vomanga be ny TIM

1. Optik ( 17/07/2006 17:09)
Hay ve ty Salmo ty ka mpanambany olona be ôtr'zany e.

Hoy ny Ntaolo hoe: "Ny tapany ihany no mikobana"
2. akama2006 ( 17/07/2006 19:05)
mamasoo> efa naheno any ra8 niteny allemand sy angilkisy angaha ianao?za efa naheno angilisy fa tsy ao e!ny allemand vaoamaika koa tsy sur !


diplaoma indray ,inona aza no maha complexe any mamisoa aminy resaka diplaoma,nisy post teo aloha hoe menatra mamsoo fa ny lehibeny tim manana doctorat indroa avy any harcahrd ,niaraka a taminy ry tantely andrianarivo ,etc....!no sady major de promotion hoy mamsoo tao:

dia maninona anefa le diplaoma,nahavita inona sy natao inona?tsy resaka voninahitra sy fangalana toerana fotsiny ve!jereo ny vokany e,ny iray nitsaokoa sady mpanodina vola fa sty nahavita inona inoa teo aminy firenena!

mbola tsy azonareo foana ve fa ny diplaoma anie ka "tsy tout" e! lozika napetraka tamny androny fanjanahana io,fa tsy mifandraika aminy toekarena sy sosialy amin'izao andro izoa indrindra moa ny mondialisation.

tsy adala ny tany mandroso fa tsy rajako mametraka planina isankarazany ny aminy resaka asa!tsy adala akory ny mpandraharaha ka ny olona tsy manana diplaoma nefa efa niasa amantaonany iznay hoe manana traik'efa eo aminy sahatra iray no mahazo karama ambony sy fandrondrotana avo ao aminy ilay orin'asa fa tsy izay be sy adala misy boritra rehetra izao akory!ny boritra na cpe io na doctorat ,dia ahafantarana ny dingana vitan'ilay olona raha hanao zavtra iray izy fa tsy hoe io no lakile a vaoa aseho dia misokatra ny varvarana!raha tany mahanatra ohatra ny gasy angha dia izay!ny cursus anie misy antony matoa asiana fa tsy hoe hangonina avokoa ny diplaoma dia miandry asa avy eo!matoa ny amerkanina sy ny firenena mandroso lasa alavitra dia satria tsy misy asa ambany ary manana ny toerany avokoa ny tsirairay,tsy misy very,ny karama mitovy fa arakaraka ny tombony hananao sy ny maha izy anao no mahatonga anao lasa alavitra!

tsy hanalabaraa tena hoy mamso i ra8,efa ela izy no nanalabaraka tena fa tsy vao izoa akory,ny famerenana ny fomba fanaony arema aminy ùonopole dia efa isany,fanaovana tsinontsinona ny magistrat,syndicat,...dia efa isany,fanendrena ny lehibeny fokontany sy fanodianan ankolaka ny fifehezana ny antokompahefana rehetra dia efa an'isany!tsy misy atao mahagaga intsony izany!ny fanontaniana izoa dia hoe,nahazo lesona ve i 8 sa mbola mafy loha be foana!
3. salmo1 ( 14/12/2007 20:00)
Ny filohany TIM wa vendrana be, tsy mba nandalo fianarana.
Zay fotsiny de efa tsy mapteny ny TIM.
Ny minono nonon'omby ihany no mba hainy ireny TIM ireny.

:arrow:
novalian'i fetrakens ny 18/12/2007 05:24
4. pissoa ( 14/12/2007 20:55)
salmo1:
vomanga be ny TIM

hano ary izy e :-D:-D:-D:-D:-D
5. fijo ( 14/12/2007 21:05)
tsy mahay mihinana vomanga akory ve le?sa elahy mpihinana vomanga
6. hery ( 14/12/2007 21:38)
salmo1> fa iza no filohan'ny TIM tsy nandalo fianarana izany?
7. salmo1 ( 15/12/2007 00:29)
hery: ra8 fa iza ndray e?
8. ikaretsaka ( 15/12/2007 04:04)
za kosa mino fa nandia fianarana mihoatra noho i salmo izy izao.. au moins izy mba nahay nanao produits laitiers.:-D
9. mamsoo ( 15/12/2007 05:33)
Yvon Andrianisandratriniony no filohan`ny TIM ry "Namana" a.Tadidio tsara fa double Doctorats tany Harward izy ary anisan`ny major niaraka t@ Tantely Andrianarivo, Minisitra Haja.Mba manaova recherche sur internet dia mahalala ireo olomanga ianao(nareo)e.Sarasera tsy ampy hampitombo fahalalana.Mavesatra dia mavesatra ny CV an`ireny ry namana a.Fa ianao moa v mba diplomé taiza e.Classe primaire?Manaova analyse politique dia aza manambany olona fa na izahay mba diplomé tany ivelany sy teto @ tanàna aza menatra manoloana ny boritra ananany.Aza adino.Tsy tia Tim ihany koa anefa aho.Mianara aloha vao miteny.Sur e.
10. tontavao ( 15/12/2007 05:33)
DOCTEUR HONORIS CAUSA TOMPOKO
11. salmo1 ( 16/12/2007 12:27)
Akama06 =D
optik:
Hay ve ty Salmo ty ka mpanambany olona be ôtr'zany e.


Hazavaiko tsara (na ratsy).

Za tsy manambany and-ra8 maintsy.

Fa amin'ny maha-olom-baohaka azy sy ny maha mpitondra politika azy dia tokony hantaty zay resakin'ny mpanohitra azy manokana.

Ohatra fotsiny ity mba hazahoanareo ny atao oe fanambaniana tsotra izao sy ny fanambaniana amin'ny olona mpanao politika.

Za sy olona miaraka amiko dia samy hafa ny safidinay eto an-toerana.
Izy manambany ny ahy ary za kosa dia manambany ny azy...(rehefa tena tsy zakako intsony dia mande maintsy ny teny ratsy be indrindra retraretra amin'ny teny gasy. Tsy teneniko ho azy lay teny ratsy fa hanasorana lay devoly politika ao aminy satria hitako ratsy ho an'ny vahoaka) Zay favo indrindra no mahazo ny toerana, zay le oe: miady seza.

Ka averiko indray, tsy ra8 maintsy no olana fa lay anarana oe TIM.. Satry i ra8 amin'ny taona manaraka tsy fantatra raha hiova politika hafa, dia hatram'izao aloha TIM no tena vomanga.

;-)
12. salmo1 ( 16/12/2007 12:46)
Optik: tena ratsy zany manambany olona izany amin'ny lafiny ray manokana. a+ tsy azo hatao.

ra politika kosa d tsy maninnn.
13. Optik ( 16/12/2007 16:07)
Salmo1:
Hazavaiko tsara (na ratsy).

Za tsy manambany and-ra8 maintsy.


Zah anie teo tsy nanamarika ze anaran-Ra8 na ny kely aza fa aza tonga de mikorapaka. Ze alahelon'i toi aminy sy @ TIM tsy ahoako fa zon'i toi zany.
Fa le kôzin'i toi mahakasika ireo tsy mba nandalo fianarana no nomarihiko. Jereo tsara fa raha toy izany no fomba fanambanian'toi an'ireo izay somary nandalo fianarana( mpanao pôlitika) dia mba ahoana moa hoy aho ny ho fijerin'toi an'ireo tambanivohitra kely mpiray tanindrazana izay tsy mba nandalo fianarana na ny kodiny aza...?

Ouaïnna be le toe-tsaina e!
14. salmo1 ( 16/12/2007 17:28)
optik:
Jereo tsara fa raha toy izany no fomba fanambanian'toi an'ireo izay somary nandalo fianarana( mpanao pôlitika) dia mba ahoana moa hoy aho ny ho fijerin'toi an'ireo tambanivohitra kely mpiray tanindrazana izay tsy mba nandalo fianarana na ny kodiny aza...?

Iza no mpiandraikitra anireo tambanivohitra kely mpiray tanindrazana izay tsy mba nandalo fianarana na ny kodiny reo.. izaho ve? sa ny filohany TIM:?:

Raha tsy mandalo fianarana daholo ny gasy.. izaho ve no bleme sa ny filohany TIM:?:

Ouaïnna be le toe-tsaina e!

Tsy wainn aho ka! Na hendry aho na adala, tsy hampanakarena an'i Mscar velively maintsy izany, fa ny TIM no tokony be saina fa tsy manao saina vomanga be. Mila soloina fa tsy mamely ho any pokona.

15. lapino ( 16/12/2007 17:36)
Raha resaka nandia fianarana ange, jereo i Profesora e :wink:
16. simplex ( 16/12/2007 18:04)
:-D:-D:-D
zany hoe miankina @ specialite le izy k :):lol::lol:

mamsoo,
* Yvan tany Suisse no nianatra, ary tsy manana doctorat izy :)

* i Tantely nahavita ecole de finance... sinon, jereo fotsiny ny fiasco-ny tao @ BNI 8)

* i Haja no nianatra tany Etats-Unis, manana doctorat, Mathematicien-Probabiliste-Statisticien...

17. LazaDaddy ( 17/12/2007 06:30)
simplex> izaho mantsy mba gaga! Toa tsy ahitana publication nosoratany akory na dia iray aza nefa hoe manana doctorate. Sao kosa dia baoritra novidiana tany Bulgarie indray aza e?
18. salmo1 ( 17/12/2007 10:51)
Ika:
za kosa mino fa nandia fianarana mihoatra noho i salmo izy izao..

manofy atoandro elahy e!:-D
19. fetrakens ( 18/12/2007 05:24)
Kôzy ve! zah indray aloha mahita oe tsy vomanga be fa voamena e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.151