Politika

kidoropamba ( 08/01/2009 10:44)
Amin'izao gazety voateritery ary mahazo menasy hidina raha tsy manaraka baiko izao dia soa ihany fa teo ireo gasy any ivelany mba afaka mandray andraikitra ka miaro ny tanindrazana. Trongisina hoa... tohiny
novalian'i andrywui ny 09/01/2009 16:45
penguin ( 08/01/2009 06:50)
Dia mba mamono baolina ry leireto f'aza mampiomehy Malagasy an-TANINDRAZANA aaa. Politika io fa aza laniandro ny pokona.... tohiny
Bocassa ( 07/01/2009 16:27)
Efa malaza be fa tsy honohono tsony ny hanombohan'ny grève générale @ talata 13 janvier 2009 Nilaza mantsy ny adjoint au maire fa mbl miziriziry @ heviny iany ny fanjakana mikasika ilay fanakaton... tohiny
novalian'i TWING ny 10/01/2009 11:55
Annie2006 ( 07/01/2009 16:25)
COMMUNIQUE : Pour la dignité de Madagascar et de son Peuple Il y a un temps pour le silence et un temps pour prendre la parole. Il y a eu un temps pour observer et laisser travailler. Ce t... tohiny
novalian'i andrywui ny 09/01/2009 17:36
salopard ( 06/01/2009 16:08)
vao azonay vao izao ny vaovao. efa vita ny contrat. Livraison no andrasana misôtra tonton! SINIFF.... TCHOUF.... ... tohiny
novalian'i xxx ny 21/01/2009 01:03
Annie2006 ( 06/01/2009 13:27)
Henatra! adalàna! ireo no vetin-dresak'ireo vahoaka malagasy mahita izao fividianana avion mitentina 60 milions de dollars izao ho hendrikendrika sy reharehan'ny Ravalomanana indrindra eo anoloan'ny ... tohiny
novalian'i shoooter ny 05/03/2009 12:21
lata ( 06/01/2009 12:23)
miarahaba tratran'ny taona ry kalaramatoa sy bandyandriamatoa isany 2009 izao, mba hitovy hevitra amiko daholo anie ianareo, na hanaraka ny hevitro... tohiny
novalian'i penguin ny 06/01/2009 16:08
malala1 ( 06/01/2009 09:29)
Nalaina tao @ http://www.madagascar-tribune.com/Nahazo-tso-drano-avy-any-ivelany,10611.html Tonga i Andry Rajoelina Nahazo tso-drano avy any ivelany mardi 6 janvier 2009, par Penjy R. Imprim... tohiny
novalian'i dadabe ny 07/01/2009 10:36
saranga ( 06/01/2009 09:29)
Mahagaga mihitsy razoky ireto olonatendren-dRavalo ireto : misy tena olona tsy reven'ny bailleurs de fonds mihitsy (satria tsy mahay, hoy ny Banky mondialy sy ny U.E.) nefa dia omena toerana foana. Te... tohiny
novalian'i penguin ny 09/01/2009 15:26
kidoropamba ( 05/01/2009 19:32)
80% n'ny vahoaka malagasy misakafo indray mandeha isan'andro ihany; 10% ihany ny fisondrotan'ny karaman'ny mpiasa satria mila mifehy kibo hoy rabaina ravalo, kanefa 120.000.000.000 ariary (mitovy @ te... tohiny
novalian'i andrywui ny 08/01/2009 17:35
kidoropamba ( 04/01/2009 16:19)
Hitanareo fa faly miompy foan,a ingahy jentilisy ao @ bilaogy. hin!hin!hin!hin!hin! Efa malotoloto mantsy ny rano ao an-tanAna ka dia mitady hiompy mafimafy ny vahoaka ry zareo avy any jentilisy. ... tohiny
novalian'i penguin ny 07/01/2009 14:42
salopard ( 04/01/2009 14:34)
Jentilisa ao @ blog-ny milaza fa i zafy no namaky ny fonjan'ny tsiafahy. Marina ve fa vaky? Voatery ho zafy ve, sa manao PUB ny Blog-ny i Jentilisa? Ary i Hery izay mpakasitraka Jentilisa(vakio je... tohiny
novalian'i hery ny 05/01/2009 10:57
penguin ( 02/01/2009 10:00)
Mirary ny Malagasy rehetra ahita fahombiazana ary ahalala mandinika ny ho aviny ao anaty firaisankiana ahazoana ny TSARA sy FANDROSOANA ary samy hanalavitra ny hevitra rasty rehetra mety hamingana ny ... tohiny
novalian'i penguin ny 05/01/2009 11:55
ravatorano ( 02/01/2009 07:07)
Arahabaina tsisy ankanavaka isiaka namana rehetra mpiserasera eto amin 'ity lohahevitra politika ity amin' izao fahatongavan'ny taoana vaovao izao.Enga anie ka hitondra soa,fanambinana,fahombiazana,fa... tohiny
xxx ( 31/12/2008 08:59)
Ao anaty boky mena misy soridalana de ny lalampandresena sy ny fahafahana Ndao ampio didier Ratsiraka mba hanatateraka ilay fiteny mamy hoe Mcar hatr@ zao mijoro fa tsy madohalika No... tohiny
badboy ( 31/12/2008 00:04)
Mila mamorona antoko pôlitika ny serasera hahazoana fanampiana avy any @ filoha mpirenena!! Tsy maninona fa i penguin no atao filoha lefitra mpiandraikitra ny mpikambana, kidoro no lohany ary nanas n... tohiny
novalian'i ainaheri ny 03/01/2009 18:54
kidoropamba ( 29/12/2008 21:43)
Maiky aho fa mahay politika ngahy reverAN satro-bory. Hoy ny vaovao: Financement des partis L’État débloque une tranche Chose promise, chose due. L’État débloque une tranche de la s... tohiny
novalian'i karavasy ny 02/01/2009 10:30
badboy ( 27/12/2008 11:05)
Énergie Le carburant de l’État arrivera en juin La société nationale du pétrole devra entrer en fonction d’ici trois mois. L’Etat devrait commencer à importer du carburant vers la moitiÃ... tohiny
novalian'i penguin ny 07/01/2009 14:45
badboy ( 27/12/2008 09:37)
Miverina @ paikadiny taloha @ izay ny fitondrana ka tsikerainy ny fanalana zaoridira!! Mbola ho avy tsy ho ela koa ny filazana fa naodina ny sôsin'ny commune!! Ny tanjona dia ny fanatsoahana ny eo mb... tohiny
novalian'i karavasy ny 02/01/2009 10:35
malala1 ( 26/12/2008 08:32)
Mifampiarahaba amin'ny fianakaviana aho satria fety ny andro dia mifampilaza vaovao sy ny fiainana ary tafiditra tao anatin'izany ny resaka politika. Talanjona indray aho raha nahare fa hoe mety hisy... tohiny
novalian'i ainaheri ny 30/12/2008 06:23
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 9.7652