Politika

xxx ( 26/01/2009 14:48)
Vaovao farany : Mirehitra ny tanàna, tiko Antsirabe, Tamatave, ahiana hirehitra ny Port....Magro Fianara, Sava, Mbs Fianara...., Vaky ny fonjan'Ambatolampy, Antanimora, Ambalatavoahangy, Tsiafahy....... tohiny
novalian'i deric ny 27/01/2009 07:40
Noue ( 26/01/2009 14:40)
zany hono eee! efa tafakatra any Ivato ny mpilahatra zao dia may ny TVM,RNM, MAGRO akorondrano ???... tohiny
novalian'i vale ny 26/01/2009 18:29
kidoropamba ( 26/01/2009 13:08)
Aza matahotra fa minoa fotsiny ihany e. May aloha ny tanàna ato satria leon'ny laingan-dry jentilisa ny vahoaka. Tandremo ra-jentilisa fa mihobahoba be ny raharaha ato ka aza dia misehoseho loatra ... tohiny
novalian'i vale ny 26/01/2009 19:14
ZoGasy ( 26/01/2009 13:03)
Avy@: Zo Raharizafisoa ----------------------------------------------------------------------------------------------------------- Ny « LOJIKAN’NY FIFANDONANA » tetikadin’i Andry Rajoelina mia... tohiny
novalian'i mia ny 26/01/2009 22:39
kidoropamba ( 26/01/2009 12:32)
Aiza nareo e. May ny tanàna ato. Mitady hery ravalo ka dia io nomenay ny tena herinay vahoaka. Potehina ny halatra rehetra nataondravalo. Hitondra ho aiza moa ity ravalo ity raha ny hatezeram-bah... tohiny
novalian'i xxx ny 26/01/2009 15:59
Herivola ( 26/01/2009 12:29)
DEMÖKRSIA AôNé!!! Démôkrasia a! Démôkrasia Fangà tenitenenina fotsn'izy ty e! tô mamartr dôl na matav na mahia na iz hanazava, nenay Ravalo favoris e! 'zay mitonj rets eo ne ts main... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 26/01/2009 14:44
xxx ( 26/01/2009 12:27)
DEMÖKRSIA AôNé!!! Démôkrasia a! Démôkrasia Fangà tenitenenina fotsn'izy ty e! tô mamartr dôl na matav na mahia na iz hanazava, nenay Ravalo favoris e! 'zay mitonj rets eo ne ts main... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 26/01/2009 13:27
mamaybe ( 26/01/2009 12:23)
DEMÖKRSIA AôNé!!! Démôkrasia a! Démôkrasia Fangà tenitenenina fotsn'izy ty e! tô mamartr dôl na matav na mahia na iz hanazava, nenay Ravalo favoris e! 'zay mitonj rets eo ne ts main... tohiny
diamondra27 ( 26/01/2009 12:15)
... ka sao dia misy mivaona indray ny resaka fa mangataka fanazavana sy vaovao amin'izay any an-toerana raha azo atao. http://fr.news.yahoo.com/2/20090126/twl-madagascar-la-contestation-menee-par-4bd... tohiny
novalian'i ratsimita ny 30/06/2009 08:00
lemenakely ( 26/01/2009 11:47)
Ho lasa lavitra dia lavitra ity resaka tsy fifankahazoana misy eo @ ingahy RAVALO sy ANDRY RAJOELINA ity raha izao no mitohy ,toa lasa réglement de compte ilay izy ary miafàra @ fanimbàna isankaraz... tohiny
ketrikabe ( 26/01/2009 11:44)
DEMÖKRSIA AôNé!!! Démôkrasia a! Démôkrasia Fangà tenitenenina fotsn'izy ty e! tô mamartr dôl na matav na mahia na iz hanazava, nenay Ravalo favoris e! 'zay mitonj rets eo ne ts main... tohiny
novalian'i xxx ny 26/01/2009 12:42
andrywui ( 26/01/2009 11:36)
AKAIKY NY FARANY FA MANANA HERIMPO FARAMPARANY RY VAHOAKA MALAGASY REHETRA!!! antomotra ity ny tsotsorimamba hisarahana ka manao ze fika rehetra handotoana ny Tolompahafahana ... tohiny
novalian'i DMX ny 27/01/2009 07:22
Herivola ( 26/01/2009 11:13)
ty ny tononkalo nôrmB raha hamaky nareo e! zay mitonj ny lohateny oe: [u][i]DEMÖKRSIA AôNé!!![/i][/u] Démôkrasia a! Démôkrasia Fangà tenitenenina fotsn'izy ty e! tô mamartr dôl na mat... tohiny
novalian'i andrywui ny 26/01/2009 12:03
OoRakotooO ( 26/01/2009 11:07)
Profo izao fa zay ray tonga eo dia hanivaka anapatra fahefana daholo. Ary tsy ivalan'izany io TGV tropikal vaovao io, fa Ra8 bis io raha tonga eo. Noho izany dia tsy maintsy mametraka rafitra tsy misy... tohiny
Herivola ( 26/01/2009 10:06)
ty ny tononkalo nôrmB raha hamaky nareo e! zay mitonj ny lohateny oe: [u][i]DEMÖKRSIA AôNé!!![/i][/u] Démôkrasia a! Démôkrasia Fangà tenitenenina fotsn\'izy ty e! tô mamartr dôl na ma... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 26/01/2009 11:54
penguin ( 26/01/2009 10:04)
Dia mifalia fa nahafaty baolina nareo zany. Misy mirehitra ny RNM sy MBS ka hotapahana ndray ny tetezana vé izany ? Tsy mila manangana foto-drafitr'asa fa izay no mampandroso an ?... tohiny
novalian'i penguin ny 27/01/2009 07:30
andrywui ( 26/01/2009 09:38)
efa mande amzao ny fanakatsakanana sy fomba rehetra (fika antitra) mitady hanapahana ny lohan'ity Tolona ity !! toy ny fitadiavana hisambotra(toy ny fanaony) ireo leader sy ze nandray anjara fitenenen... tohiny
novalian'i xxx ny 26/01/2009 14:05
hery ( 26/01/2009 04:45)
Mampalahelo ihany raha mitonona ho andrimasom-pokonolona ireo olona izay mpanohana ny TGV ka miantsoantso sy manakorontana tamin'ny alina tao Antananarivo. Fa angaha tamin'izany ny andrimasom-pokon... tohiny
novalian'i xxx ny 26/01/2009 11:41
klitika ( 26/01/2009 01:38)
"Izaho ry zalahy efa leo an. Tsy mitarika ol higrevy intsony aho fa alana Ra-Didy misolo Zafy. Voaendaka i Zafy misolo Ra-Didy. Niala Ra-Didy niova Ra-8, dia hiala indray Ra-8 hiverina i Ra-Didy. ... tohiny
novalian'i klitika ny 26/01/2009 17:48
Annie2006 ( 25/01/2009 22:28)
Tonga ny mpikaraman'ady avy ao afrika atsimo satria tsy manaiky hanatanteraka ny baiko hamono vahoaka ny miaramila gasy. Tsy misy matahotra an'izany eo. RAVALO TSY MAINTSY MIALA. Teboka farany!... tohiny
novalian'i ainaheri ny 26/01/2009 11:03
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2383