Politika
naughtyboy
(
15/11/2008 14:35)
noho ny rivotry ny krizy aratoekarena miseho @firenena maro erantany izao de nanomboka,nikaondoha ireo filoha sy mpisolo tenany fifandraharahana aratoekarena erantany andro vitsy2 izay ary ifarana rap...
tohiny
novalian'i penguin ny 04/12/2008 15:09
Mika7
(
13/11/2008 17:55)
Mbola tsisy hatr@zao. mbola nofy antoandro
Aiza ny manampahaizana gasy???
Toa efa mba voadika 98% ihany teny gasy [url]http://www.google.com/language_tools?hl=en[/url]
nefa tsy mety misy le dot...
tohiny
novalian'i tsimati ny 14/11/2008 15:24
bazylou
(
12/11/2008 23:45)
anikeo , ilay edition natao anio momba ireo zaz gasy miasa ho an'ny fianakaviany. Miady safira hamelomana fa tsy ampy ny eo ampelatanana, aleo manao safira toa izay mianatra hoy izyy.
Jereo ireny emi...
tohiny
novalian'i ni81 ny 13/11/2008 17:17
xxx
(
11/11/2008 12:10)
Efa napetraka teto ity dinika ity fa somary tamin'ny fomba fananihanina no nametrahako azy tamin'izay, tsy inona izany fa ny fanjavonan'i TSIMATI. Tsy resaka fitorahana atody sy fitombe... ity fa tena...
tohiny
novalian'i penguin ny 13/11/2008 14:54
badboy
(
11/11/2008 07:59)
Isaky ny manokatra gazety isamaraina (Ma gazety, express, midi, taratra.....) dia tsy maintsy misy lohateny faty olona, na vahiny io na teratany, izay vokatry ny fakana ankeriny ny volan'ilay olona vo...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 12/11/2008 04:53
bazylou
(
11/11/2008 00:04)
hisolelaka sy hangataka ranony amin'ny eropeana, hampitombona ny trosan'ny gasy !!! :-D :-D :-D tsy misy atao marina le io ka mandany kerosene maketsy sy makeroa hangathana.... ny eo an toeran aza ...
tohiny
novalian'i penguin ny 13/11/2008 15:02
kidoropamba
(
10/11/2008 11:00)
Mety gagagaga angamba nareo amin'ity lohateny ity fa izao: Reraka hono ny fitombenan'ingahy Ravalomanana @ ity raopilany "AiriforsaOuana" ity ka mitady hividy raopilanina vaovao sy mantanjaka kokoa i ...
tohiny
novalian'i andrywui ny 11/12/2008 12:23
werk
(
08/11/2008 09:30)
novalian'i tataka ny 25/11/2008 15:18
salopard
(
05/11/2008 14:32)
satria ravatorano no responssable politika eto, hoy izy atsy ambadika
[quote=ravatorano]za v hanakiky ho entin'izany mainty hoditra izany ary oviana teto zamerika no nisy an'izany !!!!![/quote]
...
tohiny
novalian'i Papoose ny 09/11/2008 04:08
ravatorano
(
05/11/2008 05:17)
tsy azo isalasalana intsony izany izao fa dia lasan'Ingahy Barack Obama ny toeran'ny filoham-panjakana amerikanina ary izy izany izao no faha 44 hitana io toerana io .
Sambany eo amin'ny tantaran-dry...
tohiny
novalian'i penguin ny 28/11/2008 13:19
salopard
(
04/11/2008 09:07)
satria:entre soara sy alina io
1)ho hita eto na tsy tia soir ( tsy tia antitra na gerentophobe) na tsy tia nuit (tsy tia maizina na raciste) ny amerikanina
2)Fa ny sûr dia tsy ho maison blanc...
tohiny
novalian'i vale ny 04/11/2008 16:08
kaboushna
(
02/11/2008 17:49)
za ry reto ohatran'ny tsy mankasitraka loatra lé seho nataon'ny fitondrana momba ny brigade anti-térrorisme niaraka tam amérikana a ... satria isika angé misaotra an'andriamanitra aza aty lavitra ...
tohiny
novalian'i tenagasy ny 04/11/2008 10:25
nororavel
(
01/11/2008 17:12)
Brochure pour la démocratie des TIM mpitari-bato vilam-bava :
Ilay rangahy nanao ny brochure pour la démocratie dia olona dictateur, lehiben'ny fangalarana sy ny jadona ao @ assemblée nationale, i...
tohiny
novalian'i kaboushna ny 02/11/2008 17:55
naughtyboy
(
28/10/2008 15:14)
mitodika @ bekintana ny masony tontolo rehetra ,miandrandra ity fifidianana ho avy tsy ho ela ity,ny demokraty kandida B.Obama no mitarika ny isa ambony @ fanadihadiana atr@ zao(survey polls) ary i J...
tohiny
novalian'i penguin ny 04/12/2008 15:13
afo
(
23/10/2008 17:11)
http://www.madagascar-tribune.com/Deshabiller-Pierre-pour-habiller,9544.html
asa tsy haiko, fa dia io izy io, fa ny sûr dia misokajy roa na telo, na efatra, ..., ny gasy amin-dravalo, arakaraki...
tohiny
novalian'i andrywui ny 12/12/2008 13:14
saranga
(
21/10/2008 12:07)
MORAMANGA (Madagascar) - A Moramanga, une énorme balafre entaille la forêt primaire. Malgré la biodiversité unique de cette région de Madagascar, la plus grande mine de nickel au monde et un giga...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 30/10/2008 21:11
nygasysoafifameno
(
21/10/2008 00:52)
A tous les Malagasy patriote à Madagascar et à travers le monde
Notez et informez
du 15 juilet au 31 juillet 2009
A Madagascar le lieu sera pré...
tohiny
novalian'i nanas ny 27/10/2008 18:26
kidoropamba
(
20/10/2008 09:53)
Hampiatrano ny fihaonambe an'i firankaofonia @ 2010 i Madagasikara. "Ady" be hono tao t@ congo sy gasy ravalo ka nilaza ry zareo nivaoka avy tao fa ny gasy no nandresy.
Fa nadresy amin'inona moa izy...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 30/10/2008 21:12
xxx
(
14/10/2008 11:49)
Lasa nandositra any La Réunion i Sylvain Rabetsaroana ary any Maurice kosa i Edgard Razafindravahy raha misy tsy mahalala an'izy ireo dia alefaso ny fanontaniana fa ho valiana fa ry zareo dia mpandra...
tohiny
novalian'i MANAKASINA ny 23/11/2008 08:43
badboy
(
07/10/2008 06:28)
Iarahamahalala fa ny famatsiambola mampiodina ny toekarena gasy dia avy @ ireo firenena maiana ny krizy arabola, aratoekarena @ izao fotoana izao!!
Dia inona no mety ho fiatraikany eo @ gasy : fam...
tohiny
novalian'i penguin ny 24/11/2008 15:10
