Politika

salopard ( 28/01/2009 18:17)
RARANA NY MITENY FRANTSAY ETO AMIN'NY SERASERA INDRINDRA FA I HERY NO MAMPIRISIKA NY FITENENANA FRANTSAY Vakio hono ny blog-ny DotMG, hoy i HERY. teny frantsay variraraka ny ao. Izay ataoko aza... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 29/01/2009 08:25
xxx ( 28/01/2009 18:03)
Ho tonga anie i Deba sy Pierrot Merci bandikely Karakarao fa mivoraka... tohiny
novalian'i xxx ny 28/01/2009 22:00
badboy ( 28/01/2009 17:40)
Tao anatin'ny 18 taona monja, 1991 ka hatr@ 2009, dia 3 no isan'ny firotsahahna andalambe!! Midika izany fa mangataka fiovana ny vahoaka!! Mino aho fa ireo izay handray ny fitondrana @ izao fotoana iz... tohiny
xxx ( 28/01/2009 17:35)
Tsotra fotsiny no ho ambarako aminareo rehetra miady tgv sy ravalo ireo : tsy mahafantatra ny mombamomba ny tgv aho fa i Ravalo kosa dia efa niharan'ny fikasany izahay mianakavy : efa saika namboar... tohiny
novalian'i Noue ny 29/01/2009 08:26
xxx ( 28/01/2009 16:55)
TGV.. Alefa alefa TGV Io io io io io OOOOOOOOOOOOO Avy, AVI Ratsirahonana, Fa ianareo sy NyHasina no andrandraina izao. Tongava, tongava ry Pierrot, mba hamerina hijoro ity tanintsika ity. ... tohiny
Noue ( 28/01/2009 16:07)
mba diniho kely anie ny zavatra voalaza ato eee! [b]Seul responsable politique affrontant le pouvoir, Andry Rajoelina suscite des enthousiasmes mais soulève des questions. "Pourquoi recherche-t-i... tohiny
mala ( 28/01/2009 15:28)
vaovao t@ 16h15 (heure mada), feo fotsiny contenu : 1 - Kabarin'i Andry Rajoelina t@ 13 Mai androany 2 - Kabarin'dRa8 teny @ TVM sy RNM 3 - Tenin'ny Gal Faly (tompon'andraikitra @ fitandrona filam... tohiny
novalian'i ZoGasy ny 28/01/2009 18:36
klitika ( 28/01/2009 14:46)
Lasa mpivarotra daholo ny elakela-trano, izay ilanao misy daholo sady mora vidy: Portable, MP3, Tele, Tafo, Tohatra, Generateur. Ho avy izany i Deba amin'ny volana Mars, izay no re ety anelakela-tran... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 29/01/2009 09:13
Noue ( 28/01/2009 14:18)
eny eee! hita fa samy nanao fahadisoana na Ravalomanana na i TGV . I Ravalomanana raha jerevana kely aloha dia tafahoatra loatra ny zavatra nataony! marina fa oe nanam-bola be izy alohan'ny nahatongav... tohiny
novalian'i Andribe ny 28/01/2009 21:36
xxx ( 28/01/2009 14:11)
Misaotra TGV an Pierrot: Tonga soa eh, izao ny maherinay an Lehilahy mahery eh Lehilahy Mafoka Dia mbola mamerina ny fisaorana TGV an Merci leiry an Allez, allez allez le TGV... tohiny
novalian'i xxx ny 28/01/2009 16:09
naughtyboy ( 28/01/2009 13:28)
Ny fo rano hono mafana nefa ny saina no mandinika ary ny fanahy no mpandrindra ny zv rehetra iarahamahalala ...fotoana fohy monja no lasa dia nitsimbadika tanteraka ny fiainampirenena ao amintsika,fi... tohiny
novalian'i ermia ny 28/01/2009 14:15
Noue ( 28/01/2009 13:03)
15H25 : Ravalomanana ne veut pas rencontrer Rajoelina "pour le moment. La priorité est à l'ordre"* 14H58 : Sambava : La police déjoue une tentative d'attque contre ’Ets Firozehoussen (kaisar) ... tohiny
novalian'i xxx ny 29/01/2009 14:01
xxx ( 28/01/2009 12:43)
Hita taratra amin'ny fanehoan-kevitry ny tsirairay ny toe-tsaina ao ambadika sy ny toe-tsaina ivelomana, ny fanabeazana azo koa angamba.....? ? ? ? ?Sao lahy d'efa mba dingana hafa no tokony hipetraha... tohiny
ratonga ( 28/01/2009 12:22)
rfi
http://www.rfi.fr/player/popUpMultimedia/popUpMultimedia_R.aspx?rubrique=radiofr&URL=&UID=1_142_117924&s=54309&s2=1&xtpage=accueilsite::index.asp&xt_multc=%2526x1%253D1%2526x2%253D1%2526x3%253D%2526x4... tohiny
novalian'i gasyjean ny 29/01/2009 13:17
diana ( 28/01/2009 12:13)
14H11 : Fianarantsoa :Supermarché 3000 (Ampahasambazaha) et Mireille Service fermés mais non pillés ( correction ) 13H47 : (correction) Pas de déclaration "nouveauté" de Andry TGV au 13 mai. Moi... tohiny
novalian'i Noue ny 28/01/2009 14:36
xxx ( 28/01/2009 11:51)
Ny prezida dia miasa ho an'ny vahoaka fa tsy ho ann'ny tenany. Ny vahoaka no nanome azy fahefana. Ny vahoaka ihany izany no mandidy sy manapaka. Ka rehefa namadika ny vahoaka ny prezida dia tokony ho ... tohiny
natiora ( 28/01/2009 10:34)
Ra8 no nahatonga izao rehetra, raha mba nahay nadefitra kely fontsiny izy tsy tonga tamin' izao... tohiny
novalian'i zoukimi ny 28/01/2009 23:34
ainaheri ( 28/01/2009 10:10)
Miverina @ ra8 zao ny taim-bavany t@ vahoakan'Antananarivo,nohon'ny fahalanian'iAndry Rajoelina("Inona izay raharahiako ny vahoakan'Antananarivo"),Nefa zao mangataka ny vahoakan'Antananarivo ho tony,m... tohiny
novalian'i xxx ny 28/01/2009 13:27
lemenakely ( 28/01/2009 09:48)
Aoka hisaintsaina lalina vokatr izao tsy fisainana izao! L homme est un animal pensant! Tsy misy izay tsy nahatadidy an io angamba . Kanefa raha ny zava- misy dia mitovy fisainana @ biby ny olona , a... tohiny
xxx ( 28/01/2009 09:09)
Tsy maintsy izay zao no ao an'erirtreritry Prezida rehefa ho tonitony ny rano! fa de efa miomana isika satria heveriny fa TGV daholo isika tananariviens rehetra , nefa mba tokony hosaininy ihany aloha... tohiny
novalian'i nororavel ny 28/01/2009 20:54
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.1519