Politika
akamatiana
(
28/01/2009 08:49)
tonga any moramanga kou ireo mpanakorotana , efa manombka mivorivory izy ireo manamboatra tsara ny plan , ny heno dia ny ambatovy no tena ho lasibatra ary efa manantokantona ireo banky kou izy ireo...
tohiny
novalian'i xxx ny 28/01/2009 09:40
xxx
(
28/01/2009 08:48)
Ny « LOJIKAN'NY FIFANDONANA » tetikadin'i Andry Rajoelina miaraka amin'ireo mpanao politika tranainy sy ny firenen-dehibe iray.
Efa volana maromaro no niketrehan'I Andry TGV ny tetika. Ny tanjona ...
tohiny
novalian'i Fanhaiky ny 30/01/2009 05:54
xxx
(
28/01/2009 08:42)
Communiqué officiel
source: Présidence de la République de Madagascar
28-Jan-2009
Ce matin le Président de la République de Madagascar était avec le Premier Ministre, le Ministre des Affair...
tohiny
novalian'i xxx ny 28/01/2009 22:59
hery
(
28/01/2009 08:06)
Efa niaiky i Andry Rajoelina fa olony no nandeha teny amin'ny MBS. Nolazainy ho fatam-poko ho fanta-pirenena, hatr@ mpanao gazety vahiny fa mpitolona tao aminy ilay maty voatifitra teny @ MBS.
And...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 29/01/2009 03:05
blue
(
28/01/2009 07:53)
Isika malagasy dia tsy afrikanina !!!!
schéma roa no solution @ zao minicrise :wink: misy izao.
1) Mijanona eo ravalo, atao laharampahamehana zao de zao ny volet social !@ izay mba miaina kely ...
tohiny
novalian'i Rera ny 28/01/2009 18:07
penguin
(
28/01/2009 07:43)
Mba mitana ny teny nolazaina ry TGV sy ny tariny a. Rehefa hoe haka ny fitondrana no efa noventesina dia izay vitaina hatramin'ny farany fa tsy miala. Faly ery ianareo milaza fa nahazo olona marobe ar...
tohiny
novalian'i mion ny 29/01/2009 07:53
tsinjo
(
28/01/2009 06:17)
tonga nijery ny zvt niseho teny anosy androany ny folaha ravalomanana nijery ireo fitaovana simba avy eo izy de ijery ny simba any aminy faritany ...
tohiny
novalian'i xxx ny 28/01/2009 11:29
rabaradaka
(
28/01/2009 05:49)
Paikady (stratégie) fampiasan'ny firenena tavaratra ireny tsy ahitan-teny ireny rehefa mirotaka ny vahoaka. Fa izao zany vao hihetsika ny fitondrana. Zao anefa toa tsy manana fahefana ny praiministra...
tohiny
novalian'i xxx ny 28/01/2009 11:57
xxx
(
28/01/2009 05:34)
[url]http://berthoalain.wordpress.com/2009/01/26/emeute-a-madagascar-janvier-2009/[/url]
...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 28/01/2009 06:50
xxx
(
28/01/2009 04:34)
Mba mangataka ny Contacte ny Andry TGV maika dia maika, ra misy mahalala sy manana ( mail io na tél). Firaisankina no hery!...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 28/01/2009 06:57
mtsetsetra
(
28/01/2009 01:09)
Ity misy analyse hitako tao @ serasera hafa anakiray dia afindrako eto. Mahaliana.
Il y a tellement de faits troublants ...
Et là, je dois avertir que les assertions qui vont suivre n’engagent qu...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 28/01/2009 07:19
xxx
(
28/01/2009 00:34)
Merci leitsy fa ravan'la Antananarivo an, ireo foana no niseho nilay hatrizay. Zao mba samy mitovy depara
Misaotra leitsy fa vitan'la le plan, Anay ny sisa
Allez, allez
allez le TGV...
tohiny
novalian'i AFLN ny 28/01/2009 08:32
xxx
(
27/01/2009 22:25)
VOICI CE QUI RISQUE D ARRIVER DEMAIN SI VOUS NE DIFFUSEZ PAS CE MESSAGE PARTOUT
Demain, mercredi 28 janvier 2009, Andry Rajoelina va s’autoproclamer président de la République.
La différen...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 28/01/2009 07:39
badboy
(
27/01/2009 22:22)
Tena mifoka zavamahadomelina angamba ingahy eo @ fitondrana io fa dia efa tena lasa lavitra ny zavabitany!!
Le président ordonne sa restitution
Le président Marc Ravalomanana a ordonné hier a...
tohiny
novalian'i xxx ny 28/01/2009 12:48
rico
(
27/01/2009 22:12)
Raha za manokana aloha de tsy miady ho an i firenena aho. Tsy aleo ve ze ifandaminan iza roalahy eo nizaniza tonga eo de mitovy foana. Ny mahantra iany ny mahantra koa tsy aleo ve mba avela andeho ho ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 28/01/2009 00:10
tolipy
(
27/01/2009 20:43)
firenena hafa aorianizao ady izao, jereo ny ady eranizao tontolo izao!
misy baiko hentitra ankolaka! mbola tsy takatrareo foana, pions daholo ireo, diviser pour mieux regner! solutions tadiavana fa t...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 28/01/2009 07:04
Noue
(
27/01/2009 20:07)
http://www.france24.com/fr/20090127-madagascar-emeutes-manifestation-dialogue-calme-ravalomanana-andry-tgv-rajoelina-antananarivo...
tohiny
novalian'i jiimm ny 28/01/2009 09:00
xxx
(
27/01/2009 19:21)
Rajoelina, je pense n’a pas estimé qu’il parviendrait à faire détruire Tana et l’empire Tiko de la sorte à moins que c’était vraiment son intention : réduire cette empire présidentielle...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 27/01/2009 21:09
Noue
(
27/01/2009 17:38)
raha te hanaraka vaovao dia mba jereo ny chaine télé France24 eee na eto @ internet
Le président prône le dialogue au lendemain des violences
http://www.france24.com/fr/20090127-madagascar-...
tohiny
novalian'i sipagasy ny 29/01/2009 18:01
