aza maka partie aloha fa diniho tsara sy lalina ity
41. rahiratra
(
01/07/2007 02:44)
Miverina indray ny donc donc donc araka ny filazan'ny sasany ary. Na mahantra aza ka hisy raha hisy ny fanovana tsy midika mihintsy fa ialahy vetsoko milaza ho TIM niala no ahay hanasa loha sy hanatsara. Fa taiza ny sain'ity no nandeha nanao TIM vao niala ary milaza ho favy? Misy olobelona maro Madagasikara ary manerana ny Nosy ka raha toa ka hanova tsy TIM niala mihintsy no miseha manazava.
42. vetsoko
(
03/07/2007 14:05)
IO koa leity fa lasa ohatran'i jeankely le!
hoy ise hoe : "na mahantra aza.....",izany hoe tsy le tena fahantrana no manahirana an'ialahy isany fa zavatra hafa mihintsy,za aloha hitako hoe anisany ny manahirana an'ialahy isany e!misy manompa mihintsy anie e!
dia hoy koa ise hoe: "ary milaza ho favy",tsy niteny an'io koa za fa constatation'ialahy isany io
hoy ise hoe : "na mahantra aza.....",izany hoe tsy le tena fahantrana no manahirana an'ialahy isany fa zavatra hafa mihintsy,za aloha hitako hoe anisany ny manahirana an'ialahy isany e!misy manompa mihintsy anie e!
dia hoy koa ise hoe: "ary milaza ho favy",tsy niteny an'io koa za fa constatation'ialahy isany io
43. kanota
(
04/07/2007 05:35)
Tsy mila taranak'AREMA ry miseho milay a. Izahay tsy faly amin'ny fahantrana fa izahay mila ny taranak'AREMA handraitra vava.
44. vetsoko
(
04/07/2007 13:35)
marina aloha ny kozin'ny kanota e!tsy nahavita azy tokoa ny arema ka tsy ilaina,ok
dia niampy iray indray koa ity ny tsy mahavita azy dia tsy ilaina koa
dia niampy iray indray koa ity ny tsy mahavita azy dia tsy ilaina koa
45. Kota
(
04/07/2007 19:29)
vetsoko:
Dia hoy za hoe,efa koziko tary aloha ity fa nareo moa efa hoatr'izay daholo foana,tsy mi-retenir n'inon'inona dia lasa mamerin-teny foana
Mahantra i Madagasikara ary malheureusement miha -mahantra,vérité sady réalité flagrante io ka dia teneniko,Rehefa mahantra ny firenena na miha-mahantra dia responsable voalohany ny MPITONDRA izay taritin\'ny filoha(pouvoir éxécutif),izay vao responsable ny hafa izay tian-tsika ho tanisainy DONC ilaina ny compétencen\'ny mpitondra mba TSY HAMPAHANTRA NY FIRENENA,NA mba HIALANA @ FAHANTRANA
,mino za fa miray hevitra amiko nareo @ izay donc aza atao mamparary izany ho an\'ny mpanohana ny fitondrana fa vérité générale.
d aza ovaina
Ka izay indrindra anie ilay hoe tsy misy zava-baovao entinao fa izay foana ny ambetin-dresakao e ! tsy misy izay tsy mahalala izany ary tsy izao vao nahantra ny gasy. Tompon'andraikitra voalohany ny mpitondra. Marina tsy misy mandà izany. Ary raha miteny hoe voalohany dia misy ny faharoa sy fahatelo sns...! tsy tompon'andraikitra voalohany ianao fa aiza ho aiza dia inona ny nataonao ? mandainga ianao raha milaza fa ny tompon'andraikitra voalohany dia tsy manao na inona na inona fa ny zavatra ataony mety tsy mifanaraka amin'ny sainao no arangaranganao. Tsy marina ve izany ? tena tsy mahay na inona na inona ve Ra8 eo amin'ny fitondrany ny firenena ? inona avy no nataony dia inona no tokony nataony ? valio mazava !
46. kanota
(
05/07/2007 00:58)
Ny filazana olona tsy mahay inoninona dia resabe ary tsy nahavita ny vitany ny olona miseho mahay. Ny fahantrana dia tsy vao izao no nisy. Raha nahay nitondra ry zareo manampahaizana tsy tonga t@'ny "ajustement structrurel" ary tsy tafatsofoka amin'ny IPPTE. Ny donto tsy tokony hanintsy satria efa nanao tsy nahomby. Raha ny filazana fa tonga lafatra kosa dia na ny Frantsay izay efa lasa alvitra aza miezaka ny hanitsy ary milaza fa manatsara araka ny fivoatran'ny toetr'andro. Tsy misy izany ny filazana fa lafatra io ary tsara ny fahantrana. Koa raha mbola resaka Arema dia tsy mila asisika anaty sain'ny olona fa zava-poana ary tena nampidikizo.
