Politika
lemenakely
(
14/01/2009 20:35)
Raha ny fijeriko azy dia ny fitondràna miaramila dia mety ho vahaolana koa @ izao satria ho olana tsy misy farany ity resaka politika ity eto @ tanàna ity
Tsy ilana mandany andro @ izay fitond...
tohiny
novalian'i xxx ny 20/01/2009 11:54
salopard
(
14/01/2009 19:45)
laingako kambony ry akam's a!
fa operation MOOV (site mpomba ny fanjakana) morte, sy PEGUIN morte aloha dia raikitra e! ...
tohiny
novalian'i Noue ny 14/01/2009 20:44
xxx
(
13/01/2009 23:25)
Mampalahelo eh ,tsy misy intsony ny mpanao politika sy mpanohatra credible eo imasombahoaka dia lasa ry tvg no mpanohatra dofisy.Milaza ny tenany victime foana nedala,tsy mbola natao toan'i ry tgv no ...
tohiny
novalian'i andrywui ny 20/01/2009 11:48
xxx
(
13/01/2009 18:51)
izany ny filohanareo raha miasa sy mampidera ny raopilanina beee!!
http://www.dailymotion.com/htantely/video/x7ya2v_jt-mbs-060109_news...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 14/01/2009 15:46
Annie2006
(
13/01/2009 15:44)
Ratsy izany hoe mikorotana izany satria maro ny zavatra tsy maintsy afoy.
Kanefa manararaotra izany ny mpitondra fanjakana ankehitriny mba hamoretana hatrany ny vahoaka malagasy.
Tsy rariny tompo...
tohiny
novalian'i andrywui ny 19/01/2009 16:18
saranga
(
13/01/2009 06:30)
En version malagasy.
Izao no marina mikasika ity resa-be ity. Ny Ministeran'ny fanana-tany sy ny fanajariana ny tany (MRFDAT) dia tsy namoaka lalàna mihitsy hahazoan'ny Daewo io tany io. Noporofoiko...
tohiny
novalian'i ainaheri ny 17/01/2009 06:49
MANAKASINA
(
12/01/2009 18:28)
t@ androny deba dia tena nihinana maloto ny malagasy, izao @ androny ravalo izao, na ilay maloto hohanina aza tsy misy, mba ahona ihany hiafarany ity gasy kely mahatra ity ...
tohiny
novalian'i andrywui ny 20/01/2009 12:27
xxx
(
12/01/2009 17:13)
Iza sy iza avy no mba nilahatra tany paris eh,matahoatra aho mantsy soa dia mbola ny arema ihany no ao ambadika ao 8O 8O 8O 8O ...
tohiny
novalian'i tsinjo ny 15/01/2009 12:08
gabidemony
(
12/01/2009 15:37)
Araky ny tantara sy ny zava-misy hitan'ny maso sy ren'ny sofina dia mety
ho sarotsarotra ihany ny hialan'Le8 eo @ toerany , raha tsy hoe izy no
minia ny hanao izany , nefa sarotsarotra amiko ny ...
tohiny
novalian'i gabidemony ny 16/01/2009 13:06
penguin
(
12/01/2009 15:06)
Dia tena mijoroa tokoa ary fakafakao tsara ireo olona hiarahana. Sao taitaitra avy eo milaza leo ndray. Jereo ny tenanao, ny asanao sy ny fahaizanao hoe tena hanova anao vé ny hetsika sa TOHATRA no i...
tohiny
novalian'i Zafimananadrazana ny 24/01/2009 07:19
Annie2006
(
11/01/2009 12:35)
Ity ny sary mihetsika mikasika ny fanombohan'ny fihetsiketsehan'ny malagasy any andilam-bato sahy mijory hiaro ny tanindrazany.
http://www.madagasikara-soa.com/index.php/Chroniques-politiques/Mijo...
tohiny
novalian'i penguin ny 15/01/2009 06:38
Fanjaibe
(
09/01/2009 19:40)
En ce mauvais moment de l'histoire de notre cher pays, pour eradiquer completement les forces du mal, il serait vivement conseille d'avoir aussi des Internes plus efficaces pour renverser la situation...
tohiny
novalian'i Fanjaibe ny 22/01/2009 16:02
penguin
(
09/01/2009 15:06)
Averimberiko fa ny osa dia miala ho azy ary ny kely hery kitihana dia mipitika. Dia mahagaga anefa fa misy ny lazaina efa vizana nefa tsy voahongotra. Ny mpiambina mangovitra tsy mahetsika fa taraiky ...
tohiny
novalian'i penguin ny 12/01/2009 14:51
kidoropamba
(
09/01/2009 13:40)
Midabedabedaka ny mpanohana an'i levalo satria matahotra no sady kanosa hiaro ny tanindrazan'ny gasy izay novidian'ny Daewoo hamokisana ireo koreana.
Aza zao e..aza zaroa e.... kanefa teren'ilay a...
tohiny
novalian'i ravonjison ny 22/01/2009 10:23
naughtyboy
(
09/01/2009 12:26)
tsy azo ekena ny fihevitra fa tsy hitraka intsony ilay nosy malala,marina fa be ireo niondrana aty ivelany noho ny zvmisy iainana ao amintsika,nefa tsy maty ao ampony ts1.1 ilay nosy nalatsahany tavon...
tohiny
novalian'i tataka ny 20/01/2009 14:01
Annie2006
(
09/01/2009 12:20)
Azonareo jerena ato ny video ahafahana maminavina ny loza mihatra amin'ny firenen-tsika.
http://www.madagasikara-soa.com/index.php/Chroniques-politiques/COMMUNIQUE-Pour-la-dignite-de-Madagascar-et-d...
tohiny
novalian'i penguin ny 12/01/2009 14:57
benasy
(
09/01/2009 09:28)
Malala a ! Tiako ho tretrika ianao mba hitretrehako koa….
Malala a ! Diso fantatrao aho, ka aza odiana tsy hita re ny amiko.
Tsapako anie fa te-homba ahy ianao ! Eny na tsy ianao ianao aza, sain...
tohiny
novalian'i Zozoro ny 14/01/2009 19:12
malala1
(
08/01/2009 17:51)
http://gazety.malagasy.org/article.php3?id_article=2784
Daewoo logistics dément l’information selon laquelle un terrain de 1,3 million d’hectares a été octroyé à titre gratuit à Daewoo.
Qu...
tohiny
novalian'i malala1 ny 09/01/2009 16:53
badboy
(
08/01/2009 16:24)
[b]Raha ohatra misy milahatra eny @ ambassade matetika, dia satria misy manafika ny firenen'ireo milahatra (oh : filaharan'ny palestinianina eo anoloan'ny ambasady jiosy) na koa misy fihetsika politik...
tohiny
novalian'i Fanjaibe ny 08/01/2009 19:41
gabidemony
(
08/01/2009 12:11)
Milaza isika gasy sasany hoe mba nahavita azy alo ra8.
lalàna ohatra no raisintsika.
zavatra efa progé t@ andron-dratsiraka anie ny fanamboarana lalàna
talohan'ny fifidianana iny.izany hoe ratsi...
tohiny
novalian'i RanOBe ny 12/01/2009 18:17
