Politika

naritsimba ( 20/01/2009 17:05)
MARC RAVALOMANANA na ILAY RAY VOAHOZONA Fa hay ianao ry Dada, 'Lay nantenainay mianakavy mba hanarina ny anio Ka lasa mpamosavy, kary iray manafin-kiho Nosainina ho anjely mpiambina Tsy handao ... tohiny
tataka ( 20/01/2009 13:52)
Sepotra hono ny maika haka fahefana ka faly sy ravo fa nisy TGV hianteherana satria antidahy sy antibavy politika tsy mahita hirika sy efa naloan'ny Malagasy. Lazao koa fa nalatsak'Andriamanitra io TG... tohiny
ngoiha ( 20/01/2009 13:03)
Aza miresaka oa rehefa nandra fa mbo mitady seza anefa ny masiso teo aloha ihany no tanisaina,rah tena enjana dia manaova aloh zavatra mbo m'lay ny zavatra notokanana aza kay bombna b,ndana manao dj a... tohiny
novalian'i Andribe ny 21/01/2009 00:30
naritsimba ( 20/01/2009 07:32)
MINOA FOTSINY IHANY Tsy mitsaha-mitombo ny vidin’ny vary Ny miaina rehetra no tena marary Ny vidin’ny menaka miakatra hatrany Saingy minoa, hono, fotsiny ihany. Ny vidin’ny hena dia mam... tohiny
novalian'i andrywui ny 21/01/2009 09:28
naughtyboy ( 20/01/2009 04:05)
Dia androany ny fitokanana maha filoha faha-44 ny bekintana an'Atoa Barak Hussein Obama(afrikana amerikana)mpifaninana natolotry ny antoko demokraty ary handraisany fahefana feno @ mahafiloha azy ka i... tohiny
xxx ( 20/01/2009 03:40)
Iza marina no tena ao ambadik'i TGV? Satria raha toa aza ka miala i Ra-8 nga i leiry mbola azo atao filoha akory amin'ity taonany ity. Sa mbola hanova lalam-panorenana indray? Ny 4L sy ny Frigo isa... tohiny
novalian'i hery ny 20/01/2009 14:49
penguin ( 19/01/2009 15:47)
Efa ohatrinona izao no fitambaran'ny vola sy karaman'i lé TGV hatramin'izay araka ny voalazany hoe tsy handray izy na kely aza ? Sa fampihelezan-kevitra iny ? Aleo mba omena aloha ny marina fa tombo... tohiny
novalian'i Papoose ny 21/01/2009 23:13
xxx ( 19/01/2009 12:45)
Efa ela loatra no nilalaovan'ny mpanao politika ny vahoaka Malagasy. Ka nahoana indray raha mba ny vahoaka no mba hilalalo ireo mpanao politika??? -Maro ny zavatra azo ilalaovana azy ireo toy ny asa... tohiny
novalian'i andrywui ny 21/01/2009 17:53
penguin ( 19/01/2009 07:27)
Nirehareha fatratra ny TGV sy ny tariny nanokana ny Kianjan'Andohalo. Nirehitra tokoa ny hafalian'ny tarika isany satria tafavoaka nahatsangan-javatra ny fanampiana Frantsay. Vao orana mafimafy iray... tohiny
novalian'i andrywui ny 21/01/2009 17:37
Samoana ( 18/01/2009 19:30)
[b]Samy nolaniam-bahoaka[/b] Henjana ny raharaha Mifandefera e zalahy Lehilahy ankiroa Sady taviny no volony Voahosotra menaka Saingy samy be mokony No indro mifamelaka Ny filoha filoha ih... tohiny
novalian'i xxx ny 21/01/2009 13:20
lionnelia ( 18/01/2009 15:48)
vaovao farany nalain'ny teo anivon'ny fitondrana teny Ambohimitsimbina emetera zay mampandeha ny televiziona VIVA. dia hafanafana mhitsy zany ny politika @ taona ity, ary dia misy ny andrimasom-pokon... tohiny
novalian'i xxx ny 21/01/2009 10:33
barakobama ( 18/01/2009 13:03)
ref av nametrak ni fanavotan ani zamerka zô d avi manaton anareo anome hevitsa mafonj anarenan ni tanimen atôv ny rakitsoni ametsaka zô eo d milam nareo :!: ... tohiny
gasyjean ( 17/01/2009 15:12)
Fa inona marina izao mitranga ao Madagasikara ao izao ee? isaky ny manakaiky ve ny footona hifidianana mpitondra vaovao dia misy foana ny olana sy ny fikorontanana?, sao dia tokony handefasa miarami... tohiny
novalian'i xxx ny 21/01/2009 09:57
gabidemony ( 17/01/2009 13:59)
Maro izay efa teo @ fitondrana izay fa toa tsy mahazaka ny ny toerana nomena azy.T@ propagandy de be fanantenana sy mahatsapa ny olan'ny legasy nefa vòazo ny toerana de iny ko izy no tsy re ints... tohiny
Zafimananadrazana ( 17/01/2009 06:47)
Efa hitantsika teto Madagasikara fa ny fitokonana lava reny sy ny rà nandriaka dia tsy nitondra soa velively hoan\'ny olon-tsotra toa antsika! Mahiràta ka mandiniha ry Mpiray Tanindrazana! Iza no na... tohiny
naughtyboy ( 15/01/2009 15:32)
Fanoitra voalohany miainga any amintsika ny fahatsapana sy fandraisana ny adraikitra tandrify antsika jiaby io no antsoina oe adidy,betsaka ireo mahatsapa fa ilaina ny fiovana no fenitra ho tratrari... tohiny
penguin ( 15/01/2009 09:59)
Vao tonga ilay olona dia ry zalahy mpanisy sira ato @'ny serasera no nanambara hoe [u]TGVendrana[/u]. Dia gaga indray fa ireo milaza izany indray no manambara fa ampio tosika io ééé sns. Satria ton... tohiny
notron ( 15/01/2009 09:45)
Voalaza fa mpanohitra ny TGV Diso io amiko fa izao no tena izy: Ny TGV no mitondra eto Antananarivo fa ny TIM no mpanohitra!... tohiny
novalian'i andrywui ny 20/01/2009 11:46
ainaheri ( 15/01/2009 05:53)
Manao fitondran'ny sinoa sy birmania ty Ra8 ty,diktatira,zay tiko iany...hidina ny atsy sakanana ny aroa,tsy mahazo milaza loharanom-baovao raha tsy avy ao aminy iany!!! Zay zany ilay takalon'ny 2002?... tohiny
novalian'i andrywui ny 20/01/2009 12:02
Annie2006 ( 14/01/2009 22:28)
Izay te ahafantatra tsara ny raharaha Daewoo dia ato: http://www.madagasikara-soa.com/index.php/Tribunes-politiques/MIALA-Ravalomanana.html Gasikara mitotongana, izay tsy mahavita dia aleo ahongan... tohiny
novalian'i andrywui ny 20/01/2009 12:07
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.07