Politika
fantasio
(
25/01/2009 19:09)
Aiza ny polisy fa mikorotana ny tanana. Aniza ireny olona manakorotana ny bas Quartier ireny ? Une foix de plus tsy heverina izahay...
tohiny
novalian'i OoRakotooO ny 26/01/2009 11:01
Annie2006
(
25/01/2009 18:48)
Tsotra ny valiny.
1. MIALA ALOHA RAVALOMANANA, ary tsaraina dia GADRAINA
2.MITSANGANA ny tetezamita izay ANDRY TGV no mitondra azy iarahany @ ankolafin-kery izay nanohitra andravalo: Ireto Ankolafin...
tohiny
novalian'i penguin ny 26/01/2009 10:11
molota
(
25/01/2009 18:12)
Mafinaritra fa mbola betsaka ny MALAGASY MISAINA faly aho tena faly. IN ARY NO MBOLA AO ANATIN'NY LOHAN' IRENY OLONA TGVENDRANA IRENY Efa naLoha ny GASY IRENY, sady mpanimba zavatra no DINOSORB. MISY ...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 26/01/2009 07:21
xxx
(
25/01/2009 16:37)
1972
1991
1996
2002
Niongana, voarara (empêché) oh zay ny nialan ny filohampierenena malagasy. Azo lazaina fa tena nahatafita ny hafatra ny sefom-bopndrona sy mpitarika tamin'ireny fotoana ire...
tohiny
novalian'i diana ny 26/01/2009 09:13
xxx
(
25/01/2009 15:35)
Manipulé ? Soyons réaliste !
A certain moment de son parcours, bon nombre de personnes sont arrivées à la conclusion suivante : Rajoelina a été manipulé. Mais ce n’est pas tout à fait le ...
tohiny
novalian'i diana ny 25/01/2009 15:54
hery
(
25/01/2009 11:42)
Miely indray ny tsaho hoe nivoaka any ny taratasy fisamborana an'i Andry TGV :-)
Dia raha tena misy ve izany dia havelan'ny governemanta lazainareo didy jadona halaza akory?
Tadidio ny tamin'ny...
tohiny
novalian'i xxx ny 27/01/2009 15:36
hery
(
25/01/2009 11:13)
Ndao ekena hoe leo Ra8 nareo (nareo ihany no nifidy azy 2 taona lasa izay nefa efa hitanareo ny blem nandritra ny 5 taona).
Dia iza ary no hasolonareo Ra8 amin'izao fotoana izao raha miala eo izy? ...
tohiny
novalian'i jiimm ny 28/01/2009 14:39
naughtyboy
(
25/01/2009 04:42)
tsy eo ambaravarana intsony fa ao anatiny fiarahamonina sy ny fiainana mianjady @ ireo malagasy voageja ny tsy rariny ary fahoriana nateraky ity fitondrana ity,ka anjarantsika no mitsara fa tsy hiarit...
tohiny
xxx
(
24/01/2009 15:54)
Asa re rey ol fa dia politikan-donilony izay no fahitako ny politika nifandimby hatrizay teto Mada nanomboka tamin'ny fanjanahan-tany.
Izao lonilonin'olon-droa mpandraharaha mpanao politika no hama...
tohiny
xxx
(
24/01/2009 13:03)
Ry mpilalao politika!
Mitandrema sy mahaiza mihaino ary aza miheritreritra fa vendrana sy kanosa ny vahoaka Malagasy.
Raha napetrany teo @ io toerana io ianao 7 taona lasa dia ny mba hahatsara ny...
tohiny
novalian'i penguin ny 26/01/2009 11:46
xxx
(
24/01/2009 12:40)
mijery dia mamaky ireo manana blaogy eto ka tia mamita vaovao avy any an-tanindrazana aho! izaho moa dia mba manaraka ny vaovao politika eny ihany na dia tsy dia miditra lalina laotra aza!
fa ny tiak...
tohiny
novalian'i xxx ny 25/01/2009 15:23
kidoropamba
(
24/01/2009 08:56)
Aleo mitabataba eo nareo fa izahay ato (ambohijatovo) dia efa mananika @ isa 87.265 olona eo ho eo. Orakoraka no misy ato ary iray ihany ny baikom-pitolomnana: MIALA RAVALOMANANA E!
Manararaoitra c...
tohiny
novalian'i patrick2002 ny 25/01/2009 13:51
Zafimananadrazana
(
24/01/2009 06:29)
Manakory aby e!
Izaho mino fa efa manomboka ho matotra ny ankamaroan\'ny vahoaka Malagasy eo @ fandinihana ny raharaha politika, ny toekarem-pirenena ary indrindra indrindra ny tantara izay niainany ...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 26/01/2009 07:52
Annie2006
(
23/01/2009 22:14)
Mise en garde préfectorale
Le préfet de police d'Antananarivo, Edmond Rakotomavo, a lancé un appel à la population de la capitale «à ne pas venir à la réunion publique illégale», hier, da...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 26/01/2009 09:29
andrywui
(
23/01/2009 12:52)
efa dian'ny hody ihany ty resaka ty raha tena atao ny fandinihana azy satria zay iray ho vaky loha sy ho resy!! na ny vahoaka hanongana sy leo fahoriana sy didy jadona na Ravalo mpampahory sy mpanao ...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 26/01/2009 09:46
xxx
(
23/01/2009 11:53)
Manao ny fanaon'i Deba koa i ra8. Lasa nandositra any Durban i lery fa mikasa ny hanao zavatra ratsy no sady entin'ny fatahorana. Mitandrema fa miatady ho t.. i lery...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 24/01/2009 03:43
kabota
(
23/01/2009 11:35)
Inona no hevitrareo aminio. Zaho de manahy ny adin'ny samy manambola io. Nefa tena mahantra anie ny vahoaka e. Na izany aza dia tongava eny Ambohijatovo e...
tohiny
novalian'i kidoropamba ny 23/01/2009 15:22
nyavo2000
(
23/01/2009 11:01)
Mpandainga, mpampandotso vahoaka, mpamafy lainga, izany no azo hanambarana ny Laingaben’I Andry RAJOELINA mamendrofendro vahoaka nilaza fa afaka mihinam-bary mandritra ny 5 taona ny malagasy amin’...
tohiny
novalian'i rasmuchacho ny 26/01/2009 11:58
rabaradaka
(
23/01/2009 10:25)
Betsaka dadatoa ny tsy rariny ataon-dRavalo sy PM a : ohatra iray ity, nalain-dRavalo ny tokotanin'ny Gendarmerie nationale any Fort-Dauphin dia hananganany MAGRO? Zany ve mbô izy ? Manao aferana tan...
tohiny
novalian'i ngoiha ny 24/01/2009 06:50
penguin
(
23/01/2009 07:25)
Aminay ny olona nahavita ezaka ary lasa alavitra tsy voahozona indrindra moa fa vao mainka lasa filoham-pirenena. Ny vahoaka Malagasy izay manaiky taritina havia sy havanana ary tsy mahatsapa izay nah...
tohiny
novalian'i penguin ny 26/01/2009 11:39
