Politika

penguin ( 12/12/2008 07:24)
Lazaina izao rehetra izao ny ezaka izay ataon'ny fanjakana. Hita tamin'ny fahita lavitra fa namorona "Gaboné" na trano fidiovana manarapenitra rehefa avy nomena toro-marika sy fitaritana ny mponina a... tohiny
novalian'i penguin ny 22/12/2008 09:32
kidoropamba ( 05/12/2008 17:59)
Tena hitako fa lany klé (hoy ny ankizy) ingahy baina filoham-pirenena malagasy a. Tsy misy vaha olana @ fahantrana mihoam-pampana izao; tsy misy vaha olana @ fitadiavam-bola tsy misy farany; tsy misy... tohiny
novalian'i penguin ny 22/12/2008 09:58
saranga ( 05/12/2008 08:21)
Tsy nampoiziko ho nareo indray ity no mitsikera an-dRavalo, mba marina e ! Zaho mantsy tsy hoe mitsikera be fahatany fa mba manana vision plus objective, plus naturelle e ! De nareo ndray ity no manen... tohiny
novalian'i saranga ny 29/12/2008 08:49
bazylou ( 03/12/2008 00:18)
Hôtel de ville Le maire demande la contribution des citoyens mardi 2 décembre 2008, par Manjaka Hery « Il y a 1 800 000 âmes dans la capitale. Il suffit que chacun paie Ar. ... tohiny
novalian'i penguin ny 05/12/2008 14:28
Annie2006 ( 29/11/2008 14:13)
Hitantsika angamba ny lahatsoratra izay misy ato: http://www.madagasikara-soa.com/index.php/Chroniques-politiques/Dialogue-presidentiel-Une-operation-marketing-sans-lendemain.html Io porofo iray ma... tohiny
novalian'i penguin ny 07/01/2009 14:57
tenagasy ( 29/11/2008 11:49)
Mankamamy! Izay tsy mihetsika naman'ny tsy mandroso! Ny isavorovoroan-kilantoana!Taotrano tsy efan'ny irery! Asa vadi-drano tsy vita tsy ifanankonana! ... ... ... Aza mitsiriritra ny karatra an-ta... tohiny
novalian'i tenagasy ny 18/12/2008 00:30
xxx ( 28/11/2008 11:34)
Sendra mba nijery croissance.com za,de ny tena no menatra,nahita ty paozin'i vadindra Filoha hajaina,mba ampitahaonareo @ vadin'Ingahy ambassadeur ange e!Iza no plus elegante koko???? :roll: :roll: ... tohiny
novalian'i penguin ny 05/12/2008 15:00
kidoropamba ( 27/11/2008 20:45)
Ho tonga ary ny raopilanin'ny filoha atsy ho atsy. Efa maromaro mantsy ny tany efa lafo izay ka tsy olana @ mpanam-bola hividy an'i gasikara ny hanofa kadÔ dE Noely an'ingahy Ravalo, ka raopilanina b... tohiny
saranga ( 26/11/2008 07:45)
Hoy ny mpisotro toaka hoe Misotro Am-Pilaminana Ny makorely hoe Miasa Amin'ny Protector Ny vahoaka mijaly hoe Miharitra Am-Pitsanganana Ry zalahy Ministra aza sahy miteny hoe Mangalatra Am-Pilamina... tohiny
novalian'i andrywui ny 12/12/2008 13:03
bazylou ( 26/11/2008 00:23)
io indray izao no titren'ny lery!! mba te hanarakan'ilay zefa albert lery dia naka profesora sandoka tany chine!! bref vita sinoa e!! ny lalana navoakany ko vita sinoa ,;;lool. naverina daholo hono n... tohiny
novalian'i penguin ny 28/11/2008 13:00
penguin ( 25/11/2008 14:39)
Mijere tena ary jereo ny vitan'ireo handraindrainao ra-bazylou ary. Dia tanisao fa toa motraka nohon'ny vitan'ny hafa.... tohiny
novalian'i penguin ny 28/11/2008 12:46
bazylou ( 24/11/2008 22:29)
vita marian , le izy kle!!! tongavan'ny oranindray mandeha dia lasa zava tsy vita intsony le izy !!! loool vita daholo ny lalana, sy ny trano , sns :-D :-D ... tohiny
novalian'i dahuily ny 15/12/2008 20:56
penguin ( 24/11/2008 14:59)
Miandry ny mahay mandamina ny vahoaka ary mila ny tena fatratra ka mba hampisehoy ary izato filaminanareo mba hiantsampazan'ny vahoaka ry zareo o. Sa ny fampiresahana ihany no atao betsaka ahadonto ny... tohiny
novalian'i andrywui ny 12/12/2008 13:07
MANAKASINA ( 23/11/2008 08:37)
fa ity malagasy ity kely dia tonga @ tanjona araky izay ilain-dry zalahy azy - mahantra tsara ( tsy misy sakafo 95%) - tsy misy trano (lasany sinoa sy karana) - mpiasa malagasy kely karama ( adev... tohiny
bazylou ( 22/11/2008 23:31)
Maire d’Antsirabe Réponse au chef de l’Etat Olga Ramalason, maire d’Antsirabe, a, à son tour, saisi la presse pour confirmer au grand jour le dysfonctionnement organisationnel enregistrÃ... tohiny
novalian'i penguin ny 24/11/2008 14:56
bazylou ( 21/11/2008 22:29)
nomena ny tany , dia mahazo roplana tazy, dia mitohy ihanyny tour du monde!!! na ideba aza tsy nahavita an'izany aloha e!! izany tokoa ny hoe pire qu'un con!!! :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i penguin ny 24/11/2008 14:52
ratonga ( 21/11/2008 13:05)
http://www.sobika.com/madagascar-informations/news_1067.php?subaction=showcomments&id=1227200993&archive=&start_from=&ucat=&... tohiny
novalian'i Fanjaibe ny 08/12/2008 21:53
didimaso ( 20/11/2008 06:22)
Raha ny hevitro dia tena hadisoana lehibe ho an'ny mpanohitra ny tsy mba nanatrika io fihaonana io , satria mariky ny fahalemena tsy mba manana diplaomasia, azony atao tsara ny manatrika sy maneho hev... tohiny
novalian'i salopard ny 20/11/2008 16:59
kidoropamba ( 17/11/2008 12:29)
Hita ihany ny maha taranaka silamo anay e na dia katolika aza indraindray ary protestanta rehefa tezitra: mahita volana alohan'i HAbib (fa tsy biby hoy ny bado kentrina). Ka izao: Hividy raopilanina... tohiny
novalian'i penguin ny 24/11/2008 15:04
tsimati ( 17/11/2008 10:04)
Ka ahoana voatorakao maloto araka ny soratrao ve reo tarika Malagasy tany Stransbourg sa ny tananao marina no feno tay ra-bazylou sy ny tariny eee? Toa nitondra vola avy amin'ny FED aza izy reo raha n... tohiny
novalian'i penguin ny 24/11/2008 15:07
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 9.2649