efa mi panika ra8 zao ka endasina sisa
1. andrywui
(
22/01/2009 17:01)
efa tsy hitany tsony ze atao aminizao zao fa ny mpiasa sy mpiara miasa zao no voan'ny ira botry sy ny tsy tokony hatao ao !! de ny miaramila sy ny zandary no ampitahorina andro amanalina , afindra toerana raha vao tsy manao anzao sy zao tsy fanao rehetra io!! akaiky ny farany ee!! ny veloma no atao mafanafana ! fa leom-pahoriana ny gasy voafitakao
novalian'i xxx ny 23/01/2009 16:08
2. naughtyboy
(
22/01/2009 18:51)
ony oa ,menaka avy aiza kalo ty anendasana azy e,avy aty ivelany ve sa ny ao @ tanana ihany???? :°) otrany marikivy za ra mbola menaky TIKO kle =)) vazyé less iny ry andrywui a =))
4. kidoropamba
(
22/01/2009 20:30)
Ny ny olona avy any anindrana aza dia sakanan'i levalo hiditra ao iarivo sao dia lasa manatevin-daharana @ asabotsy.
Misy barazy ao brickaville sy avy aty mahajanga. Tsy misy taomaobilina mahazo miditra ao iarivo raha mitondra olona mihoatry ny 7 ao anaty taomaobilina.
Lasa adala ravalo e. Lasa adala. Iny lasa mitokona ny lava-piringa eran'ny fokontany ary hihomehezan'ny boay kely. tsssssssss!
PEHO!PEHO!PEHO!

6. xxx
(
23/01/2009 03:36)
Za zao vao tonga tamin'ny Jiolahimboto vao maraina teo avy any Mahajanga, koa ahoana ary izany kozinareo izany. Mini-bus efatra no niaraka teo, ka dia gaga amin'ilay lazain'i Kidoro aho k'le. Aza manitatra be ry zalahy fa manjary tsss
7. rixes
(
23/01/2009 05:33)
naughtyboy:
ony oa ,menaka avy aiza kalo ty anendasana azy e,avy aty ivelany ve sa ny ao @ tanana ihany???? :°) otrany marikivy za ra mbola menaky TIKO kle =)) vazyé less iny ry andrywui a =))
aleo vidina ihany ny menak'i ra8 fa sao gadrain'i daholo eo zay ts mividy .
8. rangorivao69
(
23/01/2009 07:50)
Ny valala lesy misy fa ny mpilaza tsaho koa no betsaka a! roritina ohatry ny lasitika ilay resaka mba hisintonana vahoaka, ho hita eo moa ko! vao manomboka anie ny taona e! ary mbola ho ela vao hifarana, ho hita eo izay hanangana ny saina fotsy hoe RESY!
9. eh
(
23/01/2009 08:06)
samia ho velon'aina hifankahita eto ê!!!!! ho tsarain'ny tantara ry tgviste isany!!! Tsy tia tsara mihintsy fa efa voahozona!!!!
10. Mandefitra
(
23/01/2009 08:10)
Ny fijeriko ny mokondoha an-dra8 zao de zao :
Raha hendry ialahy miandry fifidianana, fa raha mahazaka gidragidra de tairo.
Ka io ny vahoaka malagasy ihany no erany ... fa tsisy voan'ny hataon'ny hafa hono fa ny ataon-tena ihany ro mahavoa an-tena.
Mateza ny aina ary

11. andrywui
(
23/01/2009 08:59)
tsy adinay eto forum irery tsony ane ty fa adin'ny vahoaka malagasy rehetra amin'ny Fitondrana e!! ka raha hanohitra amin'ny basy sy tafondro nareo maninnn moa!! mamonoa, mitifira fa izany koa no atao hoe maritiora !!
fa ny taranaka malagasy no tsinjovina eto fa tsy ny fiainako zay efa ho vita(ny ahy ho vita ihany fa aona ny taranaka ho avy) de mbola ho voageja sy ampahoriana amin'ny fahantrana sy ny fiverenana tamin'ny andron'ny fahampanjaka ve??? ka mbola hisy ny andevo sy andriana ???

12. Mandefitra
(
23/01/2009 09:44)
Sao mba tohatra fiakarana fotsiny ny vahoaka malagasy fa rehefa avy eo ny eo ihany eo ...
Omeo aloha ny soritr'asa mazava hoe :
- hanao girevy lavareny de refa tafala ra8 de ahoana?
- sa hatao fanoron-dratsy izy ty ka eny an-dalana mitetika?
raha izany aoka ihany sao miverina @ efa naloany ka tsy tsara

13. andrywui
(
23/01/2009 09:55)
eko defa hita amin anarany koa moa ny heviny ko! mpandefitsa amin tsy rariny ! ko manina kou tsa handeferigna any aby ny manitsadoha agnao liaka ty a! andefero aby ne ho alain'olo amasonao koa vadinao ! fa ny hiafaragnao liaka ty de handefitsa tsa hiaina ko aho de hanatotena amin'ny tady
14. naughtyboy
(
23/01/2009 12:22)
misy fijeriny mandefitra milaza zv betsaka eto satria ra malina aza mifehy hazo tokana ,io ngambany no hafatra azo tsoahina @ izany . Nefa rehefa tsy erany aina tsy maintsy hitroatra foana ny vahoaka ilaina tanteraka ny fandinihana..
15. kidoropamba
(
23/01/2009 15:20)
Redoninay indray ny hira "MIALA RAVALO MPIVAROTRA TANINDRAZANA" rahampitso.
Hoy ravalo: "efa 4 miliara dolara ny vola efa azo @ MAP ka io vola kely 60 miliona dolara io no hitadiavan'ny sasany vanina". hin!hin!hin!hin!hin! adala ny anao e.
PEHO!PEHO!PEHO!
Hoy ravalo: "efa 4 miliara dolara ny vola efa azo @ MAP ka io vola kely 60 miliona dolara io no hitadiavan'ny sasany vanina". hin!hin!hin!hin!hin! adala ny anao e.
PEHO!PEHO!PEHO!
16. xxx
(
23/01/2009 16:08)
ty izy zany oe nitsoaka zany ndray no lalina kou !! ary efa fantany ihany zany oe ho fesona izy de nipitsika ! asa hiverin oviana le ratsy vintana iny klé!!