NIDINA TENY ANOSY ANDROANY T@ 9ora NY FILOHA

1. tsinjo ( 28/01/2009 06:17)
tonga nijery ny zvt niseho teny anosy androany ny folaha ravalomanana nijery ireo fitaovana simba avy eo izy de ijery ny simba any aminy faritany
répondu par xxx le 28/01/2009 11:29
2. tsiafoi1 ( 28/01/2009 06:31)
Milay be zany, tohizo fa zay no tadiavina
En plus n'izay, tokony hifanaraka ny roa tonta pour l'intérêt de l'Etat, fa mandady ny trambon'ny Deba
3. tsinjo ( 28/01/2009 06:35)
nilaza ny radio antsiva fa oe namoaka didy ampisambotra ireo jeneraly diso lalana indray izy , asa ndray zay tohiny .
4. xxx ( 28/01/2009 06:41)
Didy inona no vitan'i le8 intsony???? mbola manofy angah i lery fa we prezida??? sao dia i ra8 aza no ho samborina!!!!
5. jiimm ( 28/01/2009 07:32)
Aok'izay ny fifampihatsina; ajanony ny antso amin'ny fankahalana olona. Fa ny Tim ngah tsy vahoaka? ny mpiasa amin'ny orin'asa may angah tsy vahoaka? vahoaka mitovy amin'ny TGv ireo. Izay hampihavanana sy hahitan'ireo very asa vahaolana haingana no heverina. Sao d ho tonga indray ny valifaty afaka 3,4 7taona. Mpandraharaha anie Andry TGV, sao d ho toy izao koa no hiafarany. Tsisy hahavita miracle eto enao ary aza mampanantena ny tsy ho vita.
6. saranga ( 28/01/2009 07:40)
Zay mihitsy e
7. tsiafoi1 ( 28/01/2009 07:41)
Aok'izay ny fifampihatsiana fa izay ahitana vahaolana aingana no tokony hatao... Mandady ny trambo!!!
8. akamatiana ( 28/01/2009 08:07)
tsy tia ra mandriaka ny filoha , ny vahaolana narosony aloha hatramizao de ny fisamborana an'i rolanad ratsiraka sy ny tariny , ay nanambara koa izy fa ianga ny force one haka sakafo any afrique du sud. Na tsy tia ra mandriaka aza lery tokny mba asiny action kely fa miseho milay le tgv kle lol
9. xxx ( 28/01/2009 08:14)
Ka sady tsy tia ra mandriaka izy no tsy tia demokrasia,no sady mpanagadra vahoaka no mpivarotra tanin-drazana.... de inona izany no ilana azy?????
10. akamatiana ( 28/01/2009 08:22)
taranaka jamba marina :-D :-D
11. xxx ( 28/01/2009 08:33)
isika mianakavy!!!
12. tsikivy01 ( 28/01/2009 08:45)
Tsy hita izay ilazana azy ko ! Fahavalompirenena kay ! Loza anefa izany.
13. andrywui ( 28/01/2009 09:01)
nareo manafina ps ireo avoahy fa aza manao ady miafina fa kanosa e!
f'anga ra midina eny Anosy de manana ny marina zay ? ra te hihivana maninona ra nohenoiana daolony feombahoaka fa tsy nanaovana taim-bava isakizay mahazo mpanao gazety! ho samborina aona moa iRoland Ratsiraka ? manana ZO miteny sy fitakiana ze tiany angatahina ary fitsikerana ze tsy mety rehetra iRoland Ratsiraka fa olompirenena feno izy fa tsy dahalo na very zo akory ary na Ratsiraka Didier ko aza manana ZO feno ko satri olompirenena ra mbola hasiana ny demokrasia fatsy misy tampenambava zany tsony na iza izy na iza fa izay no mampitroatra ny vahoaka !!!!! sa mbola mitady ndray anga fa mbola tsy ampy le teo? mbola tsy leomboanana omaly,??
14. xxx ( 28/01/2009 09:13)
Ka raha tsy i ratsiraka sy ra8 irery no tompon'i madagasikara ka io no mbo hitan'elah tanisaina eo
15. mion ( 28/01/2009 09:54)
Ilay oe faikany sy jiolahim-boto ary tontakely kosa aloha rehefa topaza-maso de ilay nandroba ny kely indrindra (sakafo mby am-bavan'ny Malagasy sy ny PPN) sy mitady handroba ny lehibe indrindra (dia ny fiandrianam-pirenena) @ alalan'ny "DEMOKRASIA". Zao anie tsy misy afaka hilaza fa Ravalomanana no nanesotra ny sakafo teo am-bavan'ny vahoaka e, fa ny Ben'ny tananan'Antananarivo niaraka t@ ireo tontakeliny avy eny andohatapenaka sy Manarintsoa etc... . d'ailleurs refa hita de aleo tsorina fa vitsy monja ireo intellectuels nilahatra teny @ 13Mai (mpiasan'ny commune sy izay mifandraika aminy, ary ny sasany t@ fianakavian'ny ben'ny tanana) fa ny maro dia ireo tontakely sy jiolahy mpamaky trano (zarany aza izy ireo avela hiseho masoandro sy hiasa malalaka). zao ny mponin'Antananarivo no tonga @ ilay hoe nokakerin'ny amboa kely tiana satria tsy hanan-kanina ohanina. Ny PPN moa zao de efa lafo be raha ahita ary (Menaka 1 litatra = 8000 Ariary), iza ary no antony hoy nareo, tsy I Ravalo izay namokatra ireo PPN ireo ho an'ny vahoaka Malagasy fa ilay miseho azy ho kely fa dada. Ny olona nianatra sy nandia fianarana tsy hitango lalitra eny @ 13 Mai izany mba hitolona @ ny tolona tsy azy akory. sa i toi koa isan'ireo tontakely?
16. xxx ( 28/01/2009 10:12)
fa angah ny tontakely sy ny jiolahy tsy mba vahoaka???? Dia natokana ho an'izay nahita fianarana sy manana ny ampy ihany angah ny ZO ahafahana mianana ara-dalana??? Elah sy ny TIKO no mahavita mihina fromazy sy aourta atao goute fa ny 80% ny vahoaka na mangahazo atao sakafo ataondro aza efa iadiana @ alika!!!
17. ngoiha ( 28/01/2009 10:43)
Ko maninona raha miasa,KAY azafady ,hay moa ka jamba ianao ka tsy homena tsiny.MIASA MAFY RANAMANA ,MIASA TSARA
18. xxx ( 28/01/2009 10:52)
DE ATAONAO FA MARO TOKOA NY SEHATRA FAHITANA ASA ETO MADA AN!!! NY ASA MBA TOKONY HO AN'NY GASY ARY OMEN'I RA8 @ SINOA SY NY VAHINY KO???TSY OMENA FINANCEMENT NY OLONA RAHA MBA TE HANAO ZAVATRA GOAVANA FA LASAN'I RA8 DAHOLO NY TANY SY NY ASA NA GARDE DU CORPS TOKONY HO ASA HO AN'NY GASY ASA DIA OMENA NY CONGOLAIS!!!
19. andrywui ( 28/01/2009 10:54)
HIASA MAFY !HIASA TSARA ! DE AJANONA NY TAIMBAVA SY NY FANAMBANIANA NY AVONAVOKEVITRA SY AVOMBAVA SY NY FANAVAKAVAHANA DE MILAM NY POKNA FA RA TSY ZANY DE HO AVY NDRAY NY 26JANV BIS FA ATAOVY ANGA MOA !!!
20. xxx ( 28/01/2009 11:29)
an an an kosa e! aokizay le gidraka fa efa fay izy e! izy ary zao mapanaelo be
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0448