FAHAVALO -RA 8

1. xxx ( 22/01/2009 08:48)
Dia efa ni autoproclamer fa FAHA8 izany i Ra8.
Tsy nasiany sira ny fangatahana ny hisian'ny demokrasia sy ny magarahara eto @ tant sy ny firenena.
Mbola nafeniny ihany koa ilay fikasana ny hivarotra tanindrazana antsokosoko sy ireo afera maloto maro izay mbola saromany ao ambadiky ny vavahadin'i Ambotsirohitra sy Mavoloha ary faravohitra ao.

FAHA8-RA8
novalian'i andrywui ny 23/01/2009 16:12
2. molota ( 22/01/2009 09:00)
RA DEMOCRATIE sauvage aloha dia aleo milamina any FA TSY ilaina.
RA MALAHELO tanindrazana dé MBA MANAOVA FA AZA VARIANA MITAZANA SAO LASA MIHIDY VAZANA KA ROMOTRA TOY NY TSY TIA TANINDRAZANA.
3. rabaradaka ( 22/01/2009 09:04)
Aza atao an'izay dadatoa, ianao ange tadidiko fa niaritra ny mafy teny amin'ny 13 mai e, dia zao sahady ve dadatoa a ! Ny MAGRO sy ny TIKO no mameno ny tanàna fa averina ve izany ny KOPAREMA sy ny VAREMA sy ny MAREMA ary ny AREMAnareo e ! Aoka moa marina e ! MAfy ange ny nanjo teo zay e
4. xxx ( 22/01/2009 09:05)
Izay manko ! Ilay DEMOKRASIA an'i Ra8 toa mitari-PAHA8!
Alana teo, tsy hita ny asolo azy. Tsy alana ,maimboa be sady efa mangeraka sy lo.
5. molota ( 22/01/2009 09:29)
NY DIKANY DIA MIEZAHA MAFY TSARA DIA AFAKA MIFANINANA AMINY MPIVARODRONONO MASISO . RA TSY HOE VITA MORA NY FITONDRA FIRENENA IZAY EFA NO POTEHINA NANDRITRANY 20 TAONA KOH! :twisted:
MISY AN' ANDRY TGV VE DE HOE MASISO NDRAY R8 TSY KOI ZAY ILAZANAREO AZY. FA RA MAFY DE MBA MANAOVA KARAKARAO NY MAHATRA NY MARARY TRABOINA AMNY ZAO FOTOANA IZAO FA AZA MIDITRA AMINY FANANANY OLONA. MANDEHANA ARY VOLEO VARY MADAGASIKARA IZAY MIDADASIKA TSY MISY OTRAN'IZANY. RA MALAHELO : MANDEHANA ENY AMINY ARABE OMEO AZY NY VOLANAO SY NY FANANANAO. FA TSY ILAOZANA MIGREVY LAVA IZAAO MANKALEO :twisted:
6. penguin ( 22/01/2009 10:11)
Ny faha-8 samy manana ny rehetra fa ny mitsiky aminy olona koa misy ihany. Ny mitehaka manginy fotsiny.
7. andrywui ( 22/01/2009 10:30)
efa fantatra ane fa i ra-penguin le mpitehaka fotsiny sy mpanao wui wui wui rehefa mandalo ra8 e!! de mitsikitsiky amin'ny nify be na tsy jereny akoury aza ! de avy eo mody !! mapanaelo be elah lety ry lety !!
8. xxx ( 22/01/2009 10:49)
Dry!! mbola aiza izany rehefa MAKA 9 lery ? dia angaba be ny hanao krizy sy hotapaka lalandrà @ tsy antony eo fotsiny ..POKER ROYAL ,BINGÔ !!! raXXX aa.. Dé 'zay ouzy lé masina. 8) 8)
9. kidoropamba ( 22/01/2009 13:00)
ESORY ANY ALOHA ITY PARASY RAVALOMANANA ITY E.
Izay te hifidy Arema afaka mifidy fa izahay tsy hifidy azy. Alohan'izany kosa aleo fongorina ity PARASY Ra8 ity.
PEHO!PEHO!
10. xxx ( 22/01/2009 14:25)
hita oa ry reto a! fa maninn ko ary io le rangah io no tsy miala teo nefa efa tsy tian'olona e! miaritra taimbava sy ozona fotsiny eo, fa tsy mba mi demisiona rehefa hita fa tsy nande ny firenena tao anatinzay taona 8 nitondrandra8 zay ,
11. naughtyboy ( 22/01/2009 18:21)
O ry MOLOTA a,TSY ILAINA IFANINANANA AKORY NY RATSY VITAN'IO LE8 MPIVAROTRA TANINDRAZANA IO ARY RAHA MBOLA IO NO EO DIA HIAMPY NY 20
TAONA EFA POTIKA .tsy momba aho ary tsy hanome tsiny an'i Andry .R FA FITIAVANTANIDRAZANA NO MANOSIKA AZY HANAO IZAY FANTANY FA METY AMAHANA NY OLANA Ireto manodidina azy no mandroso azy toy ny kankana,EFA ELA NO BETSAKA TE HAMBOLY TANY MIDADASIKA FA TSY ELA IRERY NO VAO NAHITA IZANY FA INONA NO VITANY IRETO MPITONDRA HANAMPIANA NY VAHOAKA MILA AZY hatr@ izay:arrow: FANGALARANA IREO ANANANY aza no mitombo andro aman'alina,de miafena lava ela ao andavatranon'ela toy ny totozy tsy manakevitra ARY AZA ADINO NY MANOME AZY LE8 NY FANANAN'ELA SY NY SOSINLA RAHA MALAHELO AZY FA NY OLONA TSY MAINTSY ITAKY NY ZONY ,NY FOMBA LESS BETSAKA A,tsy iresaka bodongerina aho na ankeriny fa atidoha 18 millions malagasy izany less tsy ho voatohany le8 nla a mihomana fotsiny O.K misy farany dolidoly ny rehetra
12. andrywui ( 23/01/2009 09:42)
naugtyboy ! f'anga lety 18milllions fotsiny efa atidoha-na malagasy 25millions zao no miady sy miara mirona amizao hetsika zao! eny na hatramin'ny TIM teo aloha aza defa 80% aminy no efa miaramirona amin'ny vahoaka malagasy madinika miady amin Fahafahana daoul! fa ny mampalaelo ahy zao rehefa voapala teo ra8 de hiala pitsika moramora ato amin'ny Forum ato kou ry zalahy Ravaloiste reo! Sa tsy hiala tato laisany ry molota, nghoia, penguin ...
aleo eto iany letsy ref afaka teo ny akamanareo, fa tsy hanalanay ane laisany e! ze manala anlaisany eo ampihinananiko
13. monito ( 23/01/2009 12:27)
Salut!
Tsy anjarako ny hitsara hoe fahavalo izy na tsia fa ny ahy dia toy izao: efa leo ny fampanatenana poaka'aty lava ny vahoaka. Isaky ny miova ny taona dia izao no tenenina: hiasa amin'izay @ ity taona ity. Raha azoko izany dia nipetra-potsiny hatramin'izay. Ho an'ny vahoaka dia mila fanovana lalina eto @ firenena. Mila mikaondoha ny hery velona rehetra handinika ny lalam-panorenana , lalàm-pifidianana, lalàna mikasika ny antoko politika fa dialogue présidentiel sarintsariny io no mody atao. Efa leo ronono an-tavy ny vahoaka ary ampy izay ny fampanantenana . Aiza ilay 4l isan-tokantrano, lasa scooter indray izy izao, nefa firy @ tokan-trano Malagasy no afaka hividy scooter @ karama 700.000 fmg na 140.000 Ar. Misy aza mbola mikarama ambanin'izany. Tongava saina isika indrindra fa ireo avara-pianarana fa tsy izay olona tsy mahay n'inonina akory no handrebireby antsika. Misy olona manana doctorat mangovitra eo anoloany dia ho aiza ry avara-pianarana Malagasy? Aleo mila terminale ho sokajiana BEPC+3 !!!
14. xxx ( 23/01/2009 12:45)
Ka na ny anarany aza hoe 8 ko!!!! tsy mba Ra6( six) na Ra 9.
FAHA8 I RA8
15. xxx ( 23/01/2009 12:47)
hi !hi !hi !ha !ha !ha! her! her! her!
16. xxx ( 23/01/2009 14:35)
Tsetsatsetsa tsy aritra ity , ampifandanjao tsara ny hery fa sao misy mijery vilana @reo ireo , tsy zanak \' ikalahafa akory ianareo manenjika azy ireo ,fa zanaka antrano ihany koa , raha ray aman-dreny tsy manefa ny adidiny no hitsaranareo ny mpitondra sy ny andefimandriny dia anareo izany ,ataovy andoha kosa nefa fa tsy misy tsy tiana mihoatra ny zanaka , ny zanaka no mahafoy ray amandreny ,fa ny ray amandreny tsy mahafoy zanaka , hamarino eto dieny izao, raha nisy iray t@nareo ireo tsy nifamaly t@ ray amandreniny fony izy mbola kely sy tanora , na dia fifamaliana an\'eritreritra fotsiny aza ,tsy nisian\'ny feo mivoaka ? fifandonana pisikolojika ,fifandonana ara-moraly ? na fifandonana ara-tsosialy mihintsy aza ? Meteza ianareo tsirairay avy ho eo @ toeran\'ny ray aman-dreninareo tsirairay ,dia andramo vinaniana ny mety ho eritreritra mikotrika ao andoha ao manoloana ny toe-javatra toy izany.Mino aho fa olondehibe manantsaina daholo isika ireto ,matoa mamosaka ny heviny eto @ serasera , ary olona mandray andraikitra isanandro vaky izao, mba hampizotra ny fiainana andavanandro @ tokony ho izy.Na dia tena tsy eran\'ny aina aza ny vidim-piainana , dia tsy hivarilavo, sy hanantena foana fivoarana na dia bitika kely aza no azo .Arak\'izany dia fantatra fa tsy moramora ny mitondra tokatrano , maika izany fa firenena iray manontolo ? Tiako ho fintinina ny resaka eto @ serasera ,seraserao milamina ihany ry namana fa ao anatin\'ny fikorotahana , tsy misy zavatra azo afatsy ny irikiry sy fahasosorana .Firesahana mivantana , fifanakalozan-kevitra ,miampy fifanetreha-tena , tsy mbola hitako ny lafiratsin\'ireo hatramin\'izao.Mahereza daholo.
17. andrywui ( 23/01/2009 14:47)
mitonona anarana anga moa elah ry xxx raha tsy ataoko mahamay !!!
eee! mananatra zanaka imama de sazaiana ho any Tsiafahy , sy Antanimora ??
zany ve ho famaiza Rainilita a!! de faizina tsy omena ze mba anja masoandrony amin'ny fitadiavana ze arapaka isanandro ,zara ra mahita , zany no fananarana? de tsy avela mba avela hi bizana na hikandra kely ny mafiady fa raha vao mitovitovy amin'ny an'i Tiko de samborina !! ohatra ny mpanao fromazy , mpanao yaourt a boire ,sns ankoatra an'i dada mpandefona ivoho!!
zany no oe ray amandreny mananatra sy manarina ny zanaka ? !!
18. naughtyboy ( 23/01/2009 16:04)
xxx > misy tokoa @ fiainana ny RAR mahafoy zanaka tsy 1 na 2 fotsiny itako ary malagasy izany soa ihany fa tsy ny ankabeazany anisany izany i le8, io izao ny rivodoza "ERIKA" aiza ity lazainao oe RAR mijihinjihina @ roplany any S.A fa tsy nandefa na teny fampaherezana aza ny zanaka niharandoza ,daroka sy horohoro ary fonja no fomba firesahany @ ireto zanaka ,mahazo ireto rahalahy sy anabavy ao antanindrazana izany ,tenin'olonkendry ny ahy raha tsy ianao io ngambany no iharany izany tsy hazava tsara aminao ny resaka (tsy haniry anao izany akory ny resako°fa toy ny vaindrahalahy tsy maharary izany
1 fo sy saina ny malagasy @ toedraharaha miseho @ firenena na avyv any avaratra na atsimo na andrefana na atsinanana ka toy ny voinkava mahatratra izany fa aza ataona tsinotsinona
19. andrywui ( 23/01/2009 16:12)
ty izy tsy sahy mitonona anarana no mahakamo aminileio ko!! fantany angamba oe ho vizana eo aho ra mametraka anarana eo!! de sarimbavy tahaka andrainy mihitsy e!! mitsoaka raha vao mafanafana !demiafina raha vao misy mitady hampihinana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3468