Politika
xxx
(
31/07/2008 19:01)
Araka ny vaovao hita dia mbola voatora-bato indray ny filohan ny repôblika sy FJKM dia Atoa RAVALOMANANA MARC tao ANTSIRABE !Araka ny voalaza dia tovolahy marary saina izy ity.Ny zavatra mahagàga di...
tohiny
novalian'i karavasy ny 12/08/2008 09:09
kidoropamba
(
31/07/2008 08:11)
Tena miaiky aho fa marani-tsaina be ny filoha hajaina, malagasy, Ravalomanana ka. Miaiky dia miaiky mihitsy aho.
[u]Vaovao Mahafaly hoantsika malagasy[/u], indrindra fa izay milaza azy fa sahirana...
tohiny
novalian'i karavasy ny 04/08/2008 16:49
bazylou
(
30/07/2008 15:15)
nanjavona ny saosy fa ny tetika teo ambony vavahady ihany dia nizity be!!!!
beuurrrk. , mapme be le ra8 and co anareo fa diso financementTsy namely ny businessplan, fa nirefotra tary....... :-D :-D ...
tohiny
novalian'i Rabirinao ny 23/03/2009 17:03
tsimati
(
30/07/2008 14:08)
Efa manao resaka hamotehana ny filoha eo antoerana kidoropamba mba ahafahany maka ny seza atsy ho atsy. Misy milaza hoe ambanibe ny resaka. Asa aloha fa ambonibe Kidoropamba ary ho tafita ny Gasy atsy...
tohiny
novalian'i tsimati ny 02/08/2008 19:37
kidoropamba
(
30/07/2008 11:28)
Tena mahagaga mihitsy ny malagasy fa toa [u]tsy manana intsony ny atao hoe "[b]hambompom-pirenena[/b]"[/u] (fiErtE Nasionaly e).
Toe-javatra sahala @ vay ankAndrina izy io ka no sady maharary no mah...
tohiny
novalian'i tsimati ny 01/08/2008 14:15
hao
(
30/07/2008 11:15)
ambany loatra ny niveau na ny pointure -na forum ato izany, tsy maintsy hampiakariko XXL, izy ity, ato ho ato, fa toa xs loatra
ok
...
tohiny
novalian'i tsimati ny 03/08/2008 05:40
notron
(
29/07/2008 09:52)
Salama daholo!!
Araka ny efa fantatra sy voalaza atsy ambadika dia olona manam-pahaizana i Herizo Razafimahaleo. Tsy matahotra miteny ihany koa izy. Ary tsy irony olona miteniteny foana na mpanao b...
tohiny
novalian'i tataka ny 14/08/2008 17:39
xxx
(
28/07/2008 19:24)
araka ny hevitra inona no fomba ampandrosoana an'i dago haingana,lazao ny hevitrao tsy hoe voatery manohana an'i ravalomanana na manohatra azy fa ny hevitrao plus arrgument no mba ilaina....
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 10/08/2008 10:48
ainaheri
(
28/07/2008 18:00)
Niongana iny ny fitondran'i Saddam,mbola tsy milamina Irak hatr@ zao,nefa ity ohatra ananontanona ndray Iran raha tsy voalamin-dry zareo eropa ny raharaha,nanome teny farany ny be kintana ,nefa kou ny...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 07/08/2008 15:34
badboy
(
27/07/2008 08:58)
Raha jerena ny fianarana vitany (Harvard...) sy ny orinasa voatsangany dia isan'ny olona kinga saina ary mpahay mibizina Herizo RAZAFIMAHALEO!! Miaiky daholo ny mpisera fa isan'ny olona mety nahavita ...
tohiny
novalian'i tsimati ny 03/08/2008 05:56
bazylou
(
25/07/2008 14:30)
www.iarivo-town.mg
fa na ity site an 'antananarivo ity aza dia frantsay rano iray no ao , nefa ianao mizity hoe anti vazaha , lelidec, ondry e, maketsy makeroa e::...
tohiny
novalian'i tsimati ny 29/07/2008 14:23
ravatorano
(
25/07/2008 07:13)
Araky ny antso antaroby vao azoko izao dia nodimandry anio maraina izao ny Filoha Mpitarika ny Antoko Leader Fanilo izay Andriamatoa Razafimahaleo Herizo izany.Raha tsiahivina dia efa narary izy ary n...
tohiny
novalian'i tsimati ny 29/07/2008 14:20
hery
(
25/07/2008 07:04)
Hafatra voaray tao @ http://groups.yahoo.com/group/serasera
----
Miarahaba,
Amin'ny alahelo lehibe no hampandrenesana antsika ny fahalasan'i Herizo Razafimahaleo filoha mpitarika ny antoko Leader...
tohiny
novalian'i tsimati ny 26/07/2008 17:19
tsimati
(
25/07/2008 06:57)
Tsy hita moa fa Politika mitohy hatrany na mpanohatra na mpanaraka ka dia mahereza daholo e....
tohiny
novalian'i tsimati ny 25/07/2008 17:28
tsimati
(
25/07/2008 03:31)
Ny Elita Gasy tsy mahatafavoaka sa ny Malagasy rehetra no reraka amin'ny sehatra rehetra ? Hahaha tandremo indray marary fo ka hanamporofo hoe favy zahay fa ireo mpitondra ihany no nofa. Hahaha :-D :...
tohiny
novalian'i tsimati ny 25/07/2008 17:30
bazylou
(
24/07/2008 22:21)
Aza be resaka ho aho. Rehefa tsy mahavita ny fananany dia ny vazaha no hamely azy ary hajainy sy averiny aminao tokoa ny vola lany tamin'ny colonisation e!! :roll: :roll: ...
tohiny
novalian'i karavasy ny 25/07/2008 12:40
badboy
(
24/07/2008 19:40)
Ny menaka fanoherana ny fiketriketrehin'ny tarehy dia avy ao madagasikara @ alalan'ny vanille! Iza ary no mitrandraka io, dia tena tsy fatatrao ve, eo ary fa lazaiko : Channel! Dia iza ve izany? De eo...
tohiny
novalian'i tsimati ny 25/07/2008 11:55
tsimati
(
24/07/2008 12:56)
Raha manokatra loha-hevitra ara-politika ny mpikambana iray dia efa misy resaka tiany tohizana. Raha toa ka mivoana any amin'ny tsy izy no hamalian'ny hafa azy dia anjarany no mamerina sy manitsy ny r...
tohiny
novalian'i tsimati ny 25/07/2008 06:53
kidoropamba
(
24/07/2008 09:55)
[u]Efa nolazaiko teto izy ity fa averiko indray[/u]: [u][b]Raha azo atao dia mba ataovy vidim-pidirana eto @ serasera[/b][/u] fa misy [i][b]tsy ara-drariny eto satria "omena" an'i namana Tsimati foana...
tohiny
novalian'i imbatake ny 24/08/2008 12:15
badboy
(
24/07/2008 04:02)
Nitondra vao² mahafaly ny ministra frantsay Joyandet satria nahazo fanampiana ny MAP!!
Aza miady vitana @ akoho : frantsay no teo, izy no eo ary izy no mbola ho eo!!
Vive lafrantsa renimalala!!...
tohiny
novalian'i tsimati ny 25/07/2008 03:17
