Politika
lemenakely
(
08/04/2008 15:41)
Kivy ,ketraka,...ary tsy mahatoky n'iza n iza intsony ny gasy :
-Mpanao pôlitika:niaraha-nahita ny valim pifidianana farany teo
-Fanatanjahantena:raha ny baolina kitra fotsiny ohatra MAHONENA
-Zan...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 09/04/2008 23:56
Mio21
(
06/04/2008 13:08)
Samy mpitantana orinasa, samy tsy olon’antoko, samy nanangana haino amanjery, samy nirotsaka ary samy lany Maire.
Ravalomanana : nahay naka ny fon’ny vahoaka dia nirotsaka tampoka tsy nampoizinâ€...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 09/04/2008 17:21
todisoa2
(
05/04/2008 15:49)
afa-baraka ny gasy!!!! tena afa-baraka. Tsy gazety iray na roa no nilaza.... fa ny tompon'ny hotely mihintsy. Lay izy efa fomba fanaontsika anefa tsy tokony hatao rehefa mba manana ny lazany ireny, ny...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 11/04/2008 15:27
zandikely
(
04/04/2008 16:06)
En juillet 1857, lorsque le coup d’État monté contre la Reine RANAVALONA échoua, tous les blancs ( P. FINAZ, Jean Labor, Webber et Mme PFEIFFER ) avaient été considérés comme suspects. Pour m...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 05/04/2008 16:03
Jeankely
(
04/04/2008 08:57)
Nihirahira tsy mahalala niheritreritra angaha ary naninona no navela nofenoiny ny kapoakanao. Sa kapoaka very sy nihahaka dia nalainy ary nofenoiny zavatra tsy ilaina? :-D :-D :-D
Sao mba tia hamen...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 05/04/2008 23:05
VVS2008
(
04/04/2008 08:41)
(l) (l) (l) :?: :?: :idea: :idea: Entanin'ny fo amin'ny fitiavana an'ity tany ity ka manoratra, tsy hatetipiavy anefa fa ity ihany dia ampy , afon'apombon'ny VVS no manosika, mila mpitantana te...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 07/04/2008 10:13
saranga
(
03/04/2008 11:48)
Atahoran'ny moderateur TIM ve sa tsy mahatanty demokrasia ny TIM fa mba sendra nijery ny sity oeban'ny TIM aho dia tsy afaka nijanona mihoatra ny 1 andro ny hevitry rabaradaka. ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 04/04/2008 17:03
Jeankely
(
03/04/2008 02:11)
Izaho moa dia resaka Madagasikara manolohana ny firenena hafa no jereko fa tsy ny lohan'olona mitondra hoe iza izy na iza izy. Ny zavatra hita sy hiainana dia samy maka ho azy ny Mpitondra, Mpanatante...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 03/04/2008 05:40
xxx
(
02/04/2008 13:44)
- FANTATRAREO VE NY ATAO HOE "GENOCIDE" ?
- MANAO AHOANA NY HENDRINY ?
- IZA NO MI-COMMANDITER AZY ?
- INONA NO TANJONY ?
- EKEN'NY ANY GENEVE VE ZANY ? SA TSY FANTANY ?
...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 06/04/2008 12:08
xxx
(
02/04/2008 12:13)
Resaka mandeha eny anelakelaky ny tontolo politika eto Madagasikara amin'izao fotoana izao, ary indrindra taorianan'ny tsy fahavitrian'ny mponina amin'ny fandraisana anjara amin'ny fifidianana roa far...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 03/04/2008 12:05
Jeankely
(
01/04/2008 00:19)
Tsy Andriamanitra mihintsy no mahatonga ny FAHANTRANA fa sitrapon'ny olombelona. Asaina miezaka dia milaza ny fisian'ny mandeha hoazy. Ny vahoaka asaina mifidy milaza tsy tia ahalala izay mitranga sy ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 07/04/2008 22:22
redanty
(
31/03/2008 16:40)
ny mahagaga dia izao:
-ny mpitarika (MDRM), na avy any @ faritany, na avy tao andrenivohitra, dia tao antananrivo daholo, ary tao no foiben'ny MDRM
-ny nahagaga anefa dia, ny tany moramanga, ny tany...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 05/04/2008 03:56
badboy
(
29/03/2008 05:08)
> Teny zato, kabary arivo
[b]Asehoy ny marina
vendredi 28 mars 2008, par Naivo kely[/b]
Mandeha ny fisamborana manamboninahitra. Tsy vao izao fa efa ela, hoy ny mpandinika, ary maro no efa nah...
tohiny
novalian'i badboy ny 04/04/2008 11:21
Jeankely
(
27/03/2008 11:13)
Matoa manantona ny lalana soritan'ny mpanao politika dia arakao ary mahatoky azy ianao izay. Koa rehefa mitaona izy hoe tairo ny ady SY ROTAKA ka maratra, lasa kilemaina na maty INONA NO HANENENANA? ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 29/03/2008 12:41
todisoa2
(
27/03/2008 08:15)
Ra Dieu-Donné, 52 taona, manam-bady ary manan-janaka efatra.Monina eny Mazavatakona-Fianarantsoa. Anisan’ireo nitondra takaitra vokatry ny nafitsoky ny 26 Martsa 2002. Tolona hoan’ny fahamarinana...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 05/04/2008 23:29
Jeankely
(
27/03/2008 04:22)
Tsy mora ny manenjika ny mpamaky trano ary mety ny aina aza no manefa manenjika ny ratsy. Na marary aza ny fonao very entana dia mifaly sy miliba amin'ny herimponao ny mpangalatra. Ho an'ny mpijery di...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 27/03/2008 07:11
bazylou
(
27/03/2008 01:03)
lasan'i Pierrot, na le 8 aza mba nizesta ny hitaingina kay natsipin'ny Suisse tery !! hohohohoh lololol:roll::roll::wink:...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 27/03/2008 10:26
Jeankely
(
26/03/2008 00:45)
Mandeha ny hoe OLOKENDRY, ao ny hoe OLOMANGA, ao ny NOTSONGONOMBOLO, ao ny mahay sy malaza @ FITARIANA GREVY, ao ny MAHAY MANJERA TETEZANA, manao BARAZY sns... Tsy mba menatra ve mifampikasoka amin'ny...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 27/03/2008 03:20
rabingogilabanga
(
25/03/2008 15:13)
Ny mpanakiana dia tonga dia milaza hoe: hevitra maivana.
Ny mpanohana dia hilaza koa hoe tena mety.
ny hendry dia hilaza hoe: wait and see
-satria: ny vola no manjaka ao Gasikara, raha fififdianana...
tohiny
novalian'i kanota ny 29/03/2008 00:10
bazylou
(
24/03/2008 11:56)
mbola pma ihany an!!:lol::lol::lol: nitomany tena le8 and co fa lasan'ny pierrot le 6 000 000 e !!:lol::lol: tsy naha le8 azy iny ka!! nitomany tany suisse ka nimehezan'ny olona fotsiny beeeuurllkk...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 27/03/2008 03:23
