Politika

fijo ( 14/12/2007 21:04)
tsy hamerina ny vita isika fa dia ekena izany fa i andry no lanim bahoaka tao tana. fa inona no azo lazaina kosa ambadik'izay? -ny vahoaka. naneho miharihary izao ny vahoaka fa tsy azo atao an... tohiny
novalian'i pitchou ny 21/12/2007 18:25
salmo1 ( 14/12/2007 20:00)
Ny filohany TIM wa vendrana be, tsy mba nandalo fianarana. Zay fotsiny de efa tsy mapteny ny TIM. Ny minono nonon'omby ihany no mba hainy ireny TIM ireny. :arrow: ... tohiny
novalian'i fetrakens ny 18/12/2007 05:24
tezitra ( 14/12/2007 17:48)
c'est la 1ère fois que le PJ s'occupe de crime financiere Car l’affaire est grave, des voyous veulent incendier la mairie, pour faire disparaître des preuves compromettantes, colombo, derric... tohiny
novalian'i Jeankely ny 18/12/2007 14:15
bazylou ( 14/12/2007 16:36)
tao rajeankely and co fa very ny seza !!:lol::lol:... tohiny
novalian'i hery ny 14/12/2007 21:52
ronaldo09 ( 14/12/2007 11:57)
L'heure est au reglement de comptes. La defaite de Hery Rafalimanana, candidat du Tiako i Madagasikara (Tim), aux municipales à Antananarivo-renivohitra laisse des traces au sein de la formation poli... tohiny
novalian'i Jeankely ny 07/01/2008 09:12
dibbah ( 14/12/2007 10:03)
i TGV d averina indray ny tim... tohiny
Jeankely ( 14/12/2007 07:29)
Efa lany tao IARIVO i MONJAJAONA ary maro no lany tao. Ny Mpitondra no tian'Antananarivo Renivohitra homena Lesona Mahamay fa tsy dia fitiavana tanteraka an'i Andry TGV akory. Tsy manantena fiadanana ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 18/12/2007 14:06
tontavao ( 14/12/2007 07:23)
mba ilazao ry zalahy rehefa mandeha io... tohiny
novalian'i TGV ny 16/12/2007 00:13
fijo ( 13/12/2007 21:41)
dia miandry ny vokatra ofisialy izany isika rehetra.tsy dia manantena fihovana akory nefa fa dia mety ho andry izany no lasa eo. -miandry ny fanapahankevitra voalohany izany isika. -miandry ny mety ... tohiny
novalian'i fijo ny 14/12/2007 20:49
xxx ( 13/12/2007 20:50)
Ela nitorahana voamason'angatra ny TIM ka dia mbà nahazo lesona t@ ity fifidianana maire ity e ..... tohiny
salmo1 ( 13/12/2007 19:52)
Manomboka zao, raha misy vahiny manontany izaho oe: - ''Iza no anarany filohany Mscar?'' dia ho valiako oe: Rajoelina Andry tompoko, io no filohanay (fa mamenatra be ny hilaza ny filohany T... tohiny
novalian'i Jeankely ny 14/12/2007 08:07
bazylou ( 13/12/2007 17:50)
mpitery omby andro irirnina ny pokona dia handeha hitaingina tgv indray.:wink:... tohiny
novalian'i Jeankely ny 14/12/2007 07:33
dibbah ( 13/12/2007 16:24)
TSY MAINTSY MITAINGINA TGV NY TIM VAO TONGA ANY AMIN'NY GARE MANARAKA VELOMA O... tohiny
novalian'i peugeot ny 13/12/2007 16:36
salmo1 ( 13/12/2007 15:19)
Ny Antananarivo sy ny malagasy mipetraka ao andrenivohitra dia efa mihevitra fa i Andry maintsy no filohany amin'ny retraretra, fa tsy ny filohany TIM velively akory. Raharaha ity ny any TIM sy ny ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 14/12/2007 07:18
Jeankely ( 13/12/2007 14:46)
Samy nametraka hafatra sy namelaka tehamaina ny Mpitondra ny mpifidy tao Antananarivo Renivohitra ka tandremo sao mihevitra fa vita hatreo ny olana. Ny resaka tsena ihany ohatra dia ady ny fandaminana... tohiny
novalian'i Jeankely ny 14/12/2007 07:10
pitchou ( 13/12/2007 12:49)
:D mba mety azo atao v m'sié le maire mba tsy alefa mafy lôtra le tgv ndrao mivadika eo ka hamoi-doza? :D:D:D sô d manko tsy tafiditra ny gara eo fa misy manodikodina eny am-panidinana kou? d mbÃ... tohiny
novalian'i pitchou ny 14/12/2007 18:34
tezitra ( 13/12/2007 12:47)
Maintenant le résultat est presque certain, c’est TGV le boss, 3 choses doivent être dits : [b][u]1)liberez Antananarivo :[/u][/b] [b]a)économiquement [/b]:que tout le monde puisse faire... tohiny
novalian'i DotMG ny 14/12/2007 05:33
bazylou ( 13/12/2007 12:39)
:{:{:{:{:{:{ Ho paingorin'ny tgv izany ialahyisany ry tim !!! hiiih I rafalimanana efa hanao retraite sahady fa tsy zakan'ny vavoniny ny baolina;;;;;:-D:-D... tohiny
novalian'i Jeankely ny 02/01/2008 13:17
salmo1 ( 13/12/2007 12:22)
[quote=ra8]« Hanompo vahoaka fa tsy hotompoin’ny vahoaka izay ho Ben’ny tanàna ho lany » GAZETIKO[/quote] Tsisy dikany, tena tsisy hilaivana azy. Tsy fantany akory zay tiany ho tenenina. ... tohiny
novalian'i tynah ny 13/12/2007 17:32
tontavao ( 13/12/2007 11:32)
Mba jereo kely dia ahitsio ny ao amin'ny site Andry TGV fa misy diso tsipelina ka mahakamo be. Ary ataovy à jour io resultat io. "[b]résultats non officielle[/b]" ahitsio io fa mandreraka be ny mij... tohiny
novalian'i akama2006 ny 13/12/2007 18:27
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 7.3443