Politika

rastafarai ( 07/10/2008 02:45)
:lol: Izahay anisan'ny miady @ mba hanomezana alalana ny fifohana zava-mahadomelina!! Hanaiky v Ra8 ra mirongatra reo? :lol: ... tohiny
penguin ( 06/10/2008 11:38)
Lany andro miaino anao manao kotaban'ny loha tapaka ny vahoaka lebazylou. Tsy mitondra inona ny hafatrao fa raha izaho ela lebazylou efa nalaiko ny fitondrana lazaina tsy mahavoa. [b]bazylou sy ny tar... tohiny
novalian'i karavasy ny 27/10/2008 15:16
bazylou ( 05/10/2008 22:46)
Volant à droite Les conducteurs vont en Cour d’appel Le compte à rebours annonçant la suppression de la conduite à droite expire à la fin du mois. A l'issue de leur réunion de samedi, les ... tohiny
novalian'i vetsoko ny 11/10/2008 23:31
bazylou ( 05/10/2008 20:58)
dai totofana koa ny canal de Mozambique de mahazo tany be igagana anaovanaa ferme avicole be ialahy sy ny ekipan'ialahy. Raha izay andohatapenaka , tss kely loatra. Mba mifidy ihany ka kely ballitika ... tohiny
novalian'i Stone ny 26/10/2008 04:05
naughtyboy ( 05/10/2008 15:29)
anjarantsika no mandinika sy mahafantatra marina ny vokatsoa entiny reny fitrandrahana ny harentsika raha ahaleo ny sarany ny vidiny noho ireo loza ateraky ny tsy fiarovana ny tontolo iainana ny ao Ca... tohiny
novalian'i andrywui ny 10/12/2008 10:02
nanas ( 04/10/2008 16:59)
La presse peut être un facteur de terrorisme moral et psychologique ; elle bloque le développement et ne tient point compte de l’intérêt général ; c’est l’impression qui se dégage des pro... tohiny
novalian'i vetsoko ny 11/10/2008 23:35
anjaro ( 02/10/2008 05:53)
Dia hita sy re t@ fanokanana tranon' ny Fitsarana teny Anosy ireny izany fa dia hanaovana trano sy omena tombontsoa manokana ny mpitsara..... Vao taona vitsy anefa izay no niakatra ambony ny karama! ... tohiny
novalian'i vetsoko ny 14/10/2008 13:27
bazylou ( 30/09/2008 00:03)
Biby sa olona lundi 29 septembre 2008, par RAW Hisy orinasa lehibe hamokatra sakafom-biby am-polo-taonina isan’andro hatsangana eo Andohatapenaka. Eo amin’ireo tanimbary sy tany n... tohiny
novalian'i andrywui ny 10/12/2008 10:19
bazylou ( 25/09/2008 21:17)
www.webcast.un.org Mba mhagaga ihany fa olona ohatr'ireny ve tsy mamofona kolikoly no nahazoany io sezany io. NAny kabariny aza beuuurk, ny fiteniny koa moa , manginy fotsiny , lolllll, prezda ....... tohiny
novalian'i penguin ny 06/10/2008 11:48
kidoropamba ( 25/09/2008 11:05)
Tsara hapetraka ihany mantsy io fanontaniana io indrindra hoant-tsika izay mbola TIM amin'izao. Vonona ve isika raha toa ka midaboka tampoka eo ity fitondran-tsika ity? Efa vita ve ny taratasy vazA... tohiny
afo ( 24/09/2008 16:34)
ho avy aho ary izay adaladala dia ho lazaiko ny marina, tsisy feo farina... tohiny
xxx ( 23/09/2008 02:16)
Ela ny ela ka nirona any amin'ny fanoherana sy ny fitsikerana ny mpitondra ingahy Jeankely. Fahagagana tsy misy ohatran'izany rey olona an Arahabaina Ra-Jean an... tohiny
novalian'i karavasy ny 25/09/2008 15:28
kidoropamba ( 22/09/2008 17:58)
Fitiavana an'i filoha hajaina Ravalomanana dia miangavy anareo izay mba any zamerika mba hanosika ny filohantsika mba ho lasa akitera ao holiwoudy. Mila dipilaoma ve ny fidirana ao sa mila ilAna h... tohiny
zakilinina ( 18/09/2008 20:29)
Raha marina fa mihemotra, oviana re ny fotoana nampandroso azy ?... tohiny
novalian'i penguin ny 15/10/2008 13:15
kidoropamba ( 17/09/2008 20:04)
Tsy arako mihitsy ity politika ity marina. Noroahina ny vazA lelidec. nangEtorana ny vazA. Ni-ompaina ny vazA. Noroahina ry peguy sy Urfer. Ni-ompaina ny Firansy-afirika satria nolazaina fa angilo... tohiny
novalian'i Papoose ny 24/09/2008 17:08
delia ( 17/09/2008 13:55)
Il était une fois, le 11 Septembre 2008, un TGV crash sur le tour de babel de marc ravalomanana. Une fois encore, Mr Andry R a montré ses preuves de fin stratège et d'agile technicien. Le dénouem... tohiny
novalian'i Razafy ny 30/11/2008 18:18
nathie86 ( 16/09/2008 10:22)
In marina no tena tian'ny fanjakana foibe atao @ commune Antananarivo eto eh, milaza fa efa niravina ny raharaha, efa nahazo audience t@ Ra8 i tgv nefa tô zao indray ty d tsy mahazo carburant tsony n... tohiny
novalian'i penguin ny 19/09/2008 14:46
bazylou ( 15/09/2008 20:55)
efa mamofona fifidianana 2012 sahady ny DAgo. fizarana cahier, esty , fizarana mofo ary, dai misy mirehaka sahady hoe politika sosialy hono no ataon'i ra8!!! Asa mba hainy marina ve no dikan'ny hoe p... tohiny
novalian'i penguin ny 17/09/2008 14:27
kidoropamba ( 11/09/2008 12:01)
Hoy ila hira hoe: "Mbola matory ve ny ao antAnAna? Mifohaza sao dE hofohazin'i satAna." Mbola misy tia an'i filoha hajaina ve.... :cry: ... tohiny
xxx ( 09/09/2008 10:41)
Hiangaviana i tsimati sy hao sy ny sasany mba hiverina amin'izany fa lasa lava loatra ny vacancen-dry zareo. Raha vao tsy misy zavatra ho tsikerana mantsy eto dia lasa motramotraka ilay fandraisan... tohiny
novalian'i penguin ny 17/09/2008 14:42
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.9723