Politika
tsoraka
(
19/06/2008 06:21)
Tsy hita ary sahirana kely badboy fa manao 'stage' ka asa na ho vovahany mora ihany ity resaka solikany ty. 'stage' mahafaokabe, sady momba ny lalana no toekarena iraisampirenena manko io. =)) =)) ...
tohiny
novalian'i kanota ny 20/06/2008 02:25
tsoraka
(
18/06/2008 11:40)
Efa narahako hatramin'ny naha-mpiserasera ahy fa izay manenjika an-dRa8 dia palan'i Jeankely. Misy ny tezitra ary mifamaly aminy. Hitako koa fa toerana tiana mba hanomezana vahana izay mpanimbazimba F...
tohiny
novalian'i kanota ny 24/06/2008 06:58
rabingogilabanga
(
18/06/2008 10:52)
[quote=Hery]kanota> mandefasa fitarainana dia teneno hoe i anona tsy nanaraka ny fitsipika voalaza teto manao hoe ....
Toa izany no nataon'olona an'i Jeankely ka tsy afa-manoatra aho [/quote]
...
tohiny
novalian'i tsoraka ny 20/06/2008 16:24
notron
(
18/06/2008 09:28)
Miarahaba antsika rehatra indray ô!
Re fa ho ravaina ny EPP sy ny CEG Antanimbarinandriana ka hananganana Hotely iray lehibe ahitana hefitra 4.000 isa, handraisana ny fivorian'ny Firaisambe Afr...
tohiny
novalian'i tsoraka ny 20/06/2008 12:47
kanota
(
17/06/2008 11:39)
Vao niantso ahy teo ra-JK ary nalahelo fa voaheloka ary tsy ahafaka mandray anjara @ serasera intsony ka dia mampamangy hono e. Izay hono no veloma farany ooo...
tohiny
novalian'i betsi2 ny 20/06/2008 15:08
badboy
(
17/06/2008 06:30)
Betsaka no andefa hevitra @ vahaolana @ pétrole lafo indrindra fa ny énergie alternative! Inona no mahatonga ilay izy tsy tanteraka??? ;-) ;-) ...
tohiny
novalian'i tsimati ny 30/06/2008 03:04
salopard
(
16/06/2008 15:57)
Arakin'ny vaovao azonay avy any an-dapa, dia [b]kandida @ fanadinana CEPE androany maraina eny @ EPP Faravohitra ny filoha Ravalomanana[/b]
@ 23 Juin izao, ny valimpanadinana, ary dia hahazo ny dipl...
tohiny
novalian'i kanota ny 22/06/2008 02:55
Jeankely
(
14/06/2008 03:39)
Io resaka io matetika mivoaka satria tsy voafehy ny fisondrotry ny vidin'ny Petrole na ny lasantsy. Ary tsy lainga fa sahirana amin'io resaka io daholo ny Mpitondra @ firenena rehetra izay mitarika fi...
tohiny
novalian'i tsoraka ny 18/06/2008 15:29
Solitikabe
(
13/06/2008 03:32)
Ho anareo vahiny, tsy Gasy tsy Karana na Sinoa teratany, tongava mividy fa Madagasikara no amidy.
Ireto ny santionany koa aza miveravera.
[url]http://www.panafrican.com/documents/MRA%204%202005%20-%...
tohiny
novalian'i rahiratra ny 18/06/2008 03:21
badboy
(
12/06/2008 09:02)
Otran'ny tsy dia tena hitako loatra no tokony hanomezana 4x4 ny sénateur sy ny député!...
tohiny
novalian'i penguin ny 19/06/2008 01:23
rajoelina
(
12/06/2008 07:37)
Izaho mino fa Mada tokony tsy nahaleotena izany t@ 1960^:^
Fa tsara ny mahafrantsay.
;-)...
tohiny
novalian'i tsimati ny 30/06/2008 03:06
hery
(
12/06/2008 07:37)
Tsy ny fisian'ny valy bontolo avy amin'ny fanjakana, na ny mpitondra, na ny mpanohana azy (any ivelany sy eto amin'ny serasera) akory no tokony hampangina izay manohitra.
Tsy afaka hivoatra mihitsy...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 14/06/2008 15:45
Jeankely
(
12/06/2008 03:38)
Ho anay raha toa ka misy tokoa ny halatra volampanjakana na volambahoaka dia mendrika ho an'izay tratra ny melohina ho faty. Ny zava-misy nefa ho an'ny Malagasy enjehina ambava hoe iry mihinana volam-...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 14/06/2008 01:29
xxx
(
11/06/2008 20:20)
Tsy manam-bola hono ny fanjakàna handefasana mivantana ny ROLLAND GARROS sy ny EURO 2008,ary sur koa fa na ny JO aza
Mazàva ho azy ary niaraha-nahita koa ny nilazàna fa tsy manam-bola ihany koa...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 14/06/2008 01:31
Annie2006
(
11/06/2008 16:53)
[b]Ahoana izany zao razoky o[/b]? toa "déclaration d'intention" ihany no heno sy milion de dolara mahazatra fa toa tsy nitontona ilay 5 miliara. Hihena 1 milion indray izany zao ny malagasy manankare...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 14/06/2008 01:34
rabingogilabanga
(
11/06/2008 08:26)
Tsy misy resaka politika politisianina, ny zava misy no taterina
[b]2008: herizo censuré[/b]:
http://www.madagascar-tribune.com/Ny-Marina-n-a-pas-eu-lieu,7058.html
[b] regime Ratsiraka:[/b] z...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 15/06/2008 05:42
nygasysoafifameno
(
10/06/2008 22:39)
tafa dinika hay sy soa serasera fanabeazana ary pedagojia maha olom-pirenena.
Fanazavana ny tena olana mandripaka
48 taona 1960 - 2008 fitondrana Tsiranana-pisodia Ratsiraka-arema Ravalomanana-TI...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 14/06/2008 01:42
badboy
(
10/06/2008 06:03)
Vaovao tsara hoy ny sasany, lainga hoy ny hafa!
De moins en moins de pauvres
Le président de la République, Marc Ravalomanana a avancé à l'ouverture de la table ronde des partenaires, hier à ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 13/06/2008 04:13
