Politika
penguin
(
24/12/2008 12:12)
Mirary soa ny tsy ankanavaka ary ireo mpihevin-tena ho mahay politika rehetra ééé. Enga anie mba tsy handany andro olona amin'ny resaka tsy hinanankanina intsony fa mba hamono BAOLINA amin'izay ooo...
tohiny
novalian'i karavasy ny 02/01/2009 10:32
Mio21
(
22/12/2008 17:07)
Hatraiza ny fatahoran'ny Ra8 an'i Andry TGV ? Efa natahorany hatrany amboalohany io bandy kely io.
http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m47f8cb4b4a961
Ampiako hoe : Ra8 tsy t...
tohiny
novalian'i gabidemony ny 08/01/2009 10:59
kidoropamba
(
22/12/2008 16:45)
Iza ary ireto olona mitomany fa may ilay hotely kanefa faly be raha mahita fa lafo namidy @ Daewoo ny tanindrazana?
De hotely hitsenanana an'ireto afirikana mainty kibo ireo izany no MANAN-DANJA kok...
tohiny
novalian'i penguin ny 24/12/2008 09:46
tsiafoi1
(
22/12/2008 13:33)
Fomba fijery hafa de hafa ihany izy ity ary hevitra ampiadiana, ka raha diso de aleo hijanona ho ahy samirery :
Ratsiraka = Zafy Albert = Ravalomanana = Andry Rajoelina
Mahavalalanina ny politik...
tohiny
novalian'i penguin ny 24/12/2008 09:48
bozyboleta
(
22/12/2008 07:08)
Ataoko ato @ "Politika" ity lohahevitra ity satria mino aho fa misy ifandraisany be mihitsy @ rivotra politika eto @ tanàna @ izao fotoana izao.
Mirehitra @ izao ora anoratako izao ny hotely lehibe ...
tohiny
novalian'i dadasy ny 23/12/2008 18:03
xxx
(
20/12/2008 18:55)
O ry zareo, vao miainga dia efa kirizy sahady dia ahoana no ahatratrarana ny tanjona amin'ny 2012 raha izany no miseho?
Aza mba ampiesonina ho'a le Malagasy fa tsssss
Akaman'la raTGV, niaraka DJ...
tohiny
novalian'i penguin ny 24/12/2008 09:35
ForceA
(
19/12/2008 13:21)
ny resaka afera DAEWOO, dia tsy mbola nisy hoatran'ity teto an-tany, tokony efa teny andalambe daholo ny rehetra, Fa ahoana no gravy?
[u][b]A) Ny hangezan'ny contrat:[/b][/u]
1 300 000 ha tompoko...
tohiny
novalian'i ainaheri ny 24/12/2008 11:22
haofotsy
(
18/12/2008 16:24)
niezaka ny tsy niteny ny tenanay; nijery, namakafaka, nadalina, ary dia nanao tsoakevitra, ka izao:
Tsy mbola niakatra na refy iray ny fatran'ny sakaiza ato @ serasera.
dia izao ve ianareo no ...
tohiny
novalian'i penguin ny 07/01/2009 14:46
badboy
(
18/12/2008 12:14)
Nivoaka gazety fa nahita olona afaka ny hanavondrona azy ireo mpanohitra, ary nanao fivoriana ry zareo tany @ ilay olona nampivondrona azy ny andron'ny fanomezana 400 millions ireo antoko tonga tany @...
tohiny
novalian'i penguin ny 07/01/2009 14:55
Bazily
(
18/12/2008 05:31)
[quote=Gazetiko]Tsy fantatra na saran'ny fahatongavana na tsia fa nomena vola 400 tapitrisa Ae. ireo antoko politika maherin'ny 40 tonga nanatrika ny fihaonana tamin'ny Filoham-pirenena momba ny lalan...
tohiny
novalian'i Fanjaibe ny 26/12/2008 04:13
ratonga
(
17/12/2008 15:23)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/Discours%2BDidier%2BRatsiraka...
tohiny
novalian'i sitlo ny 21/12/2008 07:19
xxx
(
17/12/2008 15:03)
Salama hoy xxxx
Mba ilazao ry zalahy akama i Andry TGV mba ho mailo ihany fa ataon'ny antoko mpanohitra fakana vilona fotsiny izy an.
Soavaly efa mahia no nahita tany lonaka ireo ka dia zarany a...
tohiny
novalian'i penguin ny 29/12/2008 07:45
hery
(
17/12/2008 08:31)
Angamba androany indray aho vao manao karazana famporisihana ho antsika toa izao. Mikasika ny raharaha mafanafana amin'izao fotoana izao dia manainga anareo aho hamaky ny blaogin'i jentilisa sy ny adi...
tohiny
novalian'i kidoropamba ny 19/12/2008 12:23
Fanjaibe
(
17/12/2008 03:53)
Am-panetren-tena no hangatahana anao mba hanova fihetsika sy famindra fa tena mahamenatra mihintsy aty ivelany aty ny zava-misy aty an-tanindrazana.
Efa tsy sahy mijoro ho malagasy intsony izahay
...
tohiny
novalian'i Fanjaibe ny 08/01/2009 19:56
Annie2006
(
16/12/2008 16:55)
Tsy misy ary tena tsy misy mihitsy ny antony tokony hanidina ny VIVA.
Ato raha hiaino fa ny sary mety tsy ho ela: http://www.madagasikara-soa.com/index.php/Chroniques-politiques/Marc-Ravalomanana-...
tohiny
novalian'i penguin ny 22/12/2008 10:17
badboy
(
15/12/2008 17:33)
Iarahamahalala fa any @ tanana feno 4x4, fa koa feno tsy mikaly satria ny vidinjavatra tsy hay hovidiana!! Miainga indray ity ny fanidiana ny fialamboly kely tsy vidiana, afatsy ny vidinjiro laniny!!
...
tohiny
novalian'i penguin ny 24/12/2008 09:39
letavo
(
15/12/2008 11:46)
Ampy izay fitondrana mitanila izay ka aleo samy andinika ny hitondrantena @ tanin\\\'ny tsirairay fa leo voanjo.Mahatsara raha atao tsisy ady izy ity satria efa tsisy varany miandry fandrosoana fitaka...
tohiny
novalian'i kidoropamba ny 15/12/2008 16:07
lemenakely
(
15/12/2008 10:37)
Araka ny vaovao hita nandritra ny fitsidihan i ngahy BUSH tampoka tany IRAK ,dia notorahan ilay mpanao gazety irakianina kiraro ingahy rainy raha vantany vao niteny fa:" efa akakiky ny fandresena !"....
tohiny
novalian'i ainaheri ny 18/12/2008 13:10
ravatorano
(
15/12/2008 04:53)
politika
Serasera sy fifandraisana
Nakaton’ny Fanjakana tamin’ny sabotsy alina ny Televiziona VIVA
“…manohintohina ny filaminana sy ny fandriam-pahalemana io horonan-tsary navoaka...
tohiny
novalian'i Fanjaibe ny 22/12/2008 02:39
Annie2006
(
14/12/2008 22:06)
Aiza ary izy izany?
Io ary fa tratra ilay sarotsarona demokrasia natao @ ity statuts des partis politiques ity.
Ny televiziona tsy miankina rehetra ary ny gazety an-tsoratra, midi madagascar, ohat...
tohiny
novalian'i LAVASANGA ny 16/04/2010 04:04
