diniho tsara ny teny lazaina ry Andry a!

1. Fanazava ( 29/01/2009 17:22)
Refa te hanarina izao faharavana izay noravanao izao inao dia tanteraho avy hatrany, fa aza ny filoha pirenena manao action avy hatrany @ fanarenana no critiquer-na sy haratsiana, fa zay mba vitanao atao hanaronana ny fandrobana vitanao sy ny mpanaradianao e!
répondu par xxx le 29/01/2009 18:20
2. tashaa ( 29/01/2009 17:30)
Ny mpitondra hendry dia mpitondra mahazaka ny fanakianana rehetra , fa tsy mpitondra manao didy jadona sy mampanjaka ny "pensée unique"
Io fomba ratsy ny Ra8 io no nahalitika ny Andry TGV , sy nankaleo ny vahoaka mpanaraka azy ka tsy mahagaga raha izao no vokany

Etsy andaniny moa Ra 8 tsy manaiky critique mihitsy fa ny loha be _ny ihany no ampihariny dia mihenjandroa ny tady

Ory Fanazava a!! ifampizaran'izy 2 lahy ny hadisoana fa tsy ny iray ihany
Samy tsy misy manaiky ho gisitra izy 2 lahy, na ara bizn, na ara politika , dia ny madagasikara no vita sorona
3. naughtyboy ( 29/01/2009 17:46)
nefa raha samy tsaraina daoly izy mitsamm ny i1 le8 lasa hanofa trano eny tsiafahy(i penguin hanolotena anatibary azy eny solotenany TIM ato @ serasera) ary ny 1 lasa handray andraikitra hanarina ny simba dia samy ho faly ny vahoaka :D
4. xxx ( 29/01/2009 18:20)
Efa fantatra ankarihary toa tafika andrafan-tanàna izy ity na eo amin'ny niveau international na eto amin'ny firenena na niveau spirituel ka dia mangataka ny fiaikenao heloka ary aoka tsy ho very ny fanahinao. Malahelo izahay mahafantatra ny Marina rehetra ary aoka tsy hozimbazimbaina Andriamanitra sy ny Soa Toavina Malagasy. Ampy izay ny fihatsaram-belatsihy ary mangataha amin'Andriamanitra homeny tolo-tsaina hendry. Dieny mbola mandondona ny Tompo dia vohay. Izahay tsy hitora-bato anao raha sitrapon'Andriamanitra no tiany hotanterahana satria ny Voninahiny no tiany hatosaka eto Madagasikara eto raha mbola misy ihany ny taranaka voafidiny.

Homba ny firenentsika anie Andriamanitra.

Rahalahy iray rà aminao sy ny ireo olona latsa-drà ireo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0439