Politika
badboy
(
29/01/2009 17:37)
A Ravalo?? Andry?? Ratsiraka?? Tous les malgaches? :roll: :roll: :roll: ...
tohiny
novalian'i OoRakotooO ny 29/01/2009 18:40
Fanazava
(
29/01/2009 17:22)
Refa te hanarina izao faharavana izay noravanao izao inao dia tanteraho avy hatrany, fa aza ny filoha pirenena manao action avy hatrany @ fanarenana no critiquer-na sy haratsiana, fa zay mba vitanao a...
tohiny
novalian'i xxx ny 29/01/2009 18:20
tashaa
(
29/01/2009 16:56)
Mitovy @ ilay spam be mitondra ny lohateny hoe "Lojikan'ny Fifandonana " nameno ny boite mail antsika mianakavy tao anatin'izay andro vitsivitsy nisian'ny korontana tany an-tanindrazana izay ,
dia n...
tohiny
novalian'i mion ny 30/01/2009 14:57
xxx
(
29/01/2009 16:52)
Moa ve tany tan-dalàna i MADAGASIKARA ? raha @ teny vahiny dia hoe Est ce que MADAGASCAR est un état de droit?
Ny valiny dia tsotra: tany tan-dalàna raha ho any mahantra ,fa tsia kosa ho an 'n...
tohiny
Optik
(
29/01/2009 16:18)
Ty video ty no hitako fa milaza tsara ny mikasika an'io Madagasikara malalantsika io taloha sy ankehitriny ary ny ho avy (mba tsy hilazako hoe mandrakizay)
http://www.dailymotion.com/search/ny%2Bain...
tohiny
batotoa
(
29/01/2009 16:13)
Ndray andro ono nisy R8 sy TGV!
Nilalao ono izy roa lahy, ka ny kilalao natao de bandy sy role!
Hoy R8: Za ny role fa ela alo bandy t@ 2006 teo; de ref @ 2009 ela ndray ny role fa za bandy
hoy TGV...
tohiny
novalian'i tashaa ny 29/01/2009 16:59
Ralaibozaka
(
29/01/2009 15:39)
Azo heverina ve manao Etats Généraux pour le développement, izay karazana cahiers des charges ho an'ny fampandrosoana ? Ny mpiady seza isany amin'izay fotoana izay mi-réaliser fotsiny fa tsy omena...
tohiny
novalian'i Ralaibozaka ny 29/01/2009 21:06
xxx
(
29/01/2009 14:46)
Misy moa ny tia tena ,dia ao koa ny be fialonana ;...
Mivaralila ny isan tsokajiny hoy NY TARIKA NY NANAHARY izay ...dia ny vahoaka ny mihinan ny tadiny
Fa rehefa jerena dia ADY SEZA no tena ao ...
tohiny
novalian'i xxx ny 29/01/2009 17:45
karavasy
(
29/01/2009 14:39)
Miezaka mafy ny fianakavian'ny sesi-tany ny hisian'ny tetezamita ary hitaritana izany hatrany amin'ny faniliana ny Filoha amperin'asa. Tsy tafody mihintsy manko ireo raha afaka miasa tsara sy mampandr...
tohiny
novalian'i penguin ny 30/01/2009 07:19
tsinjo
(
29/01/2009 14:16)
TSY HIFAMPIRESAKA HOUN RAJOELINA RA TSY MANAIKY NY TETEZAMITA NY FITONDRANA HOY NY RADIO ANTSIVA , TENA EFA MITADY LOZA MITSY IO BANDY IO ...
tohiny
novalian'i tashaa ny 29/01/2009 17:22
Noue
(
29/01/2009 14:06)
15H10 : Conseil des Ministres : 4 Nouvelles nominations a la tête de la gendarmerie nationale
14H45 : Il n y a plus de queue ni pénuries de carburant à Tana
13H40 : Tuléar : retour au calme de l...
tohiny
novalian'i tashaa ny 29/01/2009 17:25
penguin
(
29/01/2009 13:48)
M/car dia hizahavana hevitra ny mba hampisongadina azy ary ezahina ny hijoroany. Mila ary manantena izany ny Malagasy rehetra. Manomboka manao izany ny fitondran-dRa8. Tena afa-baraka ny mpitondra teo...
tohiny
novalian'i OoRakotooO ny 29/01/2009 19:06
xxx
(
29/01/2009 13:10)
Raha tena mandinika ny zava-niseho @ saina mahiratra ianareo dia hita soritra ao ambadik'izao fa dia Atoa Ravalomana Marc ihany no tena ao ambadik'izao resaka fandravana izao.
Porofo:
-Nahoana no t...
tohiny
novalian'i madamakely ny 30/01/2009 11:59
Rafahafahana
(
29/01/2009 12:49)
Andry Rajoelina ve?
Ben'ny tanàna an'ANTANANARIVO renivohitra sady lehiben'ny MPANDRAVA an ' ANTANANARIVO renivohitra ihany koa, tsy zay ihany fa vitany koa ny nandrava sy nandoro ny foto-drafitr'as...
tohiny
novalian'i madamakely ny 30/01/2009 11:45
Ralaibozaka
(
29/01/2009 12:40)
Na gadraina i Andry, i Roland na i Dolin, raha mbola tsy miasakafo araky ny tokony ho izy ny vahoaka dia mandry andriran'antsy io fitondran'i Ra8 io. Ka na ho ela ny ho haingana dia mbola maneho ny ha...
tohiny
novalian'i bezoky ny 29/01/2009 16:50
batotoa
(
29/01/2009 11:59)
Io zava-misy @zao fotoana io zany de zao e! Vendrana ny vahoak malagasy satria nahoana oy enao?
Satria zao; mikabary sy mandray fitenenana 30minitra i TVG na i R8 de avy eo izy mihinana fen'akoho sy ...
tohiny
novalian'i mion ny 30/01/2009 14:42
nyavo2000
(
29/01/2009 11:17)
Mahagaga ihany ny lohan'ny TGV sy andry Rajoelina, manao mizana tsindrian'ila amin'ny famonoana olona nataony.
Voalohany ny fandehanana teny @ MBS: hanao inona teny ==> valiny handoro, handroba (ts...
tohiny
novalian'i yvonKEL ny 29/01/2009 14:43
andrywui
(
29/01/2009 11:03)
Aleo mba hamaly fa toa diso lalana isika rehetra ka miteniteny foana !!!
iza no milaza fa ny TGV no nibaiko hoe : ROBAO!! DOROY!! Iza no sahy hilaza fa nisy baiko anzany teny ankiaja na teny anaty ol...
tohiny
novalian'i andrywui ny 30/01/2009 09:25
xxx
(
29/01/2009 10:52)
Andry....Tandremo sao de mitsoaka fa efa voarainao ny AVANCE, sady efa mazava ny fifanarahana; misy ny taratasy sy ny vavolombelona....
tohiny
novalian'i molota ny 03/02/2009 14:25
