2009 taonany
1. naughtyboy
(
23/01/2009 02:25)
Raha ny fijeriko manokana ity taona ity dia taona tokony hanome,fifohazantsaina matotra @ ireo lasa teo aloha ka hitondra fijery mahomby sy famindra malina,fiovana no teny mahafehy izany .I Gasikara dia fonenana natao ho an'ireo malagasy tsy ankanavaka hialofana sy itoerana ary impodiana ho an'ireo izay mbola any ivelany noho ny antony maro samihafa.
Maro zanaka ao 20 millions,ny trano dia mbola misy ronono sy tantely iahiana zaza ao , mihozohozo @ izao fotoana io fonenana io tsy fikarakarana
efa amantaonany maro noho ny fanimbana marobe nataon'ireo nametrahana fitokisana hiaro ny tanàna,toy ny mpamosavy malemy izy ireo,ny trano simba ny fananana norobainy ,ao ireo fototra tsy nijoro tany aloha mila soloina amafisina, ao ireo biriky izay tsy maharitra intsony ,ny tafo efa hianjera ...
isika izay mahatsiaro io fonenana ikambanana io no sisa no fanantenana tsy ampikoro azy sy ampirodana ilay lovasoa navelany razana tany aloha...

novalian'i naughtyboy ny 23/01/2009 20:03
2. patrick2002
(
23/01/2009 02:46)
ity misy anecdote ra naughty ,ra niara nisakafo i Bush sy i Obama ,ary Jimmy carter ,sy Clinton ,zao no noteneniny Bush an'i Obama ,a partir de maintenant ,tu ne sais plus la verite .
Mbola nisy anecdote koa ity raha hiditra ny tananan'i Tamatave ny zana-dambo ,ny telephony an'i ra-8 i Ratsiraka avy any Ambodiatafana nilaza fa handeha izy fa aza asaina miditra aloha ny zana-dambo ,fa mbola mangoron'entana ny tso-drano azy Ratsiraka ary nilaza fa manomboka izao ianao vao hanadino ny fahamasinana.

3. naughtyboy
(
23/01/2009 02:55)
2009 taonany opportunity(tsy ananako ny dikanteny elantsiny)
Maro ireo manana fikasana hanatsara sy hanova ireny nefa toy ny mpitsabo rehetra ihany alohany itadiavana fanafody sy fanafany dia mila diagnostic aloha
- Ilay hery miahy ao anatiny ts1.1 entimiatrika izany rehetra izany aloha no mila tohanana dia tsy inona fa ny fahasalamana (tsy misy na kely aza rafitra afaka miahy ireo tsy salama amampolontaonany,nefa dia tangosana ny hetra sy ny volambahoaka isantsekondra tsy tonga any @ ireo izay mila azy)
--ilay saina mavitrika ao @ ts1.1 ,ho resena ny fahabadoana firifiry ireo zaza malagasy hatr@ izao miandrandra izany atao oe sekoly,na ny fahaizamamaky teny sy manoratra fotsiny aza mba afaka mamoaka salan'isa ve ny fitondrana @ ireo ezaka sy fanovana netiny...TSIA
-ireo hery mamokatra ao @ ts1.1 itondrana ny mamy ho any malagasy dia norobaina aminkery @ izy ireo ,na avy any atsimo na avaratra,andrefana sy atsinanana ny nositsika satria ao ny mamono ny voay ny mpiravaka ny vanginy nefa dia 0,05 @ malagasy fotsiny tsy iza fa ireto mpamosavy malemy ao @ fitondrana any ampaosiny sy mifindra tanana ireo harentsika ka mipetraka matoritory any swiss na lichtenstein,bermuda @ izao fotoana ireo sombitsombiny
Na izany aza mbola tsy very ny fanatenana satria nomeny Zanahary harena mandrakotra ny nositsika na ny ts1.1 na antany(fambolena sy fiompina ary fahaizamanao),andranomasina (jono sns..)ary koa any ambaniny tany(ilménite,zirsill,cobalt,vatosoa isankarazany sy solika sy petroly sns...)nef aiza daholo izany tombony anantsika izany hanatsara ny fiarahamonina ????
raha mba misy fivoarana sy masoandro kely @ izao fotoana hitanao @ alalany orinasa atsangana PME dia iza no voalohany haka ankeriny sy hanetry ny firoboroboany izany ka anjanaka ny hevitrao sy ny fanananao(TIKO,MAGRO,MBS,sns...°) ireny no lazaiko oe fositra manimba ny rehetra tsy handroso noho ity filohany ity ,tadidio fa ny PME/PMI no fanorenana ny toekarena rehetra erantany @ firenena mandroso indrindra aza(bekintana syny tandrefana)firy sisa ireo tafajanona amantaonany ao amintsika azo isaina @ ratsantanana(oh.savonnerie tropicale..)
Tsy itarika na amporisika na ampirafy ny fisainana malagasy sanatria no antony ilazako izany TSOTRA ,AMPY IZAY NY fiheverana ny malagasy ho badolahy sy badovavy satria tsy mila iandrasana rahampitso lava sy fampanantenana izany fa mahay misafidy ny ho aviny mendrika azy ny malagasy rehetra ka hiverina aminy izany FANANTENANA sy SAFIDY izany...

4. xxx
(
23/01/2009 03:32)
patrick2002:
ity misy anecdote ra naughty ,ra niara nisakafo i Bush sy i Obama ,ary Jimmy carter ,sy Clinton ,zao no noteneniny Bush an'i Obama ,a partir de maintenant ,tu ne sais plus la verite .
Mbola nisy anecdote koa ity raha hiditra ny tananan'i Tamatave ny zana-dambo ,ny telephony an'i ra-8 i Ratsiraka avy any Ambodiatafana nilaza fa handeha izy fa aza asaina miditra aloha ny zana-dambo ,fa mbola mangoron'entana ny tso-drano azy Ratsiraka ary nilaza fa manomboka izao ianao vao hanadino ny fahamasinana.
ZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZZRRRRRRRRRRRRRRRRRRRRRRRRRRRRRRRRRR. Aza mampiesona fa tsssss, i Ratsiraka no nitel an-dRa8 dia ho fantatr'ity vahoaka rehetra ity hoe izao no nolazainy?. Dia i Bush sy Obama ve dia niresaka tamin'ny teny Frantsay? Taiza io info io, fa tsy nisy mpanao gazety niditra tao amin'ny fisakafoanana fa tety ivelan'ny varavarana no fanambarana farany nataon'i Bush sy Obama talohan'ny nisakafoanana dia izay.
5. xxx
(
23/01/2009 08:32)
Izao ry lehirony no tena tokony ho atao voalohany a !Sivanina tanteraka ny mauvaises influences mandripaka ny fianakaviana malagasy rehetra tsy hakanavaka rehetra ao dago ao a !Na sinoa izany na frantsay izany ,na amerikana izany ,na eropeana izany ,na afrikana izany , na ny arabo izany , bref n'iza n'iza nifanaraka t@ firenena malagasy nandritry fanjanahantany no makaty.Tena mila diovina tanteraka ny tanàna fa maloto be .Tena lasa tompotrano miono mihintsy isika @ izao fotoana izao.Aleo mba hanao rafitra idéologique vaovao ohatry ny tany an-kafa koa isika é .Izao tay sy avandra asesik'olona rehetra izao dia henoana foana ,mba nanana ny naha izy ange io tanindrazantsika io t@ andron' Andriamanjaka sy Ralambo ireny é .Demokrasia é , sosialisma é , capitalisa é ,...F'angaha ny razambe taloha olona mutant , na extra terrestre , ka tsy nahalala izay tokony hahasoa azy ? Nyhevitro dia table rase tanteraka no fanafany .Tsy nofinofy fa tena hevitra maty paika :evil: :evil:
6. xxx
(
23/01/2009 09:07)
Ka isika ane zao ry ry lerony efa tena miverina amin'ny fahampanjaka e! mpanjaka no mitondra zao fa tsy filoha (saritsariny) ka aiza no hanatanterahana anzany hevitra zany eto dago! de aona le oe hevitra maty paika ??
7. naughtyboy
(
23/01/2009 12:13)
eny,misy ny mauvaise influence ao anaty fiarahamonina n\'aiza n\'aiza mila fongorina ,ireo toetsaina lomorina izany nefa ny toetsaina ihany no afaka manova izany rehetra izany.Ny tena marina nge dia tsy tompontrano intsony fa mpanofa trano ankolaka ao @ taniny isika malagasy e(raha ny taloha dia ny frantsay,avy eo ny AREMA sy ny boky mena izao ndray i le8 syny MAP ary ireo orinasany...)izy ireo no nampanompo an\'i Gasikara sy ny taranany ka rariny ve izany ????? TSIA
inona avy no aloha no hantsana ialana sy dingana ahatongavana @ izany:
-Averimberiko eto foana ity resaka Rio TINTO ity nahoana ???
. Io no famatsiambola lehibe indrindra nisy t@ tantarany M.kara izany oe ($ 850 million vinavina anatanterahana ny asa)vokatra tena hampiova ny ho avinao izaho isika sy ny taranantsika ,satria ny 750 000 tonnes dioxyde de titane na ilménite ary40 000 tonnes zirsill isantaona trandrahina ao io dia matière première ilainy firenena indostrialy rehetra ary antoka iraisampirenena ampandrosoana ny toekarentsika ----> fanoitra hiakarany PIB ao amintsika haingana raha ny antsipirihany aratoekarena eo @ harinkarena no jerena,Harena nomeny ZANAHARY ho antsika izany hanatsarana ny ho avintsika nefa dia 20 % no anjarany fanjakana firenena iza no hanaiky izany @ ireo mpamatsy vola tonga ao aminy,alaina ambongadiny ny ny fanananao ny haernao ary lotoina ny tontolo iainana (carbon emission)dia asaina mitady 125 millions @ fiombonambarotra @ ireo vahiny QMM .izany rehetra izany tompoko dia tsy misy na kely aza voasoratra @ ireo antontataratasy ny fitantanambola(financial documents)na ny vinavinan\'asa ny lalany fitantanambola Malagasy2009 (financial law)izao indray dia nindramany ity fitondrana ity 35 million US $ tany @ banky mondialy ---->tsy mahaleo ny sarany ny vidiny tena badoina sy atao tsinotsinona @ fomba tsy mendrika ilay
tanindrazantsika
-resaka Agrobusiness indray dia izao,ity resaka DAWEOO logistics ity,1.3 million Ha no katsahin\'izy ireo hamokarana katsaka(maisiculture)sy rafia(oil palm)ary soja
Kores Resources Corporation no foibe manapaka izay tarihiny Kim Singh Jong,araka ny vinavinan\'izy ireo dia 50 million tonnes isantaona no ahondrany @ ireo vokatra ireo(toy ny fanaony any indonésie )@ alalany ireo sampana(filiale) DAEWOO .Ny tena eritreritry ireto koreana tatsimo ireto @ ty fanofana tany ity dia main d\'oeuvre fotsiny no ilainy satria ampiasa
malagasy 70 000,izany oe ny acquisition de terrain dia maimaimpoana tsy hiditra @ droits foncier sy juridique akory izy ireo(rediredy be ilay izy),ary efa nasiany sira sahady ny valala eny andanitra @ ny fanondranana vokatra hatr@ 2023 hahatratra 5 million de tonnes/an,miankina fotsiny tanteraka @ varotra antsokosoko toy ny nahazo ireo fitrandrahana @ Rio TINTO nataony fitondrany le8 izy ireo dia ho vita nefa mipoitra tsikelikely izao ny marina,ary ireny finanarahana antsokosoko ireny aza(traité) mbola azo tsipahina @ fitsarana faratampony sy HCC ary anjarantsika no hiady @ izany fa i le8 de efa tsy mitsahatra mameno ny paosiny .Ireny no mila TAKIANA voalohany sy averina @ laoniny satria aimpirenena tompoko ...Ho avy ny paika sy soritra rafitra @ manaraka...

8. naughtyboy
(
23/01/2009 12:18)
@ iza fotoana dia tsy mbola nisy tapaka aloha ny momba io "traité" Daewoo io
satria rakatra mialoha ilay tetidratsy n'i le8 sy ny kely maso,mandalo ao anatiny fahasahiranana tanteraka isika indrindra ity rivodoza izay vao nandalo tao morontsiraka anatsimo-andrefana MORONDAVA ,be ireo tra-boina ka mila ny fifanolorana tanana sy fandraisany fanjakana andraikitra akaiky ...

9. andrywui
(
23/01/2009 15:57)
io rivo-doza io zao no paika entina hamiliviliana ity fitakiana efa mafana sy mahatongafofona ny malagasy ty!! mody mba oe mbola sahirana amin'ny famonjena ny ary e! mbola mijery ny fahavoazana atsy e!! de mitsoatsoaka any amin'ny faritany any!! nefa raha ny tena izy tokony tsy andraikiny mihitsy zany fa efa misy ny CNS (conseil National de Secours) fa io ihany no hialany pitsika tsy ho rakatra be voakenda eto
11. xxx
(
23/01/2009 19:40)
Tsy azonareo ilay hoe table rase , ny dikan\'izany , foanana tanteraka ny fifanarahana @ireo firenena manana contrat @ Mada.Resilier-na daholo mihintsy aloha , mila fampandriana adrisa hifanarahan\'ny samy malagasy izany atao ho an\'izay vahiny mbola mitady ny hanana fahefana @ harem-pirenena , na voajanahary io na fambolena io na fiompiana io na produit industriel io , sns ,efa vitavita ihany tsinona ny inventaire mikasika ny patrimoines d\'etat rehetra manerana an\'i dago @ izao ,ary ny @ resaka droit isankarazany indray dia ny essentiel no atao voalohany indrindra , foanana tsotr\'izao izy rehetra .Anihilation totale de toutes les lois ulterieures à1896 ,et reinstaurations des structures sociales anterieures a cette date .On reprendra la marche , la ou on nous a coloniser , hotohizana ny fizotry ny tantarantsika .On leur dit qu\'on ne veut plus d\'eux a jamais sur cette terre malagasy et qu\'on peut se voir ailleur a part mada et france .Annulation de tous les accords commerciaux pour une periode de 25 ans au minimum .Ary tsy hiteny ny fiteniny intsony isika mandrakizay doria .Izay ilay hoe avereno amin\'i sezara ny an\' i sezara ,efa niteny io ianareo tatsy ho atsy .
12. naughtyboy
(
23/01/2009 20:03)
http://www.riotintomadagascar.com/links/index.html
xxx voalohany> ao @io ny rohy ahitana ny momba an'i rio tinto,raha liana fa efa tao alohan'io 1980-1990 no nitsikilo sy nanao exploration ireto kanadiana ireto tao akaikiny faradofay,Mandena ,Petriky ary St Luce
xxx faharoa >nosy isika ary tsy afaka miolonolona,ny fiarahamiasa any ivelany dia tsy azo ialana fa kosa NY FANJANAHANA arapahefana na ivelany na anatiny dia tsy azo ekena'ireto mpitondra mintsiny no manosika sy mivarotra ny tanindrazana fa tsy misy mananibohitra intsony le8 no anarany sy ny TIM,mbola marefo ny firenentsika ,mpiavy daholo ny ankabeazany(malay,indonezia,afrika ,eropeana..) vao t@ taonjato faha13 no niditra ny sivilizasiona voalohany arabo ary ny tandrefana dia faha17 ,izany fifangaroana izany dia anisany harena ny kolotsaina sy ny mahaizy antsika ka ifandroaka tena ve izany?? :roll: tsy za kalo niteny le sezara sezara io fa bandy hafa izay...