Politika
bazylou
(
08/09/2008 12:51)
Yvan Randriasandratriniony
« Non à la prise de pouvoir par la rue »
lundi 8 septembre 2008, par Eugène R.
Y. Rasandratriniony n’a pas ménagé l’opposition. Le présiden...
tohiny
novalian'i karavasy ny 09/09/2008 14:29
nygasysoafifameno
(
08/09/2008 03:05)
Manasa antsika malagasy tia tanindrazana i Pr Thaîna Johnson amaky ny tafa sy dinika mikasika ny 48 taona nahalavo an'i Madagasikara anaty fahantrana Ny fanaovana politika savorvoro lonaka anaty fita...
tohiny
novalian'i aly ny 06/02/2009 10:55
naughtyboy
(
07/09/2008 18:02)
Somary ho lava ihany ireto raha tantara nandritra ny fahatongavany reo mpiavy samy hafa atr@ niforonany malagasy ka atr@ rafimpitondrana misy @ zao fotoana
nozaraiko 4 ny fomba fijeriko,tantara sy re...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 20/11/2008 13:37
kidoropamba
(
06/09/2008 10:58)
Mazana hoa ity filoha hajaina ity marina e.
Tadidiko raha vao nivaoka t@ kirizy isika t@ 2002 ka na dia ny sakafon'ny zana-bahoaka aza tsy nisy dia Air force OuANY be izao no novidian'i filoha hajai...
tohiny
novalian'i kidoropamba ny 06/10/2008 12:53
bazylou
(
05/09/2008 18:49)
Lorsqu’un pays est dirigé par une « buse », il ne faut pas s’étonner qu’elle recrute autour d’elle des « simplets » pour la seconder. C’est une astuce pour paraître moins « stupide Â...
tohiny
novalian'i karavasy ny 12/09/2008 07:40
karavasy
(
05/09/2008 10:33)
Mba hanaro ny Nenibe sy Dadabe-nareo ry naughtyboy, bazylou, badboy, nanas, kidoropamba, salopard sns fa mahamenatra ny ataony eee. Eo no mody homena tsiny indray ny raibe sy renibe Mpanohatra Motraka...
tohiny
novalian'i penguin ny 16/10/2008 15:16
salopard
(
05/09/2008 07:58)
[url]http://fr.youtube.com/watch?v=PXr9kh3qojc[/url]
izay ary aloha fa diovy tsara ao indray le divony e!
sniff sniff, tchouff, tcouhff...
tohiny
novalian'i lemenakely ny 05/09/2008 09:08
bazylou
(
05/09/2008 00:06)
Le fruit est-il mûr ?
Tous les indicateurs sont au rouge pour ce qui est de l’ambiance politique à Madagascar. Ce qui ne veut pas forcément dire que la situation va exploser. Quelques feux de ...
tohiny
novalian'i kidoropamba ny 06/09/2008 10:53
kidoropamba
(
04/09/2008 19:29)
Gaga be no sady marary fo aho raha nahita fa olona avy ato aminay TIM ihany no manasoketa ny fivavahana katolika izay misy an-janako.
Ompa katolika foana ny abosesiky ry zareo TIM any FiraNsa ao ami...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 05/09/2008 04:42
karavasy
(
04/09/2008 07:35)
Tsy misy ny fanjakazakana fa ny fahalalahana diso tafahoatra aza no misy. Ny mpanohatra motraka tsy mahalala ny andraikitra tokony hataony fa manao revy tranainy tsy manaraka ny toetrandro. Efa ho tap...
tohiny
novalian'i karavasy ny 09/09/2008 14:16
xxx
(
03/09/2008 13:09)
Antananarivo ve? ampijaliana ny ben'ny Tanà na!
Faritra hafa tsy lazaina intsony!!
Bacc 2008, olana maro be inona, tsy avy @ mpitondra ihany va?...
tohiny
novalian'i kidoropamba ny 06/09/2008 11:06
Annie2006
(
02/09/2008 19:53)
Miomana amin'inona ary ny mpanohitra ankehitrio?
Toa naroson-dry zareo ary ny sosokevitra na ny vaha olana amin'izao fahasahiranan'ny vahoaka izao.
http://www.madagasikara-soa.com
"SOritr'Asa...
tohiny
novalian'i penguin ny 16/10/2008 15:15
bazylou
(
02/09/2008 16:18)
Hazo boboka
Nihetsika tokoa ireo mpanohitra manerana ny Nosy tamin’iny faran’ny herinandro lasa iny. Nisy ireo naratra noho ny grenady mandatsa-dranomaso natoraky ny mpitandro filaminana. Tao k...
tohiny
novalian'i karavasy ny 12/09/2008 07:37
orona
(
01/09/2008 12:43)
Comité pour la réconciliation nationale
Tsy hita kory hoe inona no mikorotana ka réconciliation a réconciliation. Toa le CRN indray no mpanakorotana.
Le Zafy Albert dia tena tsy menatra mihits...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 04/09/2008 16:49
ronaldo09
(
01/09/2008 09:47)
Loza raha hahay hanaratsy ny filoham-pirenena ny sasany eto amin'ity sehatra politika ity !Marary mihitsy ny maso mahita ny sasany tsy mitsitsy teny avoaka nefa anie ka olona voafidin'ny vahoaka m...
tohiny
novalian'i bazylou ny 02/09/2008 16:11
lemenakely
(
30/08/2008 08:06)
Araka ny hita etsy sy eroa dia voasambotra indray ingahy HENRI LECACHEUR tetsy @ place 13mai
toy izao ny famintinana ny zava nisy teny t@ io andro nisamborana azy io
http://gazetyavylavitra.wordp...
tohiny
novalian'i karavasy ny 12/09/2008 07:34
badboy
(
29/08/2008 18:22)
Raha velezina ny karavasy ve ny penguin de tsimati?? Eny tsy maty satria JK (Jesoa Kristy)!!!! ;-) ;-) ...
tohiny
novalian'i penguin ny 02/09/2008 09:37
karavasy
(
29/08/2008 14:33)
Ny valaka sy osa mitady ihanteherana saingy ny mpanohatra vendrana vao mainka manome laginina. Mba manana ambopo ary mahita hevitra ilain'ny vahoka fa tsy faly mangarona fotsiny. Mandany andro na ny m...
tohiny
novalian'i penguin ny 01/09/2008 13:32
badboy
(
29/08/2008 10:17)
Tonga ny fanampiana avy @ indianina hampiroboroboana ny fambolena ao Dago!! Mahafinaritra!!
Fa rehefa dinihina dia toa fanomezana misy poizina ilay izy!! Satria nahoana? Dia saria any @ indianina efa...
tohiny
novalian'i penguin ny 01/09/2008 13:53
fijo
(
28/08/2008 20:40)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/sarkozy/video/x2814u_sarkozy-alcoolise_fun...
tohiny
novalian'i fijo ny 03/09/2008 21:33
