Tetezamita hodian'ny sesi-tany any Frantsa
1. karavasy
(
29/01/2009 14:39)
Miezaka mafy ny fianakavian'ny sesi-tany ny hisian'ny tetezamita ary hitaritana izany hatrany amin'ny faniliana ny Filoha amperin'asa. Tsy tafody mihintsy manko ireo raha afaka miasa tsara sy mampandroso ny Firenena ny fitondrana ankehitriny. Ny TGV no ahazoana manantanteraka izany hevitra izany malaky satria ireo AREMA nivadika palitao variana mihinana ka tsy mahavita haingana ny tiana hatao. Haverina fanin-telony ve ny AREMA ?
novalian'i penguin ny 30/01/2009 07:19
2. penguin
(
29/01/2009 14:42)
Hakambano ny hery tsy ahalasa lavitra ny tetika mambotry firenena. TGVendrana, Mpandrava Efa ary tia hanimba ny ho avin'ny tanora.
3. xxx
(
29/01/2009 14:50)
"satria ireo AREMA nivadika palitao variana mihinana"
hay moa zany misy AREMA miara-mihinana @nareo ao?? hahahahiiiii.
aza mifanala baraka oà, refa tsy zaka io moly io!!!!
milay é, alefaso eto njay le lojika é!!! sitran'ny ahay mitombo ny halavan'ny pejy
hay moa zany misy AREMA miara-mihinana @nareo ao?? hahahahiiiii.
aza mifanala baraka oà, refa tsy zaka io moly io!!!!
milay é, alefaso eto njay le lojika é!!! sitran'ny ahay mitombo ny halavan'ny pejy
5. xxx
(
29/01/2009 15:01)
marina io ny hiverenany deba sy ny tariny ôtrany tsy nanao nininona no tanjona @ zay tsy misy fitsarana zany fa afaka miaina malalaka ry ratsiraka sy ny forongony!
6. hery
(
29/01/2009 15:16)
Sady mba efa antitra kosa i Ratsiraka dia mba te hody mangingina tsy voagadra. Gravy anie raha hoe maty any Frantsa eo e.
7. xxx
(
29/01/2009 16:01)
Tsy ny hahatezitra anareo mihitsy no mahatonga ahy hiteny izao :
tsy misy manana ny marina ireo eny fa io Ravalo président andradrainareo mafy io aza anie ka tsy madio mangatsakatsaka e!
Izahay efa niharan'ny fitiavan-tenan'io filoha hajaina antsika io fa tsy honohono tary sy ary . Efa manambe izy fa tiany ho azy daholo izao tontolo izao . Maninona izao raha tena olona tsara izy satria efa manana, mba avelany izay mba hahafahan'ny sasany mba mitady koa, fa tsy manao tia tena be toy io?
Ny hendry mody voky fa ....

8. ni81
(
29/01/2009 16:23)
Sady mba efa antitra kosa i Ratsiraka dia mba te hody mangingina tsy voagadra. Gravy anie raha hoe maty any Frantsa eo e.Ny vola azony hatrizay kosa ve dia tsy ahavidy tany hanaovany fasana ho azy aty andafy?
10. tashaa
(
29/01/2009 17:07)
Na ra8 aza tsy mahazo mitsoaka mandositra any Angleterre na A frique du Sud any fa tsy maintsy mba tsaraina amin'ity varotra tanindrazana sy fangoronan-karena be loatra ity !!
Ratsiraka koa toraky izany: tsy maintsy tsaraina @ nataony daholo fa aiza no ho afa maina eo?
I TGV koa mila mizaka ny responsabilité ny acte rehetra nataony na dia fotoana fohy aza izy no Ben'ny TANANA
Tsy misy mahazo miala maina sy fotsy madio mangarangarana miala eo fa ny aimbahoaka no nalatsaky ianareo rehetra ireo mba hahazoanareo voninahitra sy seza ary harena tsy toko tsy foroina , nefa ny gasy mahantra mitrongy vao homana , pire noho ny mitrongy aza!!

12. xxx
(
29/01/2009 17:53)
Vakio kely 'ty Programan'asan'ny Tanora Gasy Vanona, Taranaka Gasy Velona...
1-Ho afaka ny fahantrana sy ny jadona.
2-Ho avy ny mpamatsy vola.
3-Hiroborobo ny fampiasambola vahiny.
4-Hanjaka ny fandriampahalemana
5- Ho mora ny vidin'entana
6- Ho voazara ara-drariny ny harena
7- Ho foana ny kolikoly
8- Ho mora ny fanafody
9- Ho vita ny làlana
10- Miracle mes amies(amis)..
1-Ho afaka ny fahantrana sy ny jadona.
2-Ho avy ny mpamatsy vola.
3-Hiroborobo ny fampiasambola vahiny.
4-Hanjaka ny fandriampahalemana
5- Ho mora ny vidin'entana
6- Ho voazara ara-drariny ny harena
7- Ho foana ny kolikoly
8- Ho mora ny fanafody
9- Ho vita ny làlana
10- Miracle mes amies(amis)..
13. penguin
(
30/01/2009 07:19)
TGVille morte vé no ahavita zavatra sa hantenaina ? Ny tanora sasan-tsasany izay taitaitra no azo amin'izany. Manana risque ny tanora ka lalaovin'ny olona izay heriny izay. Mampalehelo anefa fa hanenina rehefa tonga saina hoe ataon'ny sasany fitaovana.