Politika

randria67 ( 27/01/2009 17:32)
Izahay dia tsy tia gidragidra intsony ho an'ity firenena ity ary momba ireo mpandroba , tontakely sy mpanimba zavatra olona, be ny maty noho ny tsy fieritreretana kanefa dia mampionona ny finanakavian... tohiny
xxx ( 27/01/2009 16:54)
D'efa afaka mioma tsara aloha zany isika eto Tananarivo fa tsy ho moramora ny valin'izao natao an'i ngah iry izao! tsy naninnn azy ary isika tsy nomeny ny anjara volan'ny kominina sy ny atsojay ho an'... tohiny
novalian'i joujou ny 28/01/2009 20:12
vetsoko ( 27/01/2009 16:47)
AzA de manao analyse sy réaction maika sy marivo otran'izao fa mba OLONA NIANATRA DAHOLO ISIKA miREAGIR ETO. LES CAUSES D'UN EVENEMENT SONT TOUJOURS DANS LE PASSE,DES CAUSES LOINTAINES,AUTREFOIS Ne... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 28/01/2009 08:57
yonikafopl ( 27/01/2009 16:27)
May doly ny orinasa, radio, tv, sy ny tranon'olontsotra, de ho aiza ramalagasy?? ho aiza doly reo mpiasa amreo rehetra may reo??? iza no hamelona ny fianakaviany???? rovina vo ahita asa?? sa ry zareo ... tohiny
novalian'i penguin ny 28/01/2009 08:00
klitika ( 27/01/2009 16:21)
Toa mampatsiahy ahy ny faha-TTS ny zava-misy, ka nandraisan'ny KUFUMA ny andraikitra tamin'izany andro no famongorana ireto jiolahy... tohiny
novalian'i rasera ny 28/01/2009 21:02
klitika ( 27/01/2009 15:29)
Izao vao tonga amin'ny ady an-trano araky ny nandrandrain'ny hafa fony 2002 ny toe-draharaha, ary dia misy milisy mitety tanana miaraka tsy 5/5, mandrava sy mandroba izay mba bizn kely nitsanga teny a... tohiny
novalian'i xxx ny 28/01/2009 06:43
xxx ( 27/01/2009 15:26)
ZE VAOVAO MISONGADINA ANY AMITSIKA REHETRA NA ANY AM FARITANY DE ALEFASO ETO HAINGANA MISY AHAFANTARAN'NY OLONA NY ZAVATRA HITRANGA... tohiny
akamatiana ( 27/01/2009 15:16)
le resaka maty teny am mbs fona no to voatonina fa le 10 maty teny am magro tanjombato to tsy asina resaka satria ve zareo samy zareo no nifanitsaka sy nifamono tao de tsy atao malaza ???... tohiny
novalian'i fantaro ny 28/01/2009 06:47
xxx ( 27/01/2009 14:53)
Efa maro izao ny site tapa- kevitra ny hanao Stand By Kely aloha mandra - paha ...Ny madagate,13mai. com,ny Tim,...Mandrapilamindamina ny tanana ! Lasa resaka fifanasana vangy sy fifanalambaraka !... tohiny
novalian'i xxx ny 28/01/2009 13:41
miarina ( 27/01/2009 14:46)
Tsy hiandany amiza aho na iza no hanoratako eto fa mba hamoha kosa ireo olona izay mandrava ny firenena amin'izao fotoana izao. Tsy ny fandravanareo izao zavamisy eto @ firenena izao mihitsy no hampis... tohiny
novalian'i vale ny 27/01/2009 18:46
mala ( 27/01/2009 14:42)
Efa iray zao ny maty taty Tamatave (vhv). Miaramila tonga dia ankitifitifitra be eo am Magro am garouts. Nefa ny any Toulouse avelan'ny pra sy maramila mintsy pokona haka ny zay tiana fa mba tsy mand... tohiny
novalian'i mala ny 27/01/2009 15:59
xxx ( 27/01/2009 14:33)
Raha misy manana vaovao isika any amin kartie na eto afovoantanana na any akaiky point stratezika na any amorotsiraka rehetra any de lazao eto e!! indrindra ny any amin'ny Faritany !! de mba vaovao m... tohiny
novalian'i andrywui ny 27/01/2009 15:18
Samoana ( 27/01/2009 14:00)
Idedahana ahay hitantana firenena satria nahavita fianarana sy be diplaoma ny mpitari-tolona maro eto Madagasikara. Saingy rehefa dinihina toa tia tena misaina amim-boux avokoa!!... tohiny
novalian'i heidi ny 27/01/2009 18:35
gasyjean ( 27/01/2009 13:37)
Miala any indray koa ny deba faharoa.Raha mivaha eo ny olana mila tsy exilena intsony no sahazan'ny olona tahaka itony fa tonga dia dorana velona(TGV)... tohiny
novalian'i gasyjean ny 27/01/2009 20:15
Noue ( 27/01/2009 13:28)
[b]Ravalomanana en appelle aux raiamandreny et promet une démocratie - 16H10 : Ravalomanana demande aux provinces de ne pas tout détruire.[/b]... tohiny
novalian'i Noue ny 27/01/2009 16:24
beza ( 27/01/2009 12:54)
[url]http://www.beza.info/mada[/url]... tohiny
novalian'i zandikely ny 27/01/2009 15:45
sivisma ( 27/01/2009 12:43)
Mila miala Ravalo fa tsy lasa tsony.Vita hatreo ny "minoa fostiny ihany". Sept années d epouvoir ve lery nahangona ny vitan'ny deba tao antin'ny 20 ans.Tsy mila homme d'afffaires-Président tsony al... tohiny
novalian'i molota ny 29/01/2009 06:19
Noue ( 27/01/2009 10:54)
FLASH INFOS 27 Jan, heure de Madagascar: - 13H35 : Magro Tuléar pillé, rotaka a ambositra - 13H30: Réouverture de RTA - 13h26 : forum fermé sur Tiakoimadagascar.org - 13H22 : Showprite anal... tohiny
xxx ( 27/01/2009 10:41)
Fanontaniana mipetraka dia izao fa maninona no refa hita fa betsaka ny zavatra simba sy may ary efa tena miha enjana ny toe-draharaha vao hoe andao hifandinika tsy efa tara loatra kosa ve e? sa ahoana... tohiny
novalian'i fantaro ny 28/01/2009 06:53
akamatiana ( 27/01/2009 10:13)
mapme be le oul miantso am tel , vaky oun ny sitandiny ao am citic ,supreme center sns , nefa houn izy TGV , kou maninn ra nasina soratra ngezabe oe TGV teo am varavarana dia tsy norobain'ny tarika T... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.9396