Politika

karavasy ( 23/01/2009 07:04)
Ny fitondran'ny AREMA izay nalohan'ny vahoaka no nanimba ny firenena ary nahalatsaka an'i Madagasikara amin'ny lafiny rehetra. Niezaka ny vahoaka nanampy izay noheverina fa hialan'izany AREMA izany. T... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 26/01/2009 09:18
xxx ( 23/01/2009 03:49)
Nisy olona nanontany: "Fa inona no tena mampiady an'i TGV sy Ra-8 eh?" Dia nisy namaly tany aoriana hoe: "Anontanio i Mialy eh" Dia tezitra be ilay Rangahy hoe: "Iza koa ity Mialy?" Samy dangin'ny ... tohiny
novalian'i Fanjaibe ny 25/01/2009 21:15
naughtyboy ( 23/01/2009 02:25)
Raha ny fijeriko manokana ity taona ity dia taona tokony hanome,fifohazantsaina matotra @ ireo lasa teo aloha ka hitondra fijery mahomby sy famindra malina,fiovana no teny mahafehy izany .I Gasikara... tohiny
andrywui ( 22/01/2009 17:01)
efa tsy hitany tsony ze atao aminizao zao fa ny mpiasa sy mpiara miasa zao no voan'ny ira botry sy ny tsy tokony hatao ao !! de ny miaramila sy ny zandary no ampitahorina andro amanalina , afindra toe... tohiny
novalian'i xxx ny 23/01/2009 16:08
andrywui ( 22/01/2009 12:11)
Indray andro any raha mbola tsy miangatra amin'ny olon-drehetra Andriamanitra ,de mino aho fa mbola omeny mpitondra mahay isika,hitantana ny firenena,omeny minisitra mahay mampiakatra haingana ny hari... tohiny
novalian'i andrywui ny 23/01/2009 09:25
andrywui ( 22/01/2009 12:11)
Indray andro any raha mbola tsy miangatra amin'ny olon-drehetra Andriamanitra ,de mino aho fa mbola omeny mpitondra mahay isika,hitantana ny firenena,omeny minisitra mahay mampiakatra haingana ny hari... tohiny
hery21 ( 22/01/2009 10:36)
Objet : Ny mety hiseho eto amin'ny firenena: Lojikan'ny fifandonana Objet: Fw: Lojikan'ny fifandonana Mety efa fantatrao fa tsara vakiana ihany fa mikasika ny raharaham-pirenena. Mazotoa daho... tohiny
novalian'i manalazy2 ny 29/01/2009 20:19
xxx ( 22/01/2009 08:48)
Dia efa ni autoproclamer fa FAHA8 izany i Ra8. Tsy nasiany sira ny fangatahana ny hisian'ny demokrasia sy ny magarahara eto @ tant sy ny firenena. Mbola nafeniny ihany koa ilay fikasana ny hivarotr... tohiny
novalian'i andrywui ny 23/01/2009 16:12
Annie2006 ( 22/01/2009 08:28)
Izao no voavaky tao @ gazety les nouvelles: "«Seuls les résultats comptent» En réponse aux insinuations qui continuent d’être véhiculées à grandes pompes par l’opposition sur ces d... tohiny
novalian'i andrywui ny 22/01/2009 16:55
rabaradaka ( 22/01/2009 08:13)
Miarahaba dadatoa sy nenitoa isany, niverina aho fa tena miharatsy dadatoa ny toedraharaha. Fa nareo tokoa ve lasa adversairen-dRavalo daholo e ? Zaho aloha tsy contre Ravalo fa mpanao analyse politik... tohiny
saranga ( 22/01/2009 08:05)
Constatant la situation actuelle au sein du Ministère de l'aménagement du territoire, j'ose confirmer qu'il y a des saboteurs de haut niveau au sein du Cabinet de Ministre à commancer par son Chef ... tohiny
novalian'i Fanjaibe ny 25/01/2009 21:19
naritsimba ( 22/01/2009 07:03)
Romotra Daewoo fa nofitahin’ny fanjakana Malagasy Raha mbola mila zavatra hanovana hevitrin’ny pro régime fa efa vita sonia anie ny contrat tam daewoo dia vakio ity article ity !!!! Milaza io... tohiny
novalian'i xxx ny 23/01/2009 06:30
ndenn ( 21/01/2009 23:16)
Indraindray aho aty an-tany lavitra aty dia manongo tena irery mamaky ny hevitra miseho eto @ ity serasera ity. Toa latsaka ambany dia ambany marina ny toe-karem-pirenena @ izao fotoana izao . Ny anto... tohiny
novalian'i ndenn ny 22/01/2009 14:24
xxx ( 21/01/2009 17:20)
asa mba aona kou ny ho ataony rehefa mahita ny fananany ho robain'ny olona koa izy !! ka ny vahoaka ko mba maka ze anjarany nangalarinao ankolaka na mivantana ko/// nefa mety efa niomana io ,,mety tsy... tohiny
novalian'i xxx ny 22/01/2009 14:26
kidoropamba ( 21/01/2009 16:41)
Io ihany n o ventindresakin'ny vahoaka eto madagasikara indrindra fa eto iarivo. GADRA ihany no mendrika andravlo sy ireo izay mbola manohana azy. Izay te hanavotra ny firenena dia tokan ihany ny... tohiny
novalian'i mpaoly ny 23/01/2009 05:30
penguin ( 21/01/2009 15:20)
Samy nanaraka ny bé sy maro ka tsy nisy resaka Andriamanitra sy Fuvavahana ary vé ny fandraisana an'i OBAMA ? Ka inona no olana amin'ny fivavahana. Ny olona dia ny fivavahana hitarika tsy hiasa, tsy... tohiny
novalian'i penguin ny 23/01/2009 07:10
andrywui ( 21/01/2009 12:44)
ny roa voalohany aloha ekeko fa mety azao afangaro ihany fa eo aminle fahatelo oe bizna defa mazava fa tafiditra aminio le Daewoo, ny fahaefatra oe fivavahana defa tsy izy mihitsy satri be de be ny an... tohiny
novalian'i xxx ny 22/01/2009 13:30
naughtyboy ( 21/01/2009 10:23)
fiangaviana anreo izay tsy tia soratra lavabe aza vakiana re tompoko azafady fa tsy ilainao akory:-D Taona 2009 ,raha ny velarantany sy ny fitomboany vava homana(2,8%) no anombohana ny resaka dia 3 ... tohiny
penguin ( 21/01/2009 07:24)
Ry Badboy na Naughty boy na ny mpanohatra hafa dia tokony mijery tsara fa tsy i Madagasikara irery no fanina amin'ny ady amin'ny Fahantrana. Anontanio ny Professeur Jeffrey Sachs izay tompon'andraikit... tohiny
novalian'i andrywui ny 21/01/2009 16:33
badboy ( 20/01/2009 21:10)
Afabitana indray isika malagasy isan'ny mitana ny laharana voalohany manoloana ireo firenena mahantra indrindra erantany!! Ary loza aza fa ny fahantrana izay nodradradraina fa nihena hatrizay 2002 dia... tohiny
novalian'i xxx ny 21/01/2009 18:00
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.3803