Politika

badboy ( 30/01/2009 18:20)
POLITIQUE Diplomatie Le Quai d'Orsay dément La France met les choses au point. Lors du point de presse électronique du ministère français des Affaires étrangères d'hier, le porte-parol... tohiny
lemenakely ( 30/01/2009 17:12)
Malàza moa @ izao hoe VITA MALAGASY ....na koa VITA GASY aleo tsy asiako resa-be ny @ iny fa sao miitatra . Fa ity resaka DEMOCRATIE eto MADAGASIKARA ity no mbà tiako ho tenenina , toa samy milÃ... tohiny
xxx ( 30/01/2009 17:02)
Raha sendra mandalo eto afovoan'Antananarivo dia ara-bakiteny tokoa, ilay Tanàna maty. Novonoina angamba ny marina kokoa. Araka ny tetika efa mati-paika sy voaomana efa hatry ny ela.... Indrisy mank... tohiny
novalian'i xxx ny 31/01/2009 02:57
hery ( 30/01/2009 16:34)
Vao hirotsaka ho maire-n'Antananarivo i Andry TGV dia nametraka fampanantenana vitsivitsy. Herintaona izay no lasa... inona avy no vita? Ireto ny fampanantenana http://hery.blaogy.com/post/4/3796 ... tohiny
novalian'i belakely ny 31/01/2009 01:30
klitika ( 30/01/2009 16:06)
Dia izay izany no tapaky ny ankolafiny avy amin'ny TGV, fa dia tsy maintsy atsangana rahampitso eo amin'ny 13 Mai ny GVT, ary sendra lasa moa ny resak'Ingahy Maurice Tsiavonana, fa dia mety hatsangana... tohiny
novalian'i xxx ny 31/01/2009 08:33
xxx ( 30/01/2009 15:10)
Efa nanahy ihany izà hoe: tsy ahita ny fandrosoanao ry tanindrazako mandra-pahafatiko. Fa izao vao tena tsy misy fanantenana intsony aho ny aminao. Na ho zato taona, na roanjato taona aorian'ny hahaf... tohiny
hery ( 30/01/2009 15:09)
Tsy mbola hitako nitana basy mihitsy ny mpiambina an'i AndryTGV talohan'ny alatsinainy. Jereo ny teny ambohijatovo sy ny teny amin'ny 13 mai. Fa taorian'ilay gidragidra iny dia nanjary nahazo basy.... tohiny
novalian'i Fanhaiky ny 31/01/2009 13:18
menamena ( 30/01/2009 14:39)
Miarahaba ny rehetra, Mahagaga sy mahatalanjona ny fietsik'i TGV!!! Fitakiana ny Radio sy TV Viva no tadiaviny. Dia izao gvt de transition sy fampiororona vahoaka no ataony. Démocratie no mba h... tohiny
novalian'i xxx ny 30/01/2009 15:58
penguin ( 30/01/2009 13:37)
Aiza i TGV fa ny fanjakana niaraka nikaondoha tamin'ny tompon'ny Orin'asa voaroba sy may ary nanapakevitra fa hizaha hevitra ny handoavana ny karaman'ny mpiasan'ireto orin'asa ireto. Ka izany vé no f... tohiny
novalian'i xxx ny 30/01/2009 15:40
Jozy ( 30/01/2009 12:47)
Any isika rehetra mpisera! Dia potika io Antananarivo ary mbola mitohy ny fanapotehina satria mbola voaroba indray androany zoma 30 janoary ny magazay tao Behoririka. Dia apetraka ny fanontaniana ... tohiny
novalian'i xxx ny 30/01/2009 14:58
madamakely ( 30/01/2009 12:13)
Misy milaza fa TGVendrana i Andry, eny e ny tsotra ange vendrana foana no filaza azy e, nefa ve moa raha ny taonany zay tsy ho afaka ho mpitondra akory aloha raha tsy afaka taona maromaro dia tsy me... tohiny
novalian'i Koditra ny 30/01/2009 15:27
miarina ( 30/01/2009 11:58)
Tsy fantatro na izaho no tsy mahazo resaka na ahoana hatr@ voalohany fa maninona ary raha tonga dia notsorin'i Andry le resaka. Niandohany fangatahana : hisokafany tv Viva --> non ka demission m... tohiny
novalian'i ngoiha ny 30/01/2009 13:33
xxx ( 30/01/2009 11:55)
Mba tsy hivadihan'ny resaka izay ho araraotin'ireo mpanararaotra dia miangavy izahay vahoaka mba haka sisiny izy roa lahy. MISY HISAINAN'IZY ROALAHY IREO SY NY NAMANY AMGAMBA ITY TENY ITY ... tohiny
novalian'i aikon ny 31/01/2009 08:25
salopard ( 30/01/2009 11:40)
Mba mahaiza mampirevy ho'a ry TGV, fa zahay TIM anie raha nahatafavoaka baolina dia nahay nampirevy e! ohatra: -4L isantrano e! -Frigidaire isampianakaviana e! -Portable mobile isan'olona e! ... tohiny
novalian'i Belami ny 30/01/2009 12:42
Belami ( 30/01/2009 11:23)
Raha ny fitranganjavatra nisy hatr@ izao (hetsika, korontana, ...) dia vitesse TGV ny zava-nitranga (tena ara-bakiteny), fa mipetraka ihany ny fanontanina hoe sao dia mivadika ho train à vapeur ny to... tohiny
novalian'i aikon ny 31/01/2009 08:27
lemenakely ( 30/01/2009 09:59)
Ny zava-misy eto @ tanàna izao no atao hoe FANJAKAN NY BAROA , na koa GANAGANA MANDRO ka samy manao izay saim-patany ! Tsy misy intsony aloha hatreto izany UNITE NATIONALE izany ... tohiny
nyavo2000 ( 30/01/2009 09:34)
Raha kajikajy tsotsotra dia farafaha-keliny : +1000 milliards Ar any ho any no very,ankoatr'ireo fahapotehana samy hafa dia ny fikatsoany ny fifanakalozana ara-barotra eo anivon'ireo mpandraharaha. ... tohiny
rebiby ( 30/01/2009 09:20)
Mila miala izy satria: 1)Mardi 27/01/09: Andry TGV, Ny hasina, Elia, : Mandat d'atrrêt , satria responsable ny korontana. 2)Mercredi 28/01/09: Tsy TGV, sy Hasina, na elia intsony fa dollin sy r... tohiny
novalian'i mion ny 30/01/2009 13:50
naritsimba ( 30/01/2009 09:17)
TVM
Izao vao tonga saina ny mpiasan'ny TVM fa hamoaka ny zava-misy marina fa tsy hanaiky ho teren'ny mpitondra intsony @ vaovao izay avoakany, manamarina izany fa nisy ny faneriterena, fa ataovy misokatra... tohiny
novalian'i mion ny 30/01/2009 12:10
Mandefitra ( 30/01/2009 09:13)
henatra lehibe ho an'ny firenena sy ny malagasy ny zava nitranga teto amintsika : ny mpiaramiasa moa tsy misalasala miteny hoe : "les malgaches sont des sauvages" ... ary marina ny azy raha ny zava mi... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.256