Zao no réalisation e! Jereo kely, malaza ratsy tsika zao!

2. rabaradaka ( 28/01/2009 05:42)
Je veux des preuves. Donc écrire avec des preuves
3. ainaheri ( 28/01/2009 05:52)
xxxx aaa,efa ovina mou tsika no tsy nalaza ratsy,refa miresaka an'i Dago d "pays le plus pauvre du monde",amiko aloha tsy dia itako ny olana ee,mananjo enao hitaky ny tsy rariny,mba ahatonga saina ny mpitondra kou ny tena marina ee,neverindravalo fa ny ao tana irery manko no leo an'ny lery,hany ka lasa nasioanaly lay izy vao nikoropaka tavany!!
4. xxx ( 28/01/2009 06:40)
ainaheri:

xxxx aaa,efa ovina mou tsika no tsy nalaza ratsy,refa miresaka an'i Dago d "pays le plus pauvre du monde",amiko aloha tsy dia itako ny olana ee,mananjo enao hitaky ny tsy rariny,mba ahatonga saina ny mpitondra kou ny tena marina ee,neverindravalo fa ny ao tana irery manko no leo an'ny lery,hany ka lasa nasioanaly lay izy vao nikoropaka tavany!!



Le izy efa zay fôna : mahantra ny gasy in tsy resahako tsony k. Fa amnio site io efa lasa terroriste tsika zao. De alaivo le scenario. Mlay k.
5. tsiafoi1 ( 28/01/2009 06:50)
Maivana be ny analyse nao zany ry ainaheri a!...

Tandremo fa tsy resaka fitakian'ny vahoaka tsotra zany io.... Bizna avo lenta io atosika io.... Ny objectifs ny mpanosika :

1- de ny haharava ny sommet africain sy ny francophonie, satria financement goavam-be no ho azon'i Madagasikara.... Pour l'itérêt d'un autre pays... Grave be! Paik'ady :Lotoana ny rano fa "insécurité et instabilité politique ny eto Madagasikara de rava ho azy tsena"...;

2- Miverina amin'ny ekipan'ny saribakoly ny fitondrana mba hiarovana ny intérêt ny renimalala : Satria @'izao tsy mahita rirany intsony (QMM, exploitations pétrolières, Sheritt tsy nahatafidirany action na kely aza)

Tafajabaka aloa izy roalahy zao,... Zao no alehany rehefa maivana sady malama... Ny tokony hataondreo zao raha tena tia tanindrazana, de ajanona aloa le sarinady, de mifanaraka mba hivoahan'ny firenena, raha tsy izany de miara-éliminés tsy ho ela koa izy roalahy, samy mamono tena... De miverina ny ekipan'ilay raikalahy taloha...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0714