Hiatrika ny krizy ny fitondran-dRavalo

1. rabaradaka ( 28/01/2009 05:49)
Paikady (stratégie) fampiasan'ny firenena tavaratra ireny tsy ahitan-teny ireny rehefa mirotaka ny vahoaka. Fa izao zany vao hihetsika ny fitondrana. Zao anefa toa tsy manana fahefana ny praiministra amin'izay famahana ny olana fa toa reven'ny dadatoa Ravalo irery, io no problème satria raha tsy voavaha ny olana dia i Ravalo no mipitika voalohany. Mitaky fahamatorana eo amin'ny fandraisana décision ny toedraharaha anio.
novalian'i xxx ny 28/01/2009 11:57
2. tsiafoi1 ( 28/01/2009 06:34)
Mety aloa le fihetsika fa tokony hamafisina kokoa
En plus n'izay tokony hifanaraka ny roa tonta samy tsalo, pour l'Intérêt de l'Etat
Tandremo fa mandady ny trambo! Mitady hahomby ny jeu ny sasany
3. Mandefitra ( 28/01/2009 06:37)
Ka ny mampalahelo dia ny gasy tsy mahatakatra izany, na minia tsy mahatakatra. Afatratra @ olona iray ny alahelo nefa ny mpanararaotra ao ambadika tsy hita.
Dia zary faly @ fahasimbana sy ny fahafatesan'olona aza ... noho ny ory hava-manana sy ny raha maty aho matesa rahavana fotsiny ...

Dia mba ho aiza hono gasikara @ toe-tsaina toy izany?
4. xxx ( 28/01/2009 06:38)
Tssssss!!!!! ka i dadato ra8 anie rabaradaka ka matik'ambo no sady dedaka e!!! tsy manome baiko na koa tsy mahatoky ny PM i lery. Io efa caracteran'i le 8, Indraindray azy dia i lery no mitondra ny cortege fa tsy ilaina hono ny sofera! de aleo reveny irery eo ny azy eee!!!!
5. xxx ( 28/01/2009 06:40)
En plus n'izay tokony hifanaraka ny roa tonta samy tsalo
6. tsinjo ( 28/01/2009 06:40)
ho any am fahantrana koukou no izao fa aiza ndray e , zao le oe ento midina ty firenena ty lol, anafaka ny fahantrana houn e
7. badboy ( 28/01/2009 07:03)
Izy no filohampirenena, noho izany izy no lohalaharana @ rehetra!! Mety ny ataony mitsabaka hatrany andohalika ilay olana!! Saingy indrisy fa efa hatrany anatenda ilay olana ka tara loatra ny fitsabahana ataony!!! Ny niatombohan'io dia ny fanagejana sy fanemporana ny vahoakan'Antananarivo!! Nihevitra izy fa rehefa ho noana ireo dia miverina ho azy mandady eo anatrehany!! Izy @ io manao fiainana be!!! Miampy izany ny fampiasana ilay fahefana @ tsy tokony ho izy!! Izao no vokany : faty kilan'ny afo, tranombarotra voaroba.....

Mbola tsy ampy fahamatorana ilay mpitondra ke dia irariana izay ho avy aoa afara mba tsy haka tahaka ny nataon'i Ratsiraka sy i Ravalomanana fa ho tena tonga saina ka hikatsaka ny lalandava ny mahasoa ny Malagasy tsy vakivolo!! ;-) ;-)
8. jiimm ( 28/01/2009 07:41)
Miala ny TGV hoe naninona ireo mpitandro ny filaminana tsy nandray andraikitra. De mihevitra ve enao fa raha nanohitra ireny olona marobe nentiny teo @ fitsarana, rnm tvm ireny ny mpitandro ny filaminana dia tsy hisy ny rà mandriaka sy ny fahasimbana? Velampandrika fanaon'ny mpanohitra eto amintsika ny manao izay hisian'ny ra latsaka @ zay maloto ho azy ny mpitondra. Diniho ny 10 Aout 91 teny Iavoloha. teny mahazoarivo 2002. Roitina @ zay ra vo misy maty nefa iza no nitondra ireo olona ireo teny.
9. saranga ( 28/01/2009 07:44)
Zao dadatoa badboy no izy tsy tena mpanao politika i i dadatoa Ravalo a i dadatoa Andry TGV, ity TGV ity moa dia i Rolland Ratsiraka no mibaiko azy ary mampalahelo fa dia ny AREMA indray ve no hiverina. Jereo tsara ange, niteny i TGV tamin'ny alatsinainy fa hisy fihaonan'ny roa tonta, dia namaly i Roland Ratsiraka hoe tsy ilaina ny fihaonana, dia hoy i TGV tamin'ny talata hoe tsy misy fihaonana raha tsy taneraka ireto conditions ireto , ... Midika be izany fa dia fitaovana fotsiny i TGV. Vaovao farany dia hoe efa eto i Rajaonarivelo Pierrot sy Lalatiana Ravololomihanta. I Roland Ratsiraka no hanao izay fanambarana izay raha tsy hoe voasambotra izy anio
10. penguin ( 28/01/2009 07:47)
Rabaradaka TIM misaina dia anisany henjehina fa aza miala bala. NOventiventesiny teto hatrany ny maha-TIM azy azy koa asa raha izy no henoin-teny eto raha toa ka leo TIM ny vahoaka.
Anaovy ny akanjonao TIM rabaradaka dia tongava eny @ 13 Mai ary lazao ny olona hoe izao efa tonga saina ka ity dorako ity ny ankajonay.
11. tsiafoi1 ( 28/01/2009 07:48)
Ny tokony hoeritreretina de izao : Samy ho tonga saina ve ny roa tonta fa misy fahavalo iray hitambarana sy hatrehina??? Sa mbola hifanipaka an-karona toy ny valala!!! Afaka ora roa na telo ny ho ampitson'ity firenena, indrindra fa ho an'Antananarivo...

Suspens be le izy, fa de atao akory fa de valalanina isika mpitazana...

12. mion ( 28/01/2009 09:49)
O ry badboy sy ny namany a

Tsy kôpy ve lisany oe ny faikany sy jiolahim-boto ary tontakely rehefa topaza-maso de ilay nandroba ny kely indrindra (sakafo mby am-bavan'ny Malagasy sy ny PPN) sy mitady handroba ny lehibe indrindra (dia ny fiandrianam-pirenena) @ alalan'ny "DEMOKRASIA". Zao anie tsy misy afaka hilaza fa Ravalomanana no nanesotra ny sakafo teo am-bavan'ny vahoaka e, fa ny Ben'ny tananan'Antananarivo niaraka t@ ireo tontakeliny avy eny andohatapenaka sy Manarintsoa etc... . d'ailleurs refa hita de aleo tsorina fa vitsy monja ireo intellectuels nilahatra teny @ 13Mai (mpiasan'ny commune sy izay mifandraika aminy, ary ny sasany t@ fianakavian'ny ben'ny tanana) fa ny maro dia ireo tontakely sy jiolahy mpamaky trano (zarany aza izy ireo avela hiseho masoandro sy hiasa malalaka). zao ny mponin'Antananarivo no tonga @ ilay hoe nokakerin'ny amboa kely tiana satria tsy hanan-kanina ohanina. Ny PPN moa zao de efa lafo be raha ahita ary (Menaka 1 litatra = 8000 Ariary), iza ary no antony hoy nareo, tsy I Ravalo izay namokatra ireo PPN ireo ho an'ny vahoaka Malagasy fa ilay miseho azy ho kely fa dada. Ny olona nianatra sy nandia fianarana tsy hitango lalitra eny @ 13 Mai izany mba hitolona @ ny tolona tsy azy akory. sa i toi koa isan'ireo tontakely? zay angà
13. xxx ( 28/01/2009 10:23)
Lasa tonta kely sy jiolahy no vaohaka satria nalainao daholo ny bizna sy ny mba mety ho an'ny vahoaka ka eo indray ianao no mody gaga???
14. fanantenana2003 ( 28/01/2009 11:51)
marikiriko be le mba fitenin'i mion an'ireo mpikomy eny aminy 13 mei, dia tena jiolahiboto araka ny teninao daholo ve ny tonga teny sady olona tsy manakatao, ary ny mponina manaritsoa sy ny manodidina ve jiolahiboto daholo, raha mbola izany ny fomba entina miaina de tsy hivoana na oviana naovina i madagascar amin'ny toe-tsainy olona tahak'intony! tsy izay ahatafita ve no hiresahina an'ity gasikelitsika ity fa tsy ny fanaratsiana etsy sy eroa, mbola ambany loatra ny fomba fisainatsika gasy raha ohatr'izany daholo ny olona, mampalahelo, tsy mahagagaga ahy raha misy ny fikomiany olona aminy fomba fisainana ohatr'izany!
tsy izay ahitana marimaritra iraisana ve no tadiavina na eo aminy TGv na i ra8!mba hilaminan'ity tanidraza-tsika ity, fa tsy hoe zarazarao anjakana!
matoa ny olona lasa mandromba etsy sy eroa de misy ny antony ! za mana-meloka avy hatrany an'io fandrobana io aloha, satria izao de aiza no ahitana vola hanamboarana ny TVm sy ny RNM satria an'i etat io tsy isika malagasy ihany no ihantoka izany rehera izany!
de ahoana ny suiten'io avy eo , ary ireo 34 olona maty noho izao fikomiaina misy izao, vitavita mora ve ny ran'izy ireny!
mieritrereta ihany ra-malagasy havako sao de hanenena-tsika izao!
15. xxx ( 28/01/2009 11:57)
aiza no ahitana vola hanamboarana ny TVm sy ny RNM satria an'i etat io tsy isika malagasy ihany no ihantoka izany rehera izany!

Amidio @ komorian ny force one 2 de vita ny RNM sy TVM ary mbola misy ambiny aza ka tsy idiran-trosa i Madagasikara.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.297