ampy ny zava-bita. Ny zavatra noresahinay dia hoe hifandaniandro sy hifandriroritra amin'ny ady seza eto ve? Na milaza ny fahantran'ny vahoaka aza ireo be resaka dia tsy izy no mahantra. Ny fasan'ny sasany aza lehibe ary tsara lavitra nohon'ny trano hitoeran'ny mahantra koa hiaraka mahantra amin'ny ory ve izany sa ahoana? Na nitotongana aza ny laharan'i Madagasikara dia nahavita trano, ary nagorona sy naka ireo mpitondra nifanesy. Izireo manana fa ny vahoaka tanisainy mahantra ka ireo vahoaka ireo ve afaka andeha andafy sy manana trano any andafy? Rehefa rangitina ny mpianatry ny Oniversite ka mandoro sy manimba mba afaka mandefa ny zanany hianatra any andafy ve ny vahoaka? Izay no resahinay. Ny laharan'i Madagasikara dia aoriana eny fa na samy Afrikana aza ka ny resakay izany dia hoe hitondra an'i Madagasikara handroso ary ve ny resaka aroson'ny Mpanohatra eto sa hiady seza? Ary isaky ny misy seza midoboka ve mba mahazo ny sahaza azy io vahoaka io sa natao hiaritra foana izy ireo?
4. bozyboleta
(
21/06/2007 05:14)
Ny fampandrosoana resahina foana eto de ny miasa, miasa, miasa ihany. Na i Bush, na Sarkozy, na iza na iza no hitondra, rehefa tsy ny rehetra no miaraka miasa de tsy ho tafavoaka.
Ahoana moa no ahatafavoahana raha ny sasany miezaka miasa nefa ny hafa tsy manao afa-tsy manimba fotsiny? Anisan'ny fampandrosoana ny fananganana foto-drafitrasa (infrastructure),jereo fotsiny reny fandoroana sy fanapotehina etsy sy eroa ireny. Iza nefa no tsy hanana? Eo koa ny tokony hianarana, iza no mamporisika ny ankizy tsy hianatra fa hi-grevy foana?
Anisan'ny mampidi-bola ho an'ny fanjakana ny hetra. Eto nefa de miezaka daholo mitady ze fomba rehetra tsy andoavana fa te-hijanona foana @ informel. Ka rehefa tsisy vola miditra, inona no anaovan'ny fanjakana asa?
Ny asa eto misy ary ianao no mitady azy fa tsy izy no andrasana hanatona anao. Azo atao tsara koa ny mamorona. Saingy maro no tsy te-hiasa fa aleony mitaingin-tamboho, satria matin-kambo tsy te-ho baikona ny sasany, ary tsy te-ho fehezina ny maro. Vokatry ny fandemen-tsaina an-taonany maro io ka an'iza ny fahadisoana?
Efa betsaka aloha izao ny tonga saina fa ny tsy te-hiova sy handroso ihany no tavela eo. Ary ny tsy vonona hiasa ihany zao no mimenomenona.

5. Jeankely
(
21/06/2007 05:58)
Izaho manokana aloha dia miray hevitra aminao "bozyboleta". Izaho tsy manana saingy mahatsapa koa aho fa misy avy amiko koa no tsy nanako sahala ny hafa. Ny hafa mihetsika izaho tsy nanao sahala azy koa rariny ve raha hitovy ny vokatra azonay. Ny laharan'i Madagasikara tsy faly amin'izany izahay tompoko ary nefa koa tsy milaza fa aferan'ny mpitondra io no mbola manantitrantitra koa izahay fa na gisitra aza ny laharany dia mijoro ho Malagasy foana izahay fa tsy mbola nihevitra ny ho vazaha. Niteny laharana ianao fa efa nosoratako tatsy ambadika fa io Maurice bitika kely io dia faha-55 manaraka an'i Chine no laharany ary isiaka faha-109 manraka an'i Cameroon eo amin'ny resaka "Global Competitiveness Index rankings-2006". Ny firenena rehetra mandroso koa dia ny Sehatra tsy Miankina (Private sector)no manao io. Dia teto ihany no nilaza ny namana fa mbola marefo ka tsy tokony hampidirana an'ity na anaovana an'izatsy. Miaraka miasa io fa tsy ny Mpitondra mihintsy no anao ny Fandrosoana. Efa miova izao ny zavatra ataon'ny fanjakana. Ny Mpanohatra koa moa tsy mitsahatra fa ny mitady ny hevitra anjerana sy ny andrombahana seza eo ihany. Na ianao manoratra aza samy tompon'andraikitra amin'io laharana miemotra io tompoko.
6. Kota
(
21/06/2007 11:17)
Izaho koa dia miombon-kevitra amin'ny bozyboleta. Fa i vetsoko izany be famaritra be amboalohany hoe aza maka partie fa diniho tsara nefa ny hevitra avoaka dia tena tsy mahita afa-tsy lafiny izay hitany ihany. Izaho manokana aloha dia nahita asa noforonina noho ny fanamboaran-dàlana vita fa dia mahagaga ahy ny olona milaza hoe ny làlana angaha ho hanina!ny mahavoa antsika malagasy dia tsy manana izany notion hoe "investissement" izany fa izay harapaka eo no ho eo ihany; tsy hain'ny malagasy izany hoe rehefa manao zavatra dia misy ny charge sy produit fa tonga dia any amin'ilay produit ihany izay tsy hisy anefa raha tsy hanao dépenses ! valable izany na resaka vola na resaka effort !mahita excuses foana ny malagasy tsy hanaovana zavatra ! ary raha tahiany ka mba mahita atao dia atao affaires miafina foana !dia avy eo Ravalomanana no omena loza ! sady ngaha koa ity fanarenana ity moa vitan'ny 5 taona e !? izany ve dia tsy takatry vetsoko raha tena mandalina tokoa ?
7. naughtyboy
(
21/06/2007 12:04)
ka ny traitement tadiavina zany @ zao itsabona ny tsy mety : - curatif fa tsy symptomatique intsony e arosoy ny vahaolana amahana azy noho ny filazana ny olana na de samy hevitra atakalo fotsiny aza..
8. gasynamana
(
21/06/2007 13:27)
jeankely: azafady fa tena efa tsy afaka mandinika intsony ianao.
Mba misokafa kely amin'ny zava-misy, jereo fotsiny io menaka io zao: taiza no mbola nisy ohatran'izany hatramin'izay niainana hoe: 2fois ny vidin'ny solika ny vidin'ny menaka iray litatra? Na tamin'ny andron-dRadidy nangoron-karena aza mbola tsy nisy ohatra an'izany.
Jereo koa izao ny resaka sport: raha hatramin'izay mba fata-bahoaka ihany isika, izao faran'olona foana. Marina ilay hoe: tsy ampy sakafo. Raha ianao no voky isan'andro tsy midika izany fa voky daholo ny gasy.

9. vetsoko
(
21/06/2007 14:38)
Hoy i BOZYBOLETA /"Ny fampandrosoana resahina foana eto de ny miasa, miasa, miasa ihany. Na i Bush, na Sarkozy, na iza na iza no hitondra, rehefa tsy ny rehetra no miaraka miasa de tsy ho tafavoaka.
Ahoana moa no ahatafavoahana raha ny sasany miezaka miasa nefa ny hafa tsy manao afa-tsy manimba fotsiny? Anisan'ny fampandrosoana ny fananganana foto-drafitrasa (infrastructure),jereo fotsiny reny fandoroana sy fanapotehina etsy sy eroa ireny. Iza nefa no tsy hanana? Eo koa ny tokony hianarana, iza no mamporisika ny ankizy tsy hianatra fa hi-grevy foana?
Anisan'ny mampidi-bola ho an'ny fanjakana ny hetra. Eto nefa de miezaka daholo mitady ze fomba rehetra tsy andoavana fa te-hijanona foana @ informel. Ka rehefa tsisy vola miditra, inona no anaovan'ny fanjakana asa?
Ny asa eto misy ary ianao no mitady azy fa tsy izy no andrasana hanatona anao. Azo atao tsara koa ny mamorona. Saingy maro no tsy te-hiasa fa aleony mitaingin-tamboho, satria matin-kambo tsy te-ho baikona ny sasany, ary tsy te-ho fehezina ny maro. Vokatry ny fandemen-tsaina an-taonany maro io ka an'iza ny fahadisoana?
Efa betsaka aloha izao ny tonga saina fa ny tsy te-hiova sy handroso ihany no tavela eo. Ary ny tsy vonona hiasa ihany zao no mimenomenona."
DIA IZAO NO VALINY/
Mahantra i Madagasikara ary malheureusement miha -mahantra,vérité sady réalité flagrante io ka dia teneniko,Rehefa mahantra ny firenena na miha-mahantra dia responsable voalohany ny MPITONDRA izay taritin\'ny filoha(pouvoir éxécutif),izay vao responsable ny hafa izay tian-tsika ho tanisainy DONC ilaina ny compétencen\'ny mpitondra mba TSY HAMPAHANTRA NY FIRENENA,NA mba HIALANA @ FAHANTRANA
,mino za fa miray hevitra amiko nareo @ izay donc aza atao mamparary izany ho an\'ny mpanohana ny fitondrana fa vérité générale.
EFA teniko tery aloha io fa aza itsoahana

10. vetsoko
(
21/06/2007 14:50)
ho an'i naughtyboy,eto @ rubrique politique ianao zao,dia izao no fantaro,@politika tsy ny opposition no hanao ny asan'ny mpitondra ,ny anjaran'ny opposition dia miteny izay tsy mety,mampahafantatra ny vahoaka (opinion),ets ....sy ny tsy voatanisa DONC ilaina ny opposition,NOHO izany rehefa tsy mahita solution curative éfficace sy haingana ny mpitondra dia tokony hi-CEDER,fa efa miha-grave le situation sady MIHANTRA AMAN'AINA HO AN'I MARO,fa tsy hoe tsy sahy mi-critique ianao fa mpanohana
MI-CEDER PLACE IZAY TSY MAHAVITA,izany no politika moderne tout en maintennant et en réspectant l'altérnance et le processus démocratique
Aza mijery olona ry se fa sahia manova ,za koa anie nifidy an'i leiry taloha e,fa INCOMPETANT IZY RY AKAMA A§,mazava be zany,miha-mahantra be anie isika e!Nefa leiry tokony hanarina ny toe-karena,tsy niakatra na kely akory aza
TSY MANINONA NY MIOVA HEVITRA "hO AN'I TANINDRAZANA"

11. naughtyboy
(
21/06/2007 19:00)
vetsoko ,tsy manamaivana ny fahorina miseho ao nge na aratoekarena,na sosialy,demokrasia sns .zao no sombinkevitro aza adino raha mahita zv tsy mandeha ianao @ fiainana politika ny firenena 1 betsaka no zv jerena ao ary mila henona daoly ny vao2 rehetra nahatonga ireny ,tantara araky ny vanimpotoana (fa tsy ilay mitondra @zao irery ihany fa hatr@ zay fantatra )io le symptomatic tsy misy mampiova n\'inin2 ny fanoloana anarana mpitondra 1 ho soloina hafa,
Na iza2 izy refa tsy mahavita azy de tsy alehany de mitovy, lafinkevitra ialana @ le fihemorana de 2:
-efa manana rafimpitantanana politika mazava aroso mba asolo ny tsy mety teo aloha ary olona itondra izany @ sehatra politika maripototra(alternance)
- efa manana ko rafimpitantanana lavitrezaka itsinjovana vody andro merika(long term)
Ka na hi ceder aza izy efa misy v eo vonona ahavita
ampandroso sa ampanantena vahoaka fotsiny otrany teo aloha??:o
samy tsisy mahalala fa ita atr@ zay de ny fitiavantoerana fa tsy fitiavantanindrazana ,io tena education civique mihitsy ,voasasa lohan\'ireo mpanjanaka taloha ka ny fitiavantena no lasa aloha. za de anisany sarotiny @ io tsy ifindra any @ taranaka rehetra any aorina
fa mba taranaka mivoatra fa tsy sisany mpanjanaka..io le curative lazaiko
ka ny hevitra ifanakalozana de elana ny tsy mety teo aloha atrany @ fototra nitsiriany, manomboka ny fandrosoana vao2 zay miankina @ ts1-1 ko sy ny zvkinendriny iantsonany gasikara ,hevitra terabary ny navoakako iny ra tsy mety avereno fa raisiko soa amantsara ary alalahako ny sehatra fa b no manakolazaina @io,tsy mangina mantsy ny eritreritro ra tsy niteny an\'io

12. Jeankely
(
22/06/2007 02:31)
Hoy vetsoko "MI-CEDER PLACE IZAY TSY MAHAVITA,izany no politika moderne tout en maintenant et en réspectant l'alternance et le processus démocratique". CEDER AMIN'IZA? Aminao, sa amin'ireo avy nanao nefa tsy nahavita, sa ireo milaza mahay Economie nefa hatramin'izao mbola tsy misy Malagasy nilahatra amin'ireo Economiste malaza eran'izao tontolo izao ary nahazo "Nobel Pize", sa aiza ny olona vaovao izay mety ahavita. Ny "alternance et processus démocratique" dia ny resaka fifidianana ary miandry ny fifidianana manaraka. Ny hoe ny fanjakana no manao ny zavatra rehetra dia asa fa olona andafy daholo ireto be resaka saingy amin'izao fotoana izao ve mbola "Etat Providence"? sa inona? Ny Sehatra tsy miankina "Private Sector" no manao io ary hita mazava fa tia handrava sy hanaparitaka saimbahoaka no betsaka ary mpitady seza nefa ry zalahy samy tia hangoaka sy hangalatra amin'ny "Projet"-n'ny fanjakana no hiandrasany. Ny vahoaka dia sahirana tsy manda izany izahay fa tsy maintsy sahirana vao mahavita zavatra satria miainga amin'ny simba sy zara fa vita hatramin'izay. Izaho vahoaka ary tsy voky fa miasa vao mahita hanina. Ianao no mpanana nefa manatsafa ny mahantra hitroatra sy hiompefy mba hakanao ny fitondrana ary hitsetsefanao ny vahoaka indray. Asakasaky ny vahoaka io raha tsy mijery fa ireo be resaka rehetra ireo dia mpanana daholo ary avy nitondra ka na ny fasana hilevenany aza sahaln'ny rova fa ny mahantra no mbola tadiaviny hanampy azy hiverina amin'ny fitondrana.
13. bozyboleta
(
22/06/2007 10:58)
Hoy vetsoko>>>Mahantra i Madagasikara ary malheureusement miha -mahantra,vérité sady réalité flagrante io ka dia teneniko,Rehefa mahantra ny firenena na miha-mahantra dia responsable voalohany ny MPITONDRA izay taritin'ny filoha(pouvoir éxécutif),izay vao responsable ny hafa izay tian-tsika ho tanisainy DONC ilaina ny compétencen'ny mpitondra mba TSY HAMPAHANTRA NY FIRENENA,NA mba HIALANA @ FAHANTRANA
,mino za fa miray hevitra amiko nareo @ izay donc aza atao mamparary izany ho an'ny mpanohana ny fitondrana fa vérité générale.
EFA teniko tery aloha io fa aza itsoahana
De hoy aho hoe: manana ny tetika hialana @ fahantrana mitsy ny fanjakana izay ilàna ny fiaraha-mientan'ny rehetra, izay le miasa mafy, miasa tsara ary ny miasa miaraka no fahombiazana. Misy tetika ialana @ fahatrana tsara mihoatra an'io ve? Arosoy raha misy, ary tena arahabaina mihitsy raha ireo milaza azy ho manam-pahaizana no maneho izany. Omeo modely ny vahoaka hojereny.
Averiko @ ohatra hafa indray fa tsy ny fanjakana no andrasana handrotsaka ny vary any ambilaninao, fa ianao aloha no mamboly de mioty ary ianao ihany koa no mahandro sy mihinana fa tsy ny fanjakana koa no andrasanao hampiditra ny sotro any ambavanao. Refa tsy manao an'io de aza mieritreritra ho voky. Otran'izay ny fandrosoana. Entanina ianao aloha ary mila mihetsika fa tsy miandry mahazo manao kroazelebra fotsiny eo .

14. vetsoko
(
22/06/2007 13:46)
bozyboleta:c'est un fanatique par conséquent JAMBA
NQAUGHTYBOY SY JEANKELY/Tsara fa au moins nareo mba mahita hoe tsy mahavita leiry sady mahantra isika Raha tsy izany mantsy dia aveugle ny fanohananareo,saingy zao ny RESPONSABILITE NY MPITONDRA NO RESAHIKO FA TSY AZA AHILIKA SY AHODINA FOANA ANY @ responsabilité ny vahoaka ny rihatra.
Matanjaka be le illusion nalefan'i ra8 t@izy vao hilatsaka,par conséquent ho ngeza be ny décéption ny peuple,en plus n'izany izy filoha ra8 mihintsy aza dia tsy manana programme maty paika hialana @ fahantrana,c'est logique c'est pas un stratège,eo am-pitondrana izy no mi-découvre zavatra maro sady mianatra kanefa firenena io entina io noho izany tsy afaka mi-improuve,nanana 5 ans izy teo nanaovana eESSAI(ironie),nefa tsy nahitana résultat,niha -pire aza hoa fa aza mody fanina ialahy isany
Betsaka ny olona maro no manohana an-dra8 @izao fotoana izao satria tout simplement hoe TSY NAHAVITA NY TEO ALOHA ary koa nohon'ny APPARTENANCE ETHNIQUE ny filoha(merina ets....),malheureuusement mbola mandaitra be izany any amintsika,MERINA ZA MIKOZY IO

15. bozyboleta
(
22/06/2007 14:06)
JAMBA @ ahoana ary! samy manana ny zorony ijereny zavatra ny tsirairay fa nga raha tsy mitovy @ hitanao de tsarainao be fahatany.
Ny ahy ny tsara @ fahitako azy tsy maintsy teneniko. Tsy blem na tsy tsara aminao aza.
De sal@ zay koa ny ratsy hitako tsy maintsy lazaiko na mandratra anao aza.
Fa le mitsikera manta be koa no tsy ekeko satria toe-tsaina T1. Rehefa mitsikera, de manome soso-kevitra hanatsarana fa tsy manao bontolo be.
Jereo ao ambadika ao misy lohahevitra mikasika ny tsikera akanao inspiraka.

16. bozyboleta
(
22/06/2007 14:16)
De inona koa zao no ampidirana resaka APPARTENANCE ETHNIQUE sy anaovana mivandravandra be hoe "MERINA ZA MIKOZY IO"?
Fisainana T1 be zany fa efa tsy zany tsony zao ny resaka e!

17. Jeankely
(
23/06/2007 03:08)
Eto dia be ny mifanabaty sy mifanambany rehefa tsy mitovy ny hevitra. Mbola haveriko ihany fa na miseho mahay aza ianao dia tsy mbola nisy Malagasy nisoratra nilahatra tamin'ireo Economiste eran'izao tontolo fa samy nianatra sy mpianatra daholo. Ary hita hoe firy no boky nosoratanareo "Nobel Prize" mpanambany ny sasany ireo no mivoaka hianarana eran'izao tontolo izao nohon'ny ezperience sy ny traik'efany lasa avobe ary niavaka? Ny Malagasy rehetra na mahantra aza tsy miandry fotsiny izany ary tsy be tsikera izany. Ireo afaka ny miteny no be tsikera etsy sy aroa. Ny Malagasy dia leo MPANAO POLITIKA satria hatramin'izay dia ny ahafeno ny kibony no nataon'ny MPANAO POLITIKA. Ny zavatra mampalahelo anefa dia ny vahoaka no manantateraka ny fandrosoana ka raha tsy miray saina ny vahoaka sy ny Mpitondra dia mazava fa mifandriroritra havia sy havanana eo. Ny resahan'ny iray tsy takatry ny iray ary ataon'ny iray dakan'ny iray. Nosimban'ny Politika ilay zavatra. Anisany zavatra lehibe io nefa hatramin'izao dia tsy mitsahatra koa ny Mpanohatra hamotika ny fifandraisan'ny Mpitondra sy ny Vahoaka. Io rehefa potika izahay vahoaka ihany no voa ary izaho miasa tsy mbola nahatsiaro nangataka izany na zara fa mihinana aza ka asehoy hatrany ny fahaizanareo rehetra fa ny laharan'i Madagasikara daholo no hiafaran'izay ataontsika rehetra.
18. Sambilokely
(
23/06/2007 08:42)
Izao no ataovy ao antsaina tsara ry fanatika isany a!! matoa asiana mpitondra dia izy no nametrahana ny andraikitra voalohany indrindra am zavatra rehetra eto na faly ianao na tsy faly, ekena fa isika tsirairay dia manana ny andraikitra tandrify antsika fa zao anefa moa ve ny mpitondra manamora ny fanatanterahana io andraikitsika io?? hoy ianareo oe ny lalana io efa vita , de hoy aho oe miha mora ve ny sarandalanay am resaka fitanteram-bahoaka refa miha tsara ny lalana? hoy ianareo oe efa tokanana ny tsena sy dispensaire rehetra de hoy aho oe miha mora ve ny zavatra vidinay eny am reny tsena namboarina tsara be reny? ny fanafody ve takatry ny rehetra?
Fehiny: ekena fa miasa ny fitondrana saingy any amin\\\'ny zavatra hafa aloha no tena mahamaika azy ireo fa tsy ny fanalefahana ny vidim-piainana miha midangana. Raha tantsaha ianareo de ity misy ohatra tsotra kely: manana sarety sy omby 2 ianareo, ra olona salama saina tsara ianareo de hahavita hampiasa ireo omby ireo mafy nefa ataonareo tsizarizary ny sakafo?? hanao ahoana moa ireo omby reo rehefa avy eo? De toy izay koa ny olombelona, ekena fa mila miasa be nefa aza adino fa ra marefo ny aina de tsy hahavita asa araka ny tokony ho izy

19. naughtyboy
(
23/06/2007 09:41)
ny tsy mety azoko de misy oul manantena fotsiny zvmahagaga entiny mpitondra,n'aiza2 misy anao aza adino fa ilaina foana ny tsikera(positif)ra manao zv.
tsy ny fahazaona nobel prize na filaharana @ reo ekonomista hafa akory no ahatsara ny toekareny gasikara fa tadidio be lalana diavina @ zany oh. ampihenana reo trosa, fahaizana mitatanana reo vatsy eo ampelantanana,fomba mahomby iatrehana ny inflation
ary farany ny fampitomboana voho ny vatsy eo anivony banky mondialy sy ny karazany(economic growth).Ary mino za fa efa misy ny malagasy afaka hanatanteraka na ny sombiny @ reo aza nefa mila fotoana zany ..ny olana miseho atr@ zay de tsy ny oul manampahaizana akory no tsy ananany dago fa ny manampanahy..

20. vetsoko
(
23/06/2007 13:40)
HITSOAHINA FOANA IO RESAKA APPARTENANCE ETHNIQUE IO kanefa fantatr'ialahy isany tsara fa mandeha be io resaka io any an-tanana,BIEN SUR ,TOKONY EFA hialàna izany,ary ialahy isany no T1 raha tsy mahita fa marina izany any an-tanana sy tokony ialàna izany,sa AVELA HO SUJET TABOU FOANA IZANY MANDRAKIZAY DIA AHANTRA FOANA I MADAGASIKARA,,,,????TARAZO T@ FANJANAHANA io ry akama dia fotom-pisainana olona voazanaka no mbola andarain'izany,tant que tsy resahina sy ahitana solution io dia ho BARRIERE FOANA @ politique any an-tanana sartria mampisy influence @ choix politiqu
NY T1 aloha tsy mahatakatra an'izany e!
NY T1 aloha tsy mahatakatra an'izany e!