aza maka partie aloha fa diniho tsara sy lalina ity

21. naughtyboy ( 23/06/2007 17:53)
:roll:hay ve tsotra fa tsy resaka redressement economique na politique, fa nga tsy azo atomboka @ vetsoko ny fialana @io? za zao gasy aloha @ tanindrazako sy ny malagasy rehetra zay vao merina nefa gasy @ mahamalagasy ahy de ampy mahalaza ny fiaviko fa tsy sakana mihitsy zany 8)
22. Jeankely ( 24/06/2007 02:46)
Ny resaka "Ethnique" tsy midika ho ady na fanavakavahana amin'ny ratsy fa fampisehoana ny zavatra niainana teo aloha ary fitazonana azy ho fantatry ny taranaka mifandimby. Raha miresaka hoe sahala izao ny dihy Betsileo, ny famorana zaza na ny Sambatra any atsimo atsinanana, ny fitampoha any avaratra , ny Famadihana ao i Merina, sns inona no ady amin'izany? Rehefa tonga ny ady seza ao amin'io fitondrana io dia ampiasaina amin'ny ratsy io ary ezahina hidona any amin'ny vahoaka madinika ka amporisihana hifandroaka ny olona. Ny tena marina dia ny mpanao politika Malagasy mihintsy no zatra ny Politika maloto. Antoko politika efa ho roanjato nefa ny saina maloto eo ihany fa natao aninona izany antoko roanjato mahery izany? Betsaka ny nianatra avy Europe sy ny sisa fa rehefa tonga ao antanana dia saron'ny resaka politika maloto koa ny sainy avy andafy. Dia ahoana?
23. naughtyboy ( 24/06/2007 10:27)
ozy lery tatsy aza maka partie aloha bla2..za merina io mikozy io ahonako zany:roll:
ra oe za malagasy io mikozy io de milay :-D
24. vetsoko ( 24/06/2007 22:41)
BREF @ ialahy isany izany dia TSY MISY IZANY PROBLEME IZANY FA FAUX PROBLEME FOTSINY!!!!!!
Hafa mihintsy moa no nanazavain'iJEANKELY ny heviny satria hitako hoe tsy azony le kôzy dia mazava ho azy lasa hors sujets nedala
za miteny @ ialahy isany hoe tokony ho faranana izany kôzy izany fa tsy mampandroso dia hafa ny hamlian'ialahy isany azy,tsy hoe tsy azon'ialahy isany le kôzy fa tsy tsapan'ialahy isany tsara hoe hatraiza marina ny ampleurn'ilay problème
25. Jeankely ( 25/06/2007 02:11)
Ialahy no tena miresaka ivelan'ny tena olana. Raha mahay ialahy tongava ary ampandrosoy fa miandrandra izany ny vahoaka. Ialahy no tena mitetika ny haka ny fonay fotsiny nefa tsy mahavita afatsy ny ny mitsikera. Lazain'ialahy fa ao Madagasikara ihany no misy menaka avo roa heny nohon'ny solika. Mba jereo ary tanisao ny zama-misy amin'ny firenena hafa fa aza ny teny Pararantsay no donc donc po..y eo=))=))
26. vetsoko ( 25/06/2007 11:13)
zao ndray ary e! tsy maninona le menaka avo roa heny nohon'ny solika,ts'koi,normal izany @ ialahy isany satria tsy ao madagasikara irery no misy an'izany,quel argument!!!!????
a miresaka problème ateraky ny tsy fitoviana fiaviana ara-poko eo @ sehatry ny politika,ialahy manazava karazana fomba n-drazana isam'poko!!!!!!!!,,,,????normal raha miafara @ teny ratsy le kôzy (po..y)
27. Jeankely ( 26/06/2007 01:51)
Angaha moa misy resaka normal izany no ataon'ialahy eto koa. Ao ny manao ialahy PRESIDENT, ao ny manompa amin'ny maloto, ao ny milaza abobo sy mampiresaka hanimbana ny sain'olona sns. Izahay tsy mbola nilaza fa tsara ny fahantrana ary anisany mahantra izahay. Fantatray tsara kosa anefa fa isaky ny misy ny hetsika dia izahay ihany no mahamay fa ianareo mpanana avy andafy no miorakoraka ny fahantranay mitombo, ny zanakareo afaka alefa andafy mianatra fa ny anay amporisiana ny sasany handoro ary rehefa mba mahavita izay fianarana kely vitany ny zanakay dia tondroina molotra satria nivoaka avy teny amin'ny mpanao grevy sy mpandoro Oniversitia. Izahay izany miantoka foana izany hoe mbola misy ny andevo ka eo nareo vahoaka handevozinay mpanao politika hatrany.
28. vetsoko ( 26/06/2007 13:58)
raha iany no izy tokony ho tezitra be @ io fanjakana io ianareo ry jeankely koa aiza kosa ve dia isaky ny misy hetsika dia ny mahantra foana no mahamay,amporisihan'ny sasany handoro ny ankizy dia mifototra le izy avy eo,en plusn'izay sady mbola miha-mahantra ihany ny olona fa tsy hoe mihametny farim-piainana,TSY RARINY MIHINTSY E!tsy mahavita azy le mpitondra,5 taona no teo toa vao maika miha-pire,ny nataon'ny teo aloha aza efa tsy tenenina!
MISY ZAVATRA TSAPANAO AO RY JEANKELY,MISY TARAINA ANATIN'NY VAHOAKA MALAGASY ,FANTARO TSARA NY RESPONSABLE,FANTARO TSARA NY CIBLENAO,IZA NO MAHATONGA NY FAHANTRANA,iza NO TSY MANOVA ZAVATRA?IZA NO MIHA-MANANA,? iza ....????tsy ny olona miresaka aminao akory,tsy ny olona mifanoratra aminao akory,tsy ny fiaraha-monina eo an-tananao akory,fa izay mitana ny fahefana,satria izy no manana fahefana hampandroso....na koa TSY HAMPANDROSO
29. Jeankely ( 27/06/2007 02:51)
Ny resakao ry vetsoko mampisaina saingy ataovy mitombona fa lesona hita teto ny fahaizana mitanisa ny tsy mety avy eo fitsenana ny Dadabe teny Ivato no nahoraka ka omeo ny tena marina ary. Izahay no fanatika sa ianao no tia hamerina disak laoka?
30. bozyboleta ( 27/06/2007 07:16)
Inn re ty fangaro voraka ty e!Sady mampiditra no mamoaka. Ireny le sady manipy afo no miantso pompier.
>>>vetsoko: Betsaka ny olona maro no manohana an-dra8 @izao fotoana izao satria tout simplement hoe TSY NAHAVITA NY TEO ALOHA ary koa nohon'ny APPARTENANCE ETHNIQUE ny filoha(merina ets....),malheureuusement mbola mandaitra be izany any amintsika,MERINA ZA MIKOZY IO
>>>de mbola izy ihany: HITSOAHINA FOANA IO RESAKA APPARTENANCE ETHNIQUE IO kanefa fantatr'ialahy isany tsara fa mandeha be io resaka io any an-tanana,BIEN SUR ,TOKONY EFA hialàna izany,

Fa aza asiana tenin-dratsy kosa aloha jeankely a!
31. Jeankely ( 27/06/2007 07:47)
Misaotra fa hanitsy ao e. Rehefa ny akama hajaiko fa misaotra e.
32. vetsoko ( 27/06/2007 13:28)
bozyboleta dia vakio ny valitenin'i leiry dia azonao le kozy,
tsy azoko mihintsy le diska loaka ry se marina an,averiko farany hoe tsy mpitondra teo aloha za,OK Raha mbola izay mantsy no angle hijeren'ise ahy dia tsy hino sy tsy handray mihintsy ise ,fa andramo ovaina anie e!
33. tsoraka ( 28/06/2007 01:12)
Diska Gaoka ianao. iza no ao andamosinao? mba lazao?
34. vetsoko ( 28/06/2007 23:45)
fa tena tsy hitan'ialahy isany mihintsy izany hoe MAHANTRA isika !!!!!!Dia ireo izay mba mahatsapa dia tsy maintsy diska goaka!!!!!!!Hoatr'zay ve le fisainan'ialahy isany sa ahoana????§§§
Sa hoe tsy mahazo mi-critique fa tsy maintsy mankafy,sa tsy maintsy mitovy hevitra @ ialahy isany eto @ ity dinika forum ity??????!!!!!SA TSY MAHAY MAMALY SY MIRESAKA SY MANOHAN-KEVITRA FOTSINY TSOTRA ZAO LISANY?ZAY NO TSAPAKO
35. ranitse ( 29/06/2007 02:21)
Tsy misy mankafy fahatrana fa na izany aza vao mainka mampahantra ny fitsikerana tsy mamokatra. Asehoy anay izay vitanao fa manaraka anao mora izahay raha favy ianao. Ankoatr'izay tsy mila critique critique nefa tia hamerina Diska trobaka hoy ilay iray ary
36. vetsoko ( 29/06/2007 22:24)
fa tena tsy hitan'ialahy isany mihintsy izany hoe MAHANTRA isika !!!!!!Dia ireo izay mba mahatsapa dia tsy maintsy diska goaka!!!!!!!Hoatr'zay ve le fisainan'ialahy isany sa ahoana????§§§
Sa hoe tsy mahazo mi-critique fa tsy maintsy mankafy,sa tsy maintsy mitovy hevitra @ ialahy isany eto @ ity dinika forum ity??????!!!!!SA TSY MAHAY MAMALY SY MIRESAKA SY MANOHAN-KEVITRA FOTSINY TSOTRA ZAO LISANY?ZAY NO TSAPAKO
37. rahiratra ( 30/06/2007 02:25)
Iza no manery anao hakafy ry vetsoko? Ny fahantrana dia tsy azon'iza hafenina saingy ny filazanao fa ny Mpitondra ihany no tompon'andraikitra no tsy hitovizana. Ny element rehetra ao anaty fiarahamonina samy tompon'andraikitra amin'izany. Mamoaka sary mampihomehy ny gazety Tribune ary havoitran'i bazylou namanao milaza tsy AREMA. Hita ao ny sarindrangahy milaza ny mahantra hoe "Aza miteraka betsaka, ary milaza ny mahantra hoe tsy hiala voly ve izany". Inona no mahaly amin'izany aminao? Ny fialany voly mahatonga azy maro anaka ve no tianareo aseho nefa any amin'ny misy anareo aza zaza iray ary ny alika sy saka ary saribakoly no naman'ny zaza, koa inona no mahadiso ny fanabezan'aizana? Milaza ny sasany tsy afaka misaina ianao nefa ianao mihintsy no tena maka partie.
38. Zazala ( 30/06/2007 03:15)
Mba manomeza analyse mazava toy ny an'i Ravetsoko ry Foka-hiratara ty a!
39. rahiratra ( 30/06/2007 03:31)
Eto foana isiaka sy ialahy ry ilay Zazafoaka ity anio a. TIM niala tsy ilainay, Arema tsy ilainay, Tsak tsak zato arivo efa any ampasana, mivoa raha olombanona sy mitondra zava-baovao ho an'i Madagasikara.
40. vetsoko ( 30/06/2007 22:56)
hoy i rahiratra oe "Ny fahantrana dia tsy azon'iza hafenina (ok) saingy ny filazanao fa ny Mpitondra ihany(ihany ahoana???tsy nilaza izany za) no tompon'andraikitra no tsy hitovizana."
Dia hoy za hoe,efa koziko tary aloha ity fa nareo moa efa hoatr'izay daholo foana,tsy mi-retenir n'inon'inona dia lasa mamerin-teny foana
Mahantra i Madagasikara ary malheureusement miha -mahantra,vérité sady réalité flagrante io ka dia teneniko,Rehefa mahantra ny firenena na miha-mahantra dia responsable voalohany ny MPITONDRA izay taritin\'ny filoha(pouvoir éxécutif),izay vao responsable ny hafa izay tian-tsika ho tanisainy DONC ilaina ny compétencen\'ny mpitondra mba TSY HAMPAHANTRA NY FIRENENA,NA mba HIALANA @ FAHANTRANA
,mino za fa miray hevitra amiko nareo @ izay donc aza atao mamparary izany ho an\'ny mpanohana ny fitondrana fa vérité générale.
d aza ovaina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3523