Politika
Sambilokely
(
05/10/2007 15:23)
Tadidiko tsara fony nafana be ny raharaha momba an'io olona io dia nipotsaka daolo ny vavan'ny fanatika ity fitondrana ity toy ny efa nahita mintsy oe nangalatra sy nanodikodina ny vola tokony hanadio...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 16/10/2007 02:55
Jeankely
(
05/10/2007 05:38)
Tsy mila Filoha, tsy mila lefitra fa izay rehetra mahatsapa fa tsy alehany ny nataon'ny mpanao politika nifandimby dia samy manenjika ary ny internet no Birao foiben'ny fikambanana. Aza hamelana izay ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 09/10/2007 13:49
Jeankely
(
03/10/2007 03:45)
Ireo antoko avy nialanao ireo na tsara na ratsy dia tsy mila anao rehefa niala azy ianao. Ny vahoaka koa raha toa ka mila ireo antoko ireo dia tsy mila ny niala. Raha toa kosa ka tofoka tsy mila ireo ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 09/10/2007 05:25
Sambilokely
(
02/10/2007 15:08)
De zao no valin'izany analyse-ko zany!!
Niha vitsy ny olona mpankasitraka ity fitondrana ity raha ny valiten'ireo mpamaly no jerena!! Tsy de hita intsony le mafana fo be manopa mpanao kritika fahiny ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 05/10/2007 05:30
tezitra
(
02/10/2007 11:12)
Cette belle idée de l’époque ZAFY a été supprimé par RAVALOMANANA , or qu’est ce qui va se passer :
1)Si l’Etat n’offre pas le 4x4, ce sont certains Karana et chin...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 03/10/2007 04:00
Jeankely
(
30/09/2007 05:46)
Taritina ny olona hoe aty no lalana tsara satria ahazo seza. Rehefa mahazo seza dia faly sy miterikiho ary tena milela-molotra tsy mahita ny olona. Rehefa tonga kosa ny andro hialana amin'ny seza dia ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 04/10/2007 13:51
tezitra
(
29/09/2007 14:53)
[b]1 ) Zafy Albert et Rakotovahiny sont les seuls gagnants :[/b]
-Car ce sont les seuls qui ont demandé aux gens de ne pas aller voter.
Résultat du course : 70% de d’abstention, c’est l...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 01/10/2007 12:57
kanota
(
28/09/2007 13:55)
Felaka tehamaina ho an'ny mpanohatra koa izany. Efa lazaina fa tsy ilan'ny vahoaka mbola be resaka ihany. Tsy aleo maka aina rehefa mba ampy taona sa mitady ho afabaraka tsara?...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 03/10/2007 04:08
ronaldo09
(
28/09/2007 10:56)
Raha izao vokatry ny fifidianana natao tamin’ny alahady 23 septambra 2007 teo izao no jerena, dia azo lazaina fa mizotra any amin’ny fandresen’ny Tim ny raharaha na dia mbola tsy vokatra feno...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 03/10/2007 06:26
Jeankely
(
28/09/2007 05:45)
Misy afaka milaza ho ampoka sy afaka mirehareha fa nahazo tombony ve raha tsy nifidy ny vahoaka? Asio lanjany ny vahoaka na mpanohatra ianao na avy nihinana voadaka na mbola mihininana. Ny vahoaka koa...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 28/09/2007 09:51
Jeankely
(
26/09/2007 13:08)
Rehefa tsisy mpihaino Rabaradaka dia nilaza hanao veloma. Ny lazainy kely aina mahazo laka avy eo izy matanjaka indray no mitsoaka. Fa politikan'inona ity RABARADAKA. Miridana=)). Veloma dia mijere la...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 28/09/2007 05:34
rabaradaka
(
26/09/2007 12:16)
Ho rava tsy ho ela ny fitondran-dRavalo
Mibaribary izao ny haharava tsy ho ela ny fitondran-drazoky be Ravalo. Mety ho gaga nareo hoe fa ny TIM aza no ho be ao Tsimbazaza. Tsy izay fa ny fandresen-...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 29/09/2007 03:00
vivi
(
26/09/2007 09:38)
ahoana aloha ilay we tany amitsika Madagasikara no nahitana hemeroda lehibe indrindra heran'izao tontolo zao , ary toa any La reunion hono izy @zao , mba mahaliana hay ny momba io , mba nahitana zava...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/09/2007 21:30
lagoon
(
25/09/2007 21:42)
http://img146.imageshack.us/img146/1980/axisofwarsuy7.swf...
tohiny
Jeankely
(
25/09/2007 06:04)
Avy amin'ny Mpanao Politika ihany. Tsy liana ary tsy rototra amin'izay mitranga na resaka fifidianana ny vahoaka fa variana @ fiainany. Efa hitany hatramin'izay fa fiarovana sezan'olona ary fiarovana ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 15/11/2007 14:56
Jeankely
(
24/09/2007 10:55)
Edrey re ry baradaka fa toa mivilana daholo ity hevitrao? Azon'ny kely aina indray ity laka sa ny aiza indray no asianteny sisa. Maina mihintsy ny molatra ve?=))=))=))...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 26/09/2007 13:12
simplex
(
23/09/2007 21:49)
D ahoana ry zalah a?
tairo atao ato ny valiny sy izay resabe mety atao @ zany e.
Ny ao Tana ve zao tsy efa fantatra, sa ahoana? :P...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 25/09/2007 13:18
rabaradaka
(
21/09/2007 05:29)
RAVALOMANANA sy ny 5V
Lahatsoratra iray niparitaka eran-tany mihitsy izy ity fa ho fintinin-dRabaradaka amin’ny teny Gasy.
Inona moa aloha ny 5V ? 5V = Vola-Voninahitra-Vakana (ody gasy io)-Vehi...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 25/09/2007 13:23
letudiant
(
18/09/2007 15:09)
Salama daholo,
Ireto misy interviews ny TIM, GRAD ILOAFO, RPSD VAOVAO, CRTIM, FARIMBONA
[url]http://www.tvmada.com[/url]
Veloma finaritra...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 19/09/2007 07:00
Jeankely
(
18/09/2007 08:53)
Sanatria tsy filazana ny Risoriso ho tsara. Ratsy ary faran'izay mampihisatra ny fandrosoana ny Risoriso. Voaenjika ny mpanao izany amin'ny tany hafa. Raha jerenao anefa ny zavatra vita na mitsangana ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 20/09/2007 07:25
