Politika

karavasy ( 15/08/2008 05:52)
Raha nanao service national tany ambanivohitra lavitra aho dia nanantona ahy ny mpianatra kilasy faha-efatra. Azafady ramose hoy izy mba adikao teny gasy ireto didim-panjakana mikasika ny adi-tanin'ny... tohiny
novalian'i karavasy ny 12/09/2008 15:12
karavasy ( 14/08/2008 08:24)
Ny fantatr'izao tontolo izao dia izay filoha misoratra sy mandray andraikitra. Na azo tamin'ny famonoana ny teo aloha, na azo tamin'ny hala-bato, na azo tamin'ny rariny dia tsy ny mpanohatra no zahavi... tohiny
novalian'i karavasy ny 16/08/2008 14:38
hao ( 12/08/2008 19:05)
hoan'ny gasikely eto @ serasera Fa ny fahafaha-mamaritra koa, ny fahafaha-mandalina, ny fahafaha-mamakafaka. . fa satria mba miezaka ihany ialahy-isany, sy itena-isany, dia izao: raha ny r... tohiny
novalian'i karavasy ny 14/08/2008 12:27
kabota ( 12/08/2008 07:19)
Nosy anie isika e! Azo atao ny mampita ny fianarana mba ho azon'ny gasy kely Ny documents rehetra anie mbola amin'ny teny vahiny e! Nahoana raha omanina mandritry ny 10 taona ny mpampianatra handalina... tohiny
bazylou ( 12/08/2008 01:12)
""Les provinces encore d’actualité vendredi 8 août 2008, par Manjaka Hery Très grand a été notre étonnement hier en voyant encore inscrit sur la porte d’un bureau, dans l’... tohiny
novalian'i karavasy ny 13/08/2008 14:07
bazylou ( 11/08/2008 23:52)
''''« Je crois que les chinoises ont récompensé Marc Ravalomanana pour les avantages qu’il leurs a octroyé aux chinois à Madagascar » selon l’affirmation de Gabriel Rabearimanana, lorsque no... tohiny
novalian'i karavasy ny 16/08/2008 14:40
badboy ( 09/08/2008 04:43)
Manomboka ny lalao olympika! Tehaka ho an'ny hafa, horakoraka ho an'ny sasany!! Taiwan ohatra dia voahorakoraka be satria mahasaky mitsangana manohitra ny sinoa, izay mitady ny haka ankeriny ny tanana... tohiny
novalian'i lagoon ny 15/08/2008 13:43
kidoropamba ( 08/08/2008 13:16)
Raikitra Ary ny lanonana. Tafapetraka amimpomba ofisialy ny kitapombola Ravalomanana na hoe: [u][b]fAOndAsion Ravalomanana[/b][/u] . Io no handefasantsika ny zanatsika any zamerika mandrato fianaran... tohiny
novalian'i karavasy ny 10/08/2008 09:56
kidoropamba ( 07/08/2008 08:28)
[u]vaovao mahafalay voalohany[/u]: [b]Lasa any Sina ny filoha hajaina Ravalomanana.[/b] Surprizy izy io ka gaga ireo atileta gasy raha nahita tany Sina fa ny filoha hajaina Ravalomanana mihitsy no mit... tohiny
novalian'i tsimati ny 10/08/2008 04:48
tsimati ( 07/08/2008 05:32)
Tsy misy tokony hireharehana angamba raha ambany ny akamaroan'ny fatra na "niveau"-nay mpiserasera eto. Mitaratra ny fatran'ny Malagasy mba sahy manoratra ve izany ? sa ny vendrana no manoratra ary ny... tohiny
novalian'i penguin ny 11/08/2008 16:00
hao ( 06/08/2008 20:20)
ka izao, hita fa miezaka , ary misy fivoarana tokoa ny analyse-nareo rehetra, fa na izany aza, dia mbola ambany loatra ilay fatra(niveau) e! tsy mbola sokajy-na expert nareo rehetra ato, fa mbola fand... tohiny
novalian'i rahiratra ny 07/08/2008 11:36
bazylou ( 04/08/2008 11:07)
le Madagsikara ys le gasy marina, am'izay dia faly ery, marine 100 000e, tantsaha 100000 e, nefa raha mba fantany moa nytakalon'ireo an, aoka fotsiny e :-P :-P :-D ... tohiny
novalian'i karavasy ny 12/08/2008 09:15
kidoropamba ( 04/08/2008 08:46)
Io ary ilay efa nolazaiko: [b]Kay miara miasa ingahy zokiba Ramarisely ao @ afera EtirANzera sy ny filohan'i AREMA Piera Holidera[/b]. Hatr@ voalohany dia tsy natoky an'ity ramarisely ity fa hever... tohiny
novalian'i tsimati ny 07/08/2008 23:04
xxx ( 03/08/2008 10:22)
Mba iza ary ity HAO ity?? izay tsy mbola nisy nahita teto nefa dia mangataka ny hoe HAMPITOMBO NIVAO zany hono? Iza ary no olona te-hampiakatra sy hampiroborobo ity serasera ity??? Ary avy eo izy tsy ... tohiny
novalian'i karavasy ny 04/08/2008 16:41
xxx ( 02/08/2008 18:00)
Iny indray no tsy hitako fa toa nofafa nadiodio toy ny fitombenan-jazakely avy nanao maloto ny hevitra nasoronay famaliana an'i SAHO tatsy amin'ny dinika momban'ny SOLONANARANA tatsy. Raha toa ka ... tohiny
novalian'i tsimati ny 07/08/2008 23:13
kidoropamba ( 02/08/2008 09:55)
Mitaky ny mombamomba ny rehetra i saho. Azo ekena io fa aza adino kosa fa [b]maro ireo mpanohitra ny fitondrAna izao ka mitady okAZion fotsiny handorOna tranon'ireo mpikambana ao à TIM, tahaka anay[/... tohiny
novalian'i tsimati ny 10/08/2008 04:57
saho ( 01/08/2008 19:36)
fa nahoana nareo no miafina ry xxx, tsimati, kodoropamba????? Raha tena olona mandray andraikitra sy te hahazo ny maha izy ny dinika ataonareo ianareo, dia sahia miseho fa tena olona manana ny maha... tohiny
novalian'i tsimati ny 10/08/2008 04:59
badboy ( 01/08/2008 17:41)
Afaka 48 taona dia tsy hisy intsony ny teny gasy!! Izay no voalzan'ny akademisianina!! Kaz dia hiteny inona @ izay zany!! teny anglisin'i tsimati ve? Nefa ny amrerikanina aza miodina tsy te hahalala n... tohiny
novalian'i tsimati ny 02/08/2008 19:36
bazylou ( 01/08/2008 14:16)
andeha hamerina izay emeraude adala tompo :roll: :roll: ""Affaire émeraude Le gouvernement veut la restitution de la pierre L'affaire la fameuse pierre de 536 kilos exportée à la Réun... tohiny
novalian'i tsimati ny 02/08/2008 18:41
ronaldo09 ( 31/07/2008 19:03)
Tamin’ny sabotsy lasa teo, raha nandalo teny amin’ny « Piste Vatofotsy” handeha hitokana ny tranompokonolona Antsirabe ny Filoha Ravalomanana no nisy olona iray nitoraka ny fiara nitondra azy. ... tohiny
novalian'i tsimati ny 02/08/2008 18:47
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.387