Olon'ny teo aloha

1. rabaradaka ( 08/12/2007 11:44)
Salama dadatoa sy nenitoa, lazaina fa olon'ny teo aloha i andry TGV, fa iza moa no tsy olon'ny teo aloha ? Iza ? F'angaha tsy olon'ny teo aloha i Ranjeva, i Razaka Elisé, i Radavidson, i Jacques Sylla, fa na Ravalomanana aza tsarovy fa i Ratsiraka ary tamin'ny andron-dRatsiraka no nanan-karena ary nanao pacte tamin'ny deba, dio olon'ny teo aloha koa izy. Fidio rangahy izay mahay sy hahavita ny tanàna fa aza mifidy izay be resaka sy be vava toa an-drabaradaka
novalian'i tontavao ny 11/12/2007 07:31
2. tendry77 ( 08/12/2007 12:38)
akory eh!-samby magnana tiagne rika
-ze mrevy betona be mankany
-ze mrevy kely ton makaty
-ze mrevy amerikan makany tsy azo terena
fa mifankaiza moa mahamasina sy alarobia samy bozaka,
propagandy no atao d samy mandoka ny tenany fa fikan'n ts ampy fahalalana ny manaratsy ny hafa;
ho ela velona daholo ry zalah sy zavavy akama isan d ho samy seraseran'tany aloha dholy afaka taona maro
3. Jeankely ( 10/12/2007 10:40)
Dia mihomana daholo fa ho mafy ny valim-pifidianana @'ity e! Ireo marary fo mitandrema
4. pitchou ( 10/12/2007 11:51)
:-D:-D:-D:-D:-D i tendry ko d mampme! sady 77 amboniny!
jeankely> aleo manao stock valium o?
5. tontavao ( 11/12/2007 07:31)
Ka moa ve tsy ny fiainana teo aloha notsaratsara toy izay amin'izao fotoana izao?

Tsy mbola nahalala izay atsimo sy avaratra tamin'ny raharahampirenena aho tamin'ny fitondran'i PRESIDENT Ratsiraka? FA ARAKA NY REKO SY FAMPITAHANA avy amin'ny fikarohana kely mba natao dia toa RATSY LAVITRA NOHO RATSIRAKA ITY RA-8 ity.

Tanavo vao niakatra tokoa angaha?

TSY MENDRIKA AN'I MADAGASIKARA NY FITONDRAN'OLONA TSY NAHITA FIANARANA LOATRA. adala angaha ny ray aman-dreny mampiana-janaka?

Raha mety ny mbola anohizan'olona bado ny hitondra vahoaka dia foany daholo amin'izay ny sekoly fa tsy misy ilàna azy. Mpiandry omby ve no hibaiko JENERALY 4 kintana? tsy rariny rangah na dia hitsara ahy aza ianareo tsy maninona fa ny hevitro dia izay.

Tsy azo atao kilalao MADAGASIKARA
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4535