Politika

nyavo2000 ( 27/01/2009 09:43)
Samy efa mifanilika fa tsy tompon'andraikitra amin'ny fandrobana sy ny korontana na i Andry nitarika izany omaly na ny fanjakana tsy fantatra hoe inona mety hataony: Ny ahy dia tsotra mila arovana ... tohiny
novalian'i mia ny 27/01/2009 19:12
titix ( 27/01/2009 09:37)
Hitsangana zany radem ny gouvernement TGV fa tsy hanao négociation hono izy araka ny teniny 13mai androany.... tohiny
xxx ( 27/01/2009 09:18)
Les marchands de rêves....... tohiny
penguin ( 27/01/2009 08:51)
Nampiasana ny fihetsika sy hevitra rehetra ary efa voalaza ny tanjona. Mila harodana haingana ny fitondrana ary efa noventesin'ny TGV ny fahavononany handray andraikitra amin'ny tetezamita izay mitari... tohiny
novalian'i penguin ny 28/01/2009 07:36
rabingogilabanga ( 27/01/2009 08:43)
1)Tsy ny fananana may akory no tena zava-dehibe, fa ny ain'olona nafoy (10 be izao no maty); ary mahagaga fa tsy misy na iray aza miresaka izanyFa dia hoe fananako e! fananako [u][b]mirary fionona... tohiny
novalian'i xxx ny 27/01/2009 12:59
Rafahafahana ( 27/01/2009 08:36)
Mba omeo toerana ao Tsiafahy ao anie ry TGV sy ny tariny mba hahazoany naka saina é! Olona tahaka azy ve no haka fitondrana tsy angamba dia ... tsy hitako izay voambolana ilazana izay mety ho tohiny... tohiny
novalian'i xxx ny 27/01/2009 11:58
bluetooth77 ( 27/01/2009 08:30)
[b]Alahady 11 janvier:[/b] - Nitaona ny olona hivavaka tao Mahamasina i Andry Rajoelina. [b]Talata 13 janvier:[/b] - Fe-potoana farany nomeny hamerenan’ny fanjakana ny TV VIVA [b]Sabotsy 1... tohiny
novalian'i bezoky ny 29/01/2009 16:40
tsinjo ( 27/01/2009 07:46)
Nolazaina fa mahantra ny vahoaka , mila sakafo ny vahoaka sns eee ..... zao nahazo sakafo , salon , tele , akanjo , telephone sns ........ ny vahoaka , afaka le fahantrana ??????? voavaha ny olana f... tohiny
penguin ( 27/01/2009 07:40)
Asa aloha fa ny zava-misy dia olona avy teo amin'ny 13 Mai no nirohotra nandeha tetsy sy teroa ary nitarika ny fandrobana. [u]Nanamafy izany ny teny napetrak'i Andry TGV milaza ny mpomba azy hampitsah... tohiny
novalian'i nyavo2000 ny 27/01/2009 10:16
ravatorano ( 27/01/2009 07:34)
sary izay sendra ahy izany moa ireto ary niniako mba tsy d tena naseho ny tarehin'ireo olona nanao ny "ketrika" ! [URL=http://yoopix.org/photo/1/187926-gr__ve_016.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_... tohiny
titix ( 27/01/2009 07:27)
Vao milefitra @zavatra nangatahany eo io TGV io dia vita matavy. Tonga dia lamosina koa no azony @vahoaka. Tsy adala manko ireo vahoaka maro be manoana ny heviny ireo ka hanaiky ny hoe resin'ny Ra8 ar... tohiny
lemenakely ( 27/01/2009 07:06)
Tsiranana, Ratsimandrava, Ratsiraka,Zafy, Ravalomanana...Toa éternel problème foana ity resaka présidence de la république ity!Ny seza dia anakiray nefa dia io no ifandrotehan ireo mpanao politika... tohiny
tsinjo ( 27/01/2009 07:04)
VOALAZANY RADIO ANTSIVA TEO FA MISY KOU NY FANDROBANA NY MAGAZAY LEHIBE ANY MAHAJANGA AMINIZAO FOTOANA IZAO IZA NO TOMPONANDRAIKITRA AMIZAO ?... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 27/01/2009 09:17
nyeja ( 27/01/2009 06:38)
VOALAVO Mpandrava laka sy mpandavo Ny biby antsoina hoe VOALAVO VOAHOZONA HAMPIREFAREFA Ka indro fa MANDRAVA EFA . Potehiny tsy misy antra Izay mba fananan'ny taranany NY BIBY TSY HINO AN'... tohiny
novalian'i nyeja ny 27/01/2009 14:12
nyavo2000 ( 27/01/2009 06:31)
Efa manomboka ary izao ny krizy satria izay no tena fanirian'ireo TGV na dia efa nampahahalalàna mialoha izy ireo ny vokatry ny fihetsika tafahoatra: * Mila vahaolona izahay ry TGV isany o! varoty... tohiny
novalian'i aikon ny 31/01/2009 07:34
bozyboleta ( 27/01/2009 06:26)
Miteniteny foana @ radio antsiva i roland ratsiraka @ zao ora hanoratako izao. Tsy maintsy esorina hono ny fitondrana ka i andry rajoelina no apetraka eo. :roll: :roll: ... tohiny
novalian'i xxx ny 27/01/2009 14:40
akamatiana ( 27/01/2009 04:58)
[b]Efa ela ny Filoha no niantso fifanantonana niseho nilay i TGV efa vitany aby ny fandrobana sy ny sisa zay vao we ifanantona a ifanantona , izany izy no miseho itondra firenena ?? vahoaka keliny r... tohiny
novalian'i aikon ny 31/01/2009 08:01
hery ( 27/01/2009 04:32)
Rava ny tanàna. Nandry tsy lavo loha ny olona. Izao daholo ry Andry Rajoelina sy ny tariny vao manomboka manenina sy miantso fandriam-pahalemana. Toa efa tara loatra ihany. Tsy noheverina angaha fa i... tohiny
novalian'i gasyjean ny 27/01/2009 21:00
OoRakotooO ( 27/01/2009 04:23)
Ny zava misy : - T@ 7.00 maraina teo dia niteny t@ Antsiva Ra8 niantso ny olona ho tony. Olana enregistrement ilay izy fa tsy direct. - Omaly ariva tamin'ny 18.00 dia niala avy tao Ivato ny BBJ (boi... tohiny
novalian'i xxx ny 27/01/2009 06:37
mala ( 27/01/2009 03:01)
aôna koa zany rano am-tanàna voa-poizina zany?... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.663