obama
1. werk
(
08/11/2008 09:30)
fa inona ity hoe obama inona hono mba o tini atao
novalian'i tataka ny 25/11/2008 15:18
2. vale
(
08/11/2008 13:46)
odryyyy, nanin anao Obama? enao izany tsy d'acc am nahalany azy anefa mba oul miloko ihany! ze trouve ca domazzzzzzz :-D
3. skouskou
(
08/11/2008 14:58)
Ny lokon ve no tsy tinao ?
Io mifidi2 lok io ihany no tsy mahatafita ny Malagas...
Mampalahel ny olon tsy tia fiovan na dia ef mazav az fa tsy mamel ny olon sy ny toetr teo aloh. Indrissssssssssssssssssssss !!!!!
Io mifidi2 lok io ihany no tsy mahatafita ny Malagas...
Mampalahel ny olon tsy tia fiovan na dia ef mazav az fa tsy mamel ny olon sy ny toetr teo aloh. Indrissssssssssssssssssssss !!!!!
5. skouskou
(
08/11/2008 15:12)
;-) ;-) ;-) ;-) ;-) ;-) ;-) ;-) ;-) ;-) ;-) ;-) ;-) ;-) ;-) ;-) 8) 8) 8) 8) :} :} :} :} :} :} :} :} :} :} :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-*
7. caprio
(
08/11/2008 22:08)
Diso mintsy ny eritseritsika fa raha tena atao ny fandihina dia ny olona mainty mintsy no mbola manavakavaka satria manenjika azy ny eritseriny we za ve dia ho tianio olona fotsy io?ka zay no hilazako @nareo we tsy ho foana mintsy io fanavakavahana io raha tsy we angaha ampitovian'Atra doly ny volokoditra,kanefa zany dia tsy hisy mintsy,ary dia tsy ho foana io na dia hiteny aza ny fotsihoditra we tinay doly refa olombelona,de ny mainty tsy maintsy enjihin'ny eritseriny eny foana,tsorina aloha fa afrikanina caprio an :lol: :lol: :lol:
8. vale
(
08/11/2008 23:56)
caprio> avy amin'ny fotsy no mahatonga ny mainty hanana reflex ohatr'izany. Ilay fanavankavahana, sy fanindrahindrana tena be loatra , farany lasa complexés ho azy ny mainty. anefa anie samy misy tsara sy ratsy avokoa na mainty na mavo na mena e!
9. xxx
(
09/11/2008 00:40)
caprio:
Diso mintsy ny eritseritsika fa raha tena atao ny fandihina dia ny olona mainty mintsy no mbola manavakavaka satria manenjika azy ny eritseriny we za ve dia ho tianio olona fotsy io?ka zay no hilazako @nareo we tsy ho foana mintsy io fanavakavahana io raha tsy we angaha ampitovian'Atra doly ny volokoditra,kanefa zany dia tsy hisy mintsy,ary dia tsy ho foana io na dia hiteny aza ny fotsihoditra we tinay doly refa olombelona,de ny mainty tsy maintsy enjihin'ny eritseriny eny foana,tsorina aloha fa afrikanina caprio an
Izao ilay réaction-na Klu Klux Klan mihitsy, ny mainty indray no lazaina fa diso. Ary koa maniratsira ny anaran'A/tra. A/tra indray no tadiaviny hiova. Mihevera tena.
10. caprio
(
09/11/2008 13:16)
vale: marina ny anao ka zay mintsy no hilazako we na dia efa tsy misy firy tsony aza zany fanavakavahana zany dia tsy mety afaka ao an-tsaintsika mainty mintsy io faha-complexena io
xxx:mianara teny gasy fa tsisy resaka faniratsirana Atra ny zavatra lazaiko dia fantaro tsara we inona ny atao we maniratsira
xxx:mianara teny gasy fa tsisy resaka faniratsirana Atra ny zavatra lazaiko dia fantaro tsara we inona ny atao we maniratsira
12. rakapy
(
10/11/2008 11:19)
Ka ilay hoe" obama" mihintsy anie no tsy fantatray ny dikany e???
Olona ve io, sa trano ,sa firenena sa orin'asa ....
Mba azavao fa tsy mazava.
Misaotra tompoko :-D
Olona ve io, sa trano ,sa firenena sa orin'asa ....
Mba azavao fa tsy mazava.
Misaotra tompoko :-D
13. MANAKASINA
(
23/11/2008 08:11)
tandremo ry zareo fa
fotsy coleur , fa mainty valeur,
mampiova inona eo @ fianantsika ny volokoditra, ny toe-tsaina ihany jerena,tsarao @ zava-bitany izy e
fotsy coleur , fa mainty valeur,
mampiova inona eo @ fianantsika ny volokoditra, ny toe-tsaina ihany jerena,tsarao @ zava-bitany izy e
14. tataka
(
25/11/2008 15:18)
Ny Malagasy mbola taraiky fa aza adino. Mbola resaka andriana reraka sy andevo tsy loha no mitambesatra antsainy hoy ilay namana ary ambadika amin'ny sehatra hafa ary. Mba jereo fa be no tezitra nefa ny marina no resahin'ny olona. Ny dingana vitan'ny Malagasy aza aroso sy oharina amin'ny nolalovan'ireo firenena hafa fa tsy mbola hitovy. Any ampiangonana aza mbola miresaka volonkoditra.
