Politika
kidoropamba
(
22/07/2008 16:38)
Efa nolazaiko teto fa bizna ihany ity ambadiky ny basy sy tafondro.
Io ary fa ho tonga ingahy Joyandet.
Vakio ity:
Madagascar / France / Déplacement à Madagascar d’Alain JOYANDET Secréta...
tohiny
novalian'i tsimati ny 23/07/2008 15:48
kidoropamba
(
22/07/2008 16:01)
[b]Mitandrema hoa ianao ry filoha hajaina Ravalomanana fa maro ireo manolotra vato mafAna ianao.[/b]
Io[u] ary ilay nahiako[/u]: A[b]taon'ireto vahiny siPekilAsion ny tanindrAzan'i gasy.[/b] Raha na...
tohiny
novalian'i tsimati ny 25/07/2008 03:19
badboy
(
22/07/2008 10:48)
Na inona na inona firehekevitra, dia iraisan'ny tsirairay ny milaza fa ilaina ny fiandrianampirenena!! Noho izany, raha toa ka tena marina ny momba ilay fampidirana antsokosoko fitaovampiadiana mba ha...
tohiny
novalian'i tsimati ny 28/07/2008 15:20
kidoropamba
(
22/07/2008 09:18)
Tena miasa mafy, miasa tsara mihitsy ny filoha hajaina Ravalomanana.
Tratrany ary fa misy mitady hanao bizna basy sy fitaovampiadIAna mahery vaika eto madagasikara.
N y nahagaga ahy kely fotsiny di...
tohiny
novalian'i tsimati ny 25/07/2008 03:27
tsimati
(
22/07/2008 00:50)
Tsy mba menatra ve ry kidoropamba amin'ity manipy nefa mandamoaka ity. Mitoraka tsy mahavoa, mitifitra midona amin'vato dia miverina any aminy, nalefa any andanitra mbola miverina mamono ny tenany iha...
tohiny
novalian'i tsimati ny 22/07/2008 12:46
kidoropamba
(
21/07/2008 16:39)
Io ary fa vaky bantsilana ilay resaka satria misy mampiseho ny fahaizany mamelona hozatra maty indray.
Misy hidiran'ity maligasizasion, ny dadarabe sy lelidec ve ity resaka fahaizana manokana amin'n...
tohiny
novalian'i tsimati ny 23/07/2008 17:45
penguin
(
21/07/2008 16:04)
oooooo Tsy mbola azo ihany ve ry kidoropamba fa laozana manao resaka blabla fotsiny e? Manenjika nefa reraka tsy mahazo kidoropamba ka ny hozatra no maty....
tohiny
novalian'i tsimati ny 22/07/2008 00:45
salopard
(
21/07/2008 15:31)
Resaka gasy indray zao no adiko, toan'ny t@ 1975-1989, faha-ratsiraka:
[b]-bizness-gasy:[/b] amidiko ny ronono-na kisoa, ronono-na voalavo, na rononon'olona koa, na ny an'ny zanako aza , mba hampiak...
tohiny
novalian'i tsimati ny 22/07/2008 13:15
kidoropamba
(
21/07/2008 13:36)
Manao dokambarotra ingahy ranitse fa [b]maty hozatra daholo hono ireo mpanohana ny filoha hajaina Ravalomanana rehetra[/b].
Izany koa raha bandy hanohitra bontolo kanefa kamo be tenda marina an!
...
tohiny
novalian'i tsimati ny 23/07/2008 15:40
badboy
(
21/07/2008 06:01)
Mitroatra daholo raha vao misy hevitra mibiloka ampisehon'ny vahiny na eo antoerana satria hoe manao tsinotsinona ny mahamalagasy!
Fa inona aloha ilay hoe mahamalagasy??? Inona avy eo no zavatra ho...
tohiny
novalian'i tsimati ny 24/07/2008 01:22
nygasysoafifameno
(
21/07/2008 02:06)
Antso ho antsika malagasy tia tanindrazana maniry ny hahafantatra ny tena zava-misy: ireo HERY ROA mangeja an"i Madagasikara anaty fahantrana
Ho antsika maniry hitondra miakatra hoa avo ny tena ho fa...
tohiny
novalian'i tsimati ny 22/07/2008 12:56
tenagasy
(
18/07/2008 18:12)
Mankamamy!
Tena miaiky aho fa tara ka tsy naharaka ny fisian'ito resaka ito:
[b]ARRIERE[/b] ([b]arriéré[/b])
http://www.madagascar-tribune.com/Quand-les-fantomes-de-Bouake,7812.html : "" Un...
tohiny
novalian'i tsimati ny 22/07/2008 13:20
LazaDaddy
(
18/07/2008 03:55)
Fomba famporisihina sy fanatsarana ny tontolon'ny fampianarana ary mitondra fandrosoana any amin'ny firenena maro ny "study loan".
Izany hoe omena vola ny ankizy hianatra fa rehefa vita ny fianaran...
tohiny
novalian'i penguin ny 21/07/2008 16:36
tsimati
(
18/07/2008 00:50)
Izaho manoratra dia efa nivoaka sy nianatra ivelan'i Madagasikara.
1-Tsy nisy nanofana ahyhoe sahala izao no ataonao rehefa tonga any. Ireo ankizy ireo tsaroako tsara fa nampianarina ny fombafomba r...
tohiny
novalian'i tsimati ny 18/07/2008 23:59
badboy
(
17/07/2008 20:20)
Mpianatra avy any Texas
Sao miangatra be loatra
mardi 15 juillet 2008, par Njaka
Taitra ireo mpianatra amin’ny fampianarana ambaratonga ambony raha nahita ny fomba nandraisan’ny filoha, Mar...
tohiny
novalian'i karavasy ny 18/07/2008 23:43
kidoropamba
(
17/07/2008 18:20)
[b]Vaky loha ny filoha hajaina antsika @ izao[/b]: Tsy nampoiziny izany mantsy ilay kabarin'ny Lelidec iny.
[i][b]Vaky loha satria TSY MANANA POROFO hanazavAna fa tena hamingana ity lelidec ity.[/b]...
tohiny
novalian'i tsimati ny 19/07/2008 00:05
saranga
(
17/07/2008 08:20)
Zaho zalahy efa ho 30 ans no naha-fonctionnaire ahy fa mbola tsy nisy karaha ity : misy ministère efa tamin'ny fin avril no voatendry ny ministre nefa mbola tsy misy staff : tsy misy SG, tsy misy DG,...
tohiny
novalian'i tsimati ny 18/07/2008 01:15
ratakktikk
(
16/07/2008 19:30)
tsy hevitro velively ity fa hevitra nivoaka tamin'ny [b]taona 2007[/b]. mba entina hampisain-tsaina antsika rehetra.
Amiko dia marina ny voalazan'ity ranamana ity:([i]somary lavalava kely ihany[/i])...
tohiny
novalian'i tsimati ny 18/07/2008 01:18
badboy
(
16/07/2008 16:53)
Voadaka ingahy Le Lidec! Ny antony dia satria tsy atokisana ranamana fa izay toerana nisy azy ka nahazoany sezan'ny ambasadoro dia nikorotana avokoa! Mampieritreritra ihany aloha hoe fa rangahy io ve ...
tohiny
novalian'i ranitse ny 21/07/2008 14:19
kidoropamba
(
16/07/2008 08:46)
[b]Ontsa ny foko![/b] [i][b]malahelo ka dia malahelo aho satria tratra ilay tetidratsin'ingahy Ratakitika[/b][/i].
[u]Izay tia tanindrAzana mantsy hoy izy[/u] dia tokony [b]manao varoboba an'i Madag...
tohiny
novalian'i tsimati ny 17/07/2008 02:53
