Omena toeran-kafa d tsy ben'ny tanàna intsony
1. akama2006
(
17/07/2006 19:05)
mamasoo> efa naheno any ra8 niteny allemand sy angilkisy angaha ianao?za efa naheno angilisy fa tsy ao e!ny allemand vaoamaika koa tsy sur !
diplaoma indray ,inona aza no maha complexe any mamisoa aminy resaka diplaoma,nisy post teo aloha hoe menatra mamsoo fa ny lehibeny tim manana doctorat indroa avy any harcahrd ,niaraka a taminy ry tantely andrianarivo ,etc....!no sady major de promotion hoy mamsoo tao:
dia maninona anefa le diplaoma,nahavita inona sy natao inona?tsy resaka voninahitra sy fangalana toerana fotsiny ve!jereo ny vokany e,ny iray nitsaokoa sady mpanodina vola fa sty nahavita inona inoa teo aminy firenena!
mbola tsy azonareo foana ve fa ny diplaoma anie ka "tsy tout" e! lozika napetraka tamny androny fanjanahana io,fa tsy mifandraika aminy toekarena sy sosialy amin'izao andro izoa indrindra moa ny mondialisation.
tsy adala ny tany mandroso fa tsy rajako mametraka planina isankarazany ny aminy resaka asa!tsy adala akory ny mpandraharaha ka ny olona tsy manana diplaoma nefa efa niasa amantaonany iznay hoe manana traik'efa eo aminy sahatra iray no mahazo karama ambony sy fandrondrotana avo ao aminy ilay orin'asa fa tsy izay be sy adala misy boritra rehetra izao akory!ny boritra na cpe io na doctorat ,dia ahafantarana ny dingana vitan'ilay olona raha hanao zavtra iray izy fa tsy hoe io no lakile a vaoa aseho dia misokatra ny varvarana!raha tany mahanatra ohatra ny gasy angha dia izay!ny cursus anie misy antony matoa asiana fa tsy hoe hangonina avokoa ny diplaoma dia miandry asa avy eo!matoa ny amerkanina sy ny firenena mandroso lasa alavitra dia satria tsy misy asa ambany ary manana ny toerany avokoa ny tsirairay,tsy misy very,ny karama mitovy fa arakaraka ny tombony hananao sy ny maha izy anao no mahatonga anao lasa alavitra!
tsy hanalabaraa tena hoy mamso i ra8,efa ela izy no nanalabaraka tena fa tsy vao izoa akory,ny famerenana ny fomba fanaony arema aminy ùonopole dia efa isany,fanaovana tsinontsinona ny magistrat,syndicat,...dia efa isany,fanendrena ny lehibeny fokontany sy fanodianan ankolaka ny fifehezana ny antokompahefana rehetra dia efa an'isany!tsy misy atao mahagaga intsony izany!ny fanontaniana izoa dia hoe,nahazo lesona ve i 8 sa mbola mafy loha be foana!

2. dibbah
(
14/12/2007 10:03)
i TGV d averina indray ny tim
novalian'i patrick2002 ny 16/12/2007 01:49
4. Simpona
(
14/12/2007 14:25)
Tsy hanaiky izany ngamba izy raha misy izany. I Andry TGV no nosafidian'ny vahoaka fa tsy olona hafa, Nosafidina ho maire izy fa tsy ho amin'ny toera-kafa. Sady raha miditra politika lalina loatra izy am'zao mety ho difitra ao de very.
5. patrick2002
(
14/12/2007 14:41)
Ny ahy ny ahiko dia mbola hanao ny moko-dohany ihany ra 8 ,ka ho foanana nyu maire fa ny governemanta indray no manendry PDS erany Madagasikara , :lol::lol::lol: Manahirana anie no ho entiny olona tsy nianatra eh!
7. Veloo
(
14/12/2007 17:16)
Manahirana anie no ho entiny olona tsy nianatra eh!
ary ilay TVG angaha mba lasa lavitra?:o8)8-)
11. kiadi
(
14/12/2007 20:01)
anga zay nahita fianarana ihany no mahazo mitondra? de ahona aza no lasa miliaridera lery sady lasa filoha nefa tsy nahita fianarana? de elah zay nahita fianarana io nefa de be menimenina eto @ forum fotsiny fa tsisy afitsoka !! tsy ny fianarana no mahalasa lavitra fa ny fahaizana mapiasa saina! jere fa lasa filoha sy lasa ben'ny tanana ny olona tsy nahita fianarana! ary elah io ahona? sady elah aza manaiky entin'ny tsy mahita fianarana ko! =))=))=))
12. fijo
(
14/12/2007 21:11)
marina izany ry kiadi,ambany be le fomba fanadihadiana le olona.
mino kosa aho,fa hampisaina an dravalo ity tranga iray ity.fantany fa milalao afo izy raha antananarivo no lalaoviny eo

13. Veloo
(
14/12/2007 21:14)
salmo a
ity no tiko ho fantatra ka fa efa itako misaotra.
--------------------------
Andry, 1 kilasy t@ko tao @ ESCA, nanao gestion. Afaka examen 1ère année, izy fa niala t@ fénarana nony nisasaka ny 2ème année, fa hanao bizna hono.
Frimeur be no nahafantarako azy, satria reny mpanao pointes reny izy. Bandy mpanambanimbany be izy io, ary misy ankizy ray kilasy t@nay aza betsaka mitsy no tsy mba iresahan'léry.
Ny tena nampiavaka azy, dé izy tsy mahazaka tsindrina bandy @ tômôbill fa ra vô dépasser-na dé manovokovoka be. Avy eo izy nanao DJ fôna, mampandihy tany @ boîtes & bal des jeunes reny.
Tsy nampoiziko hoe lasa matotra izy zao, satria ny nahafantarako azy dé bandy snobe bé.
----------------------------
mety atahorana ndray ilay bandy kle

14. kiadi
(
14/12/2007 23:00)
veloo> i ravalo mpanao ronono!! mandeh biskileta mivarotra ronono de avy eo mobilety de avy eo 3cv de zao lasa filoha!! iza ko moa ny olona nahalala azy t@ zany oe hiafara ho filoha io rangah io!!
enao t@ bola tanora nitovy tôna taminy ve de mbola manana ny toetsainao t@ zany fotoana zany enao amin'izao?
ataoko angamba fa niova koa enao !

15. patrick2002
(
15/12/2007 01:59)
izao aloha dia nanohana an-ravalo t@ fifidianana filoha 1 taona lasa izay ,fa amin'izao izao tena mahatsapa fa tsy ao izy eh!
Izaho no mpanohana navitrika teto rehefa misy miteny fa
1- tian'ny ra-8 foanana ny mpanohitra nilaza ao tamin'izay fa mpanohitra ilaina fa ny mpanakorontana tsy ilaina ,nanagadra an'i Voninahitsa jean Eugene izy tamin'izay ,amin'izao izao mino fa tena ny mpanohitra mihintsy no tadiaviny hopotehina .
2- Nisy nilaza teto fa ny entreprise ihany no tiany handeha ,nilaza izaho fa inona no maha-ratsy an'izany ,sa ve ianareo malahelo hava-manana ,izao izaho mino fa tena ilay entreprise mitady hi concurencer azy tadiaviny potehina daholo .
Ireo antony ireo no tsy hanohanako andra-8 intsony
Ka amin'izao fotoana izao mametraka fanontaniana hoe ahoana ny fiara-miasa ny TGV sy ny fitondrana (ra-8) ny ahy ny mampanahy ahy dia hanao lalana indray i ra-8 hoe foana hatreo ny maire eto madagasikara fa ny fitondrana no manondro PDS .
Eritreritra ny ahy izay mino tsara ,izay tsy mino tsara ,izao mino fa vitany izany ,Izay no nanaovako hoe tena tsy nahita fianarana izy .
Izao tsy miteny hoe tsy mahazo mitondra manaiky azy izao ,fa tena ny azy rien n'est impossible ,raha olona nianatra mafantatra foana hoe hatreto ihany no azo atao ,araky ny theorie economique misy etc... etc , fa tsy hoe iry ny tanjona dia izay manakana rehetra dia jinjaina daholo ,tsy mi-passe izany amiko .

16. mamsoo
(
15/12/2007 06:03)
Tsy ho tonga @zany io raharaha io e.Tsy hanalabaraka tena @ izay olona tsy mendrika hifaninana aminy Ra8.aza adino fa tsy nahatody fianarana hatramin`ny farany i Ra8 fa kosa rehefa nanambola(DG tiko)dia nanovo fianarana maro tany Alemana izay diplaoma anisan`ny fiable sy equivalent Université Harward mihitsy.Francais izy faible, fa anglais sy allemand izy aza hiresahana.Ka izay no ilazako fa tsy hanao izany geste izany izy satria misaina tsara ihany, na dia atosiky ny mpanolontsainany aza.Avelany hanao izay tiany i Andry fa tsy omeny vola fotsiny.Eo no ho olana.
17. patrick2002
(
16/12/2007 01:49)
mamsoo: etude sa seminaire,sa coloque no nataony samy hafa mantsy ireo :?: aty misy seminaire izao hataony Bill Clinton ao @ université eto Montreal 4jours no faharetany 8 000 $ no manatrika azy ,rehefa te hanatrika eo ianao dia mahazo certificat
Fa tsy izany ny resaka fa momba ny fiaraha-miasa an'i Andry TGV sy Ra-8