Des saboteurs de haut niveau
1. saranga
(
22/01/2009 08:05)
Constatant la situation actuelle au sein du Ministère de l'aménagement du territoire, j'ose confirmer qu'il y a des saboteurs de haut niveau au sein du Cabinet de Ministre à commancer par son Chef de cabinet. Le cabinet devient la source des informations pour les opposants. Dommage pour le jeune ministre compétent et honnete. :roll: :idea:
novalian'i Fanjaibe ny 25/01/2009 21:19
3. Annie2006
(
22/01/2009 08:31)
Aza ny hafa no lazaina fa gaigy raha ny ministra no tsy alehany.
Io izy nambarako @ post hafa io fa tena tsy alehany ireo ministra ireto izay manaraka am-bopkony ny lazain-dravalomanana. Rariny mihitsy raha mitaky ny firodanan-dravalomanana ny vahoaka malagasy.
Io izy nambarako @ post hafa io fa tena tsy alehany ireo ministra ireto izay manaraka am-bopkony ny lazain-dravalomanana. Rariny mihitsy raha mitaky ny firodanan-dravalomanana ny vahoaka malagasy.
4. rabaradaka
(
22/01/2009 09:01)
Nenitoa Annie a, enao io ange hitako mihitsy fa tena Pro Ravalo e, de nivadika ve ?
5. molota
(
22/01/2009 09:13)
AZA B RESAKA EO DAOLO OA FA AMPIO NY MAHATRA SY NY MARARY TRABOINA AMINY ZAO FOTOANA IZAO, VARINA LAVA AMINY GREVYNY RY DINOSOR SY RY RONGEUR EO FOTSINY :twisted:
6. andrywui
(
22/01/2009 11:15)
efa misy ny fanjakana ry donto no misahana anzany fa tsy olondrehetra a!! any daholo ny budget mpanjakana rehetra hatraminn'ny taxe, impot , fanampiana avy any ivelany , volambahoaka eto amin'ny tanana ka iza no hamoaka ampaosy amizany hevitrareo zany ny vola ao am tresor no hanaovana anzany ho anzay mbola mitondra eo :: aiza ary izy zany
7. xxx
(
22/01/2009 11:17)
ny fanjakana no manampy ny mahantra satria ny volambahoaka any aminy
ny volampanjakana azo rehetra any, fa tsy ny olona eto no terena amzany
ny volampanjakana azo rehetra any, fa tsy ny olona eto no terena amzany
9. Fanjaibe
(
25/01/2009 21:19)
Be dia be ny vola efa natokana hamonjena ny tra-boina ry ise a! Ianareo any lavitra any tsy mahafantatra ny eto an-toerana. Sao dia mbola mano ny fomba taloha hoe hanangona zavtra ho an'ny tra-boina e.
Eo anivon'ny Primature koa misy Valkyrie matanjaka be
Eo anivon'ny Primature koa misy Valkyrie matanjaka be
