Hiverina aho dadatoa sy nenitoa

1. rabaradaka ( 22/01/2009 08:13)
Miarahaba dadatoa sy nenitoa isany, niverina aho fa tena miharatsy dadatoa ny toedraharaha. Fa nareo tokoa ve lasa adversairen-dRavalo daholo e ? Zaho aloha tsy contre Ravalo fa mpanao analyse politika e !Aty Suisse de milamina miaraka amin'ny Rajemison. Ary enao ry saranga aza soratsoratana dadatoa ny anarako fa tsy reveko e !
2. xxx ( 22/01/2009 08:24)
kay ve radadatoa baradaka indray ity e! revenay ianao ka!
3. rabaradaka ( 22/01/2009 08:29)
Izaho rabaradaka ity dadatoa a, tena miharatsy ity raharaha ity fa aty Suisse aho zao no mikandra. Tsy corps diplomatique fa quatre ami e
4. xxx ( 22/01/2009 08:35)
za ndray de mbola eto @ 13 mai analakely no mangaro-paosy
5. andrywui ( 22/01/2009 11:11)
lazao ze tena hevitrelah fa tsy midelira eo e!! mpanohana sa mpanohitra hisy hamelezanay anlah na hanaovana akama anlah , fa efa kirikirina mitsy zao ny bandy aminity mody manao neutre ty nefa ny rambo eo ihany!! ka kozio ze tena fikanareo e!!! miandry zahay
6. xxx ( 22/01/2009 14:21)
devoly sa anjely ve ony rabaradaka a??
7. xxx ( 22/01/2009 15:12)
Eo anelanelany hoe rabaradaka aa elah 'zany ko tttsss !!! f'angah lety misy an'zany oé tsy maintsy atsy na ary 'zany eto a :twisted: :twisted:
8. rabaradaka ( 23/01/2009 10:16)
Hatramin'ny ela (2003) dia manao analyse politique no tena nataoko ary nametraka vision objective foana rabaradaka. Tena be mpankahala anefa rabaradaka satria hono anti-Ravalo tamin'izany. Dia gaga indray aho fa kay nareo dadatoa sy nenitoa lasa anti-Ravalo daholo. Loza ity marina. Zao no izy e : misy ny tsy mety ataon-dRavalo ka tokony hiova izy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0954