Politika
diana
(
27/01/2009 01:51)
Aucun signe n’est donné que le dialogue passera. Sachant Ravalo et ses conseillers politiques et la fougue de jeunesse de notre jeune maire, tout voue à l’échec pour l’instant. Admettons quâ€...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 27/01/2009 09:13
xxx
(
27/01/2009 01:48)
Ny eo maty ny eo teraka ihany, ka tsy maninona io fa efa vita kalkiola daholo...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 27/01/2009 06:25
xxx
(
27/01/2009 01:33)
Tian'ny Frantay atao ohatry Mayotte i M/scar...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 27/01/2009 06:29
sitlo
(
27/01/2009 00:48)
Izaho ranga mba nahazo tele tao amin'ny NAZA, nefa tsy misy canal hitako mihintsy. Inona no azo atao?...
tohiny
novalian'i nyavo2000 ny 27/01/2009 06:46
xxx
(
26/01/2009 23:11)
Omaly alina dia nolazaina fa nisy naka ny antenne VIVA teny Ambohimitsimbina. Dia nientana ny vahoaka ka nikorontana nadoro an'itsy sy iroa ho valifaty.
Kay ry TGV ihany no naka ny Antenne, fa gaga a...
tohiny
novalian'i nyavo2000 ny 27/01/2009 12:10
xxx
(
26/01/2009 22:51)
Andeha hatory aloa fa reraka,
Dia rahampitso indray izany madoro ny hafa eh
Andry Mba ataovy minisitra ireny zanaky ny mpiasan'ny ambasady mipetraka any ivelany taloha sy ankehitriny ireny fa manoha...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 27/01/2009 06:54
Belami
(
26/01/2009 22:48)
Na inona korontana na inona hatramin'izay, io RNM ao Anosy io dia teo foana, fa dia "[b] inona loatra no nahazo ny Malagasy no dia nodorana ny Radio mbahoaka ohatran'io ?"[/b]
Mba saino antsaina ng...
tohiny
novalian'i aikon ny 31/01/2009 07:55
titix
(
26/01/2009 22:26)
Tsy mbola tapitra iany ny rotaka sy fandrobana hatr@zao ora izao?? Tokony hatory @zay aloha ry vahoaka fa sao tsy misy robana intsony rampitso sy rahafak'ampitso a.
pffffffff Efa tena mafy ny fiaina...
tohiny
novalian'i ni81 ny 27/01/2009 04:59
kidoropamba
(
26/01/2009 21:32)
Aiza izany hery be anao izany levalo a? Iray andro fotsiny ny kombat d'efa mifona nedala. hin!hin!hin!hin!tssssssss! tena sarim-bavy e. ...
tohiny
novalian'i xxx ny 27/01/2009 07:48
xxx
(
26/01/2009 21:23)
Vaovao farany 'ty avy aty Tamatave.
Araka ny tenin'ny mpanara-maso aty an-toerana izay miambina zay zavatra mety ho hafahafa dia izao:
Misy sambo voa avy ni-débarque, tsy hay avy aiza, ao amin'ny P...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 27/01/2009 07:31
DadaRabe
(
26/01/2009 21:17)
RIVO-PANDRAVA
Raha ny fandrobana sy ny fandravana,
Mitondra dinamita, manapaka tetezana,
No lasa ho filamatra, hitondra ny tanà na
Dia tena kivy aho fa sarim-pahaverezana,
Tantara efa naloa,
...
tohiny
novalian'i aikon ny 31/01/2009 07:49
DadaRabe
(
26/01/2009 21:12)
RIVO-PANDRAVA
Raha ny fandrobana sy ny fandravana,
Mitondra dinamita, manapaka tetezana,
No lasa ho filamatra, hitondra ny tanà na
Dia tena kivy aho fa sarim-pahaverezana,
Tantara efa naloa,
...
tohiny
novalian'i kidoropamba ny 26/01/2009 21:34
caprio
(
26/01/2009 21:06)
mampatsiahy antsika izay rehetra mbola tsy mafantatra fa @izao sahotakotaka any @tanà na zao,dia efa azontsika arahina tsara ao @tvplus ny vao2 rehetra misy any dago, koa ho antsika zay teh hijery iza...
tohiny
novalian'i Optik ny 27/01/2009 04:44
sivisma
(
26/01/2009 20:18)
Mampalahelo fa dia ny bandin'ny tanana ndray no hifafa ny kihony @ fitadiavana vary,menaka,siramamy,lasantsy,....
Fa izy ity ve tsy azo régler-na any ambadika any e!Ny mpitondra raha teo koa moa dia...
tohiny
novalian'i sivisma ny 27/01/2009 12:29
patrick2002
(
26/01/2009 19:43)
Araka ny vaovao voaraiko avy any an-tanindrazana aza izao dia . i Ravalomanana Marc nanarama mercenaire zoulous sud africain ,hamotika ny emmeteur ny radio viva teny Ambohimitsimbina ,no tena naharomo...
tohiny
novalian'i patrick2002 ny 27/01/2009 10:54
klitika
(
26/01/2009 19:12)
Magro, Courts, RNM, NASA electronic, tranon'i Mox
Ny Mahagaga dia nahoana ny Courts nefa eo akaiky eo koa ny Geant Score, Tsy maninona akory. Midika izany fa misy antom-pirenena momba ity korontana...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 27/01/2009 07:14
sitlo
(
26/01/2009 18:13)
Hita taratra izao fa mitarika herisetra ny mpanaraka an'i TGV (sy ny ao ambadiny). Ao ny tsy mahalala, ny voakarama, ny gadra, ao ny leo ny fitondrana sns
Ny atahorako izao dia ny hamatsian'ny fran...
tohiny
novalian'i OoRakotooO ny 27/01/2009 04:00
naughtyboy
(
26/01/2009 17:23)
Ao anaty krizy indray isika rehetra noho ny fiziriziriana ataony fitondrana minia tsy mahafantatra ny fitakiana ataony ireo leony tsindry hazo lena ,tsy ny ao Antananarivo irery intsony fa tafiakatra ...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 27/01/2009 09:51
tsinjo
(
26/01/2009 16:10)
MARINA VE IREO FATY IREO ILAY FOLO ALOHA TOA OE VOAHITSAKA NO NAHAFATY AZY ...
tohiny
novalian'i tolipy ny 26/01/2009 21:50
booboo
(
26/01/2009 15:49)
Raha mbola misy manana hafa dia mba zarao...
http://www.madanight.com/edito/378.html
Ny commentaires no tena arahiko ao @ io lien nomeko io fa ao no misy ny vaovao...
...
tohiny
novalian'i sitlo ny 27/01/2009 01:10
