Politika

Jeankely ( 11/05/2008 03:33)
Samy mahita ary samy misaina hoe: nisy iraka ve milaza fisamborana olona lazaina tsy manantsiny ? Mahita ary ve ny vahoaka fa madio ny mpitantana rehetra ? Tsy mijery sy manaraka ny asany ara-dalana v... tohiny
novalian'i Jeankely ny 11/05/2008 23:59
dibbah ( 09/05/2008 16:14)
misaotra ny fitsaràna nanao ny asany okay... tohiny
novalian'i Jeankely ny 10/05/2008 00:15
salopard ( 09/05/2008 15:29)
Mazava izao le resaka, lasa olombaovao i le-valo, nosoloiny vaovao ny governemanta. inona intsony no itarainantsika, fananatenana vaovao izao no hita. ary nnanome toky anay le-valo, fa raha tsy mand... tohiny
novalian'i Jeankely ny 10/05/2008 00:24
Jeankely ( 07/05/2008 14:58)
Miditra milaza azy ho dadany ary milelaka tanteraka nohon'ny tsy mahazo tombony dia milaza feno kapoaka. Mendriaka ho an'izay voa izany. Fa inona no nihazona ny loha alohan'ny hidirana ? Sefompokotany... tohiny
novalian'i Jeankely ny 08/05/2008 09:22
Jeankely ( 06/05/2008 09:09)
Aza adino fa saika avy ao Frantsa ny akamaroan'ny Ministra, na SG, DG, Directeurs nifanesy hatrany @'ny nahazoana fahaleovantena. Ary na misy niofana avy any @'ny tany hafa aza dia ny fomba fironana f... tohiny
novalian'i Jeankely ny 26/05/2008 23:17
notron ( 06/05/2008 09:06)
Nanao valan-resaka ho an'ny mpanao gazety ny Sefokontany 192 eto Antananarivo Renivohitra ny Asabotsy lasa teo ka nilaza fa feno ny kapoaka satria tsy rarahian'ny Ben'ny Tanana, tsy nandray karama 5 v... tohiny
novalian'i Jeankely ny 14/05/2008 11:32
rajoelina ( 06/05/2008 07:38)
[b]TIM aty europe[/b] Tsy azoko koa zay antony hisiany politika gasy ao frantsa ao =)) =)) Mety ve ra misy [b]socialista na PP aty Madagascar[/b]??? ;-)... tohiny
novalian'i Jeankely ny 27/05/2008 00:56
saranga ( 05/05/2008 08:32)
Efa hitan-dRavalo fa miharatsy ny resaka politika dia mba nihaino ny feon'ny sasany ihany izy, hay ve mahay matahotra ihany ilay ranamana e ! fa izao ireo mpisolelaka sy fanao tohatra fiakarana mba ma... tohiny
novalian'i Jeankely ny 06/05/2008 00:54
ronaldo09 ( 04/05/2008 20:09)
Gaga ,hono, ny ato amin'ny serasera fa toa nivadika palitao i ronaldo ,tsotra tsy misy resaka fivadihana palitao eto fa teren'ny fahamarinana ka niala am'zavatra ratsy ,i Paoly anie ka mpamono Krist... tohiny
novalian'i Jeankely ny 08/05/2008 09:26
badboy ( 04/05/2008 15:01)
Maro amintsika miserasera eto no milaza fa betsaka ny mila miova. Midika izany fa tia ny handray ny handraikiny ny tsirairay avy. Dia hoy aho hoe maninona moa raha tena atosika lavitra ilay demokrasi... tohiny
novalian'i Jeankely ny 05/05/2008 00:16
ronaldo09 ( 03/05/2008 11:22)
Araka ny vaovao notaterin-dRazouzou namana mavitrika atsy @ sehatra fanatanjahantena moa dia raikitra ihany fa handray anjara amin'ny eliminatoire mondl 2010 i Madagasikara satria nisy ny fandresen... tohiny
novalian'i Jeankely ny 04/05/2008 23:53
xxx ( 03/05/2008 07:57)
[center] [img]http://i26.tinypic.com/2h8a1ko.jpg[/img] =)) =)) =))[/center] ... tohiny
novalian'i kanota ny 03/05/2008 09:43
Jeankely ( 03/05/2008 06:43)
Efa leo ve ny oway oway oway sa efa tsisy kiana intsony ny Governemanta vaovao ireo. Mbola tsy voahantso ministra angaha Ra-baradaka izay ? :-D :-D :-D . Mety ho manja koa raha mizaitra eo ny resaka... tohiny
novalian'i Jeankely ny 05/05/2008 12:30
Jeankely ( 30/04/2008 06:00)
Na voalaza fa manao ny tsy mety aza ny mpitondra Malagasy araka ny fijerin'izay tsy mankatoa dia mihevitra kosa reo fa manao ary mihezaka ny hampandroso. Tsy mety kosa anefa ny mitsara tena ary izay a... tohiny
novalian'i Jeankely ny 01/05/2008 01:09
salopard ( 29/04/2008 13:49)
miara-miainga , dia samy mankeny faravohitra, sy ambohitsorohitra, dia samy atsipy eo ambavahadin-dravalomanana eny faravohitra ny slip maloto-tsika tsi-1-1; [b]hilazana @ filoha fa efa tsy mahavidy... tohiny
novalian'i Jeankely ny 01/05/2008 01:05
natiora ( 27/04/2008 13:49)
TGV
Misy Tanora Malagasy Vonona eto France, raha tsy misy dia andao hanangana e! ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 29/04/2008 17:18
kanota ( 26/04/2008 14:54)
Fa tsy ampy firy ny V n'i baradaka. Saika haka ny irain'ny sasany ve ? Mangina zaza o. Aza mibaradaka e :lol: :lol: :lol: :lol: ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 26/04/2008 23:39
rabaradaka ( 26/04/2008 14:05)
Hitako fa tsy mahatanty ady hevitra ny mpiserasera, tsy mahagaga izany satria ny demokrasiantsika malagasy dia demokrasian'ny mpanan-karena ka izay be vola no mahazo laka. Izahay tantsaha moa ho aiza ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 26/04/2008 23:49
badboy ( 26/04/2008 11:56)
[img]http://www.lexpressmada.com/caricatures/2008/3991/exp2604.jpg[/img] [i]Nahitsin'i lanto[/i]... tohiny
novalian'i Jeankely ny 27/04/2008 03:58
Jeankely ( 25/04/2008 09:45)
Raha toa ka misy olana ny fitondrana dia ny mpitondra no mety misy olana fa tsy ny fitenenana. Tsy Ra8 mihintsy ohatra no namorona ny MIASA MIARAKA nefa rehefa misy tsy tia ny fitondrany dia ny fitene... tohiny
novalian'i Jeankely ny 26/04/2008 14:41
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 9.1104