Politika
Jeankely
(
25/04/2008 01:32)
Ny tanora dia tena tia hira ary variana @'ny zavatra mahafaly azy eo noho eo ihany indraindray. Raha raikitra ny 13 Mai t@'ny androny dia nitsangana ny Radio tsiokavao. Rehefa tsy Politika mavesa...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 25/04/2008 11:52
badboy
(
23/04/2008 09:58)
[b]COURRIER DES LECTEURS
Lafo loatra ny menaka
Dia tena manao izay danin'ny kibony tokoa ny Tiko raha ny vidin-javatra no resahina.[/b]
Ny menaka Tiko ohatra dia indroa izao no niakatra ny v...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 27/04/2008 12:46
Jeankely
(
22/04/2008 11:08)
Aza afangaro ny resaka fa tsy mety. Tamin'ny mpanohatra sa tamin'ny fanjakana no nanaovan'ny Mpiasampanjakana "J'ai l'honneur". Na izy manompo ny Fanjakana na izy miala dia manangana izay tsy miankina...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 27/04/2008 00:04
xxx
(
22/04/2008 10:49)
Rehefa mety forum na débat na antso par téléphone tahaka ny KIDAONA MARAINA ohatra dia voizina foana ny hoe ny mpitondra teo aloha aza nanao an izao sy izao etc.....
Kanefa dia iaraha-mahita iza...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 22/04/2008 14:11
badboy
(
21/04/2008 15:47)
Nankaiza ilay vola bedebe voahangona??? :^) :^) :^) ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 24/04/2008 00:33
rabaradaka
(
21/04/2008 11:42)
Ilay V mikasika ny vakana (ody gasy) no resahiko. Efa ny 80%-n’ny mpitondra fivavahana no mahafantatra fa diso mahatoky ny odiny sy milona be ao anatin’ny acte de satanisme loatra Ravalo. Jereo ny...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 28/04/2008 12:28
Jeankely
(
21/04/2008 06:41)
Tamin'izahay mbola kely raha lazain'ny olona hoe manao tarehy ministra dia tezitra satria tsy tian'ny ankizy ny endrik'ireo nolazaina Ngetroka tamin'izany. Sady marikivikivy, no mangarika, no be hatok...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 22/04/2008 00:08
kiadi
(
19/04/2008 09:51)
[img]http://img138.imageshack.us/img138/2654/mi2h2466ky2.jpg[/img]...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 22/04/2008 00:13
xxx
(
19/04/2008 09:34)
RADAMA II,RANAVALONA III,....simbao ,ravao ..poteho
MPANJANAKA FRANTSAY,....simbao ,ravao...
TSIRANANA,....simbao ,ravao,poteho...
RATSIRAKA,.....simbao ,ravao....
ZAFY ALBERT ,...simbao,...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 20/04/2008 15:37
Jeankely
(
19/04/2008 04:18)
Raha tena mihevitra ny hampandroso ny firenena ary dia beazo ahalala ny tokony ho fidiany ho solontenany ary ahavita ny hampandroso ny tanindrazany ny vahoaka. Raha resaka taitaitra hanongana nefa tsy...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 19/04/2008 13:28
Jeankely
(
18/04/2008 06:09)
Raha nihazakazaka tany @ sosialisma nefa tsy naharaka fa niala dia mazava fa diso safidy. Raha nampiditra Profesora nefa nampihinana paisomanta dia mbola diso safidy. Raha namerina ilay iraika lahy av...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 21/04/2008 13:43
patrick2002
(
18/04/2008 00:42)
raha dinihina ny tantara dia :
Tonga teo ny mpanjana-tany nisy ny mpanohitra nilaza fa tonga hanandevo antsika ny vazaha, nilaza ny vazaha tamin\'izany fa fampandrosoana no nentiny ,ary tsy misy naha...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 22/04/2008 11:02
badboy
(
17/04/2008 16:25)
Rahoviana ihany vao mba ny tombotsoan'ny vahoaka no ho tsinjovin'ny mpitondra fanjakana tonga eo, fa tsy ny fanenjehana fividianana jet privé na trano be na orinasa be ho azy sy ny fianakaviany???
...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 17/04/2008 23:38
xxx
(
17/04/2008 13:22)
Hoy i SARKO t@ i RA8 ,mais pourquoi vous venez ici en FRANCE que pour mendier tout le temps ,je sais que ton maire RAJOELINA était là ça faisait qque temps et la FRANCE a accepté de lui donner d...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 17/04/2008 15:31
Jeankely
(
17/04/2008 09:14)
Arosoy ny anao raha mahavoa fa ny vaky sy mitete aza tsy voadonanao koa inona izany no maha izy anao ?...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 19/04/2008 00:12
Mio21
(
16/04/2008 21:21)
Za dia mbola manamafy fa raha ireo mpitondra rehetra nandalo teo dia Ra8 (fa tsy TIM) no anisan'ny tsara sy azo lazaina hoe mbola manana taha ambonimbony kokoa na dia efa nihena be dia be aza izany ra...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 19/04/2008 00:24
rabaradaka
(
16/04/2008 14:14)
Aorian'io éléction sénatoriale io dia tsinjo sahady ny fivakisan'ny TIM. Ohatra tsotra : misy mankasitraka n-dRajemison ho président du sénat, Ravalo anefa mibosesika tsy hanendry an-dRajemison f...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 18/04/2008 15:05
Jeankely
(
16/04/2008 13:55)
Na faly na tsy faly tsy miala io. Ny Malagasy no miteny fa tsy izy tenany. Eo io na hifamaky loha aza. :-D :-D :-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 17/04/2008 09:05
fetrakens
(
16/04/2008 10:39)
Na de tsy nieritreritra ny hanakorotana aza ny mpankafy Rossy de mety hikorotana ihany izy satria te- hijery spekitakla nefa tsy misy ho jerena!! de tena tafiditra ho resaka politika koa ve ny resaka ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 16/04/2008 17:07
salopard
(
15/04/2008 14:47)
hi-defiler hiakanjo tsara isika dia avy eo, rehefa tonga eny ambohitsorohitradia:
isa
roa
telo:
samy manala kilaoty dia manogambody any @ ravalo
tsy ampy dôzy aloha e! sao mba misy ambiny kely...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 17/04/2008 09:09
