Politika

xxx ( 01/02/2009 21:54)
MINISTÈRES Les fonctionnaires sous protection L'état-major mixte opérationnel au niveau national (EMMO/Nat) accordent sa protection aux fonctionnaires afin qu'ils puissent faire fonctionner ... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 02/02/2009 07:51
lagoon ( 01/02/2009 21:52)
http://video.google.fr/videoplay?docid=-7500959302920013735&hl=fr :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D Ilay kabary @ farany dia kadô ho an'ireto TGV.... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 02/02/2009 07:55
badboy ( 01/02/2009 21:50)
POLITIQUE ANTSOHIHY , SAMBAVA ET ANDAPA Dix morts dans les violences Les violences de mardi n’ont pas épargné les régions Sofia et Sava. On dénombre dix tués et 200 sans-abri. Les rég... tohiny
kidoropamba ( 01/02/2009 21:17)
hin!hin!hin!hin!niantso afrikana indray koa levalo hijanonany @ sezany; Raha vao avy namaky banky foibe lery dia miantso ireo kilioban'ny jadona ao @ UA fa te hidongy toerana. Raha milaza ravaloman... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 02/02/2009 07:58
Noue ( 01/02/2009 21:12)
mampanotany tena mahintsiny oe fa iza moa i tgv no afaka hilaza an'zao eee ??? hoy izy manko oe [b]izaho no manome ny baiko , izaho no mitantana ny fandehan-javatra rehetra eto Madagasikara[/b] fa i... tohiny
novalian'i Ryhana ny 02/02/2009 02:24
xxx ( 01/02/2009 20:46)
mba hialana amin'ny olana dia tokony misy vondron'ny raiamandrenim-piangonana, raiamandreny politika:Herizo Razafimahaleo, Ratsirahonana, Manandafy, ....izay tena azo lazaina hoe mahay politika no hir... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 02/02/2009 09:14
pimaso ( 01/02/2009 19:39)
Tay Goavana Vaventy Ny taim bodin là aloa alana ry andry ny caveau mpampandihy a! tsy platine na Disk Jokey akory ny firenena ka izay tian là atao no ataon là khindin havan là elà lelheko ny ... tohiny
novalian'i pimaso ny 03/02/2009 13:40
xxx ( 01/02/2009 18:42)
Tena nanana ny raison-ny iany i Andry t@voalohany. Resaka nangataka ny fanokafana ny VIVA nakaton-R8, Place de la démocratie Ambohijatovo...sns. Marina koa hoe nanao ny ataony ny filoha amperin'asa @... tohiny
novalian'i nyavo2000 ny 02/02/2009 13:34
xxx ( 01/02/2009 14:19)
ny ambassade frantsay moa izany dia nanda tsy hanaiky ilay fikatonantrano amin'ny alatsinainy ka raha hanao izany daholo ny entreprises sy ny écoles hafa dia eo i tgv . Raha may ny afo natsangany iz... tohiny
badboy ( 01/02/2009 13:44)
http://www.france24.com/fr/20090131-le-maire-antananarivo-proclame-charge-pays-rajoelina-madagascar?page=1 ... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 02/02/2009 08:14
xxx ( 01/02/2009 11:56)
Fiovàna !izay ary izay foana moa no tadiavitsika mianakavy rehefa misy zavatra toy izao ! Izay mpitondra tonga dia mameno paosy , ny very seza tsy manan-draharaha afatsy ny mandrodana ny eo @ fito... tohiny
novalian'i xxx ny 01/02/2009 18:40
Optik ( 01/02/2009 10:56)
[u]Décembre 2008[/u]: Raikitra ny fifampizaràna Cadeaux de Noel ka [b]"TRAIN Kely"[/b] kilalao iorony no anjara natolotra ho an'ity ranamana iray antsoina hoe [b]Radidy Lejamba[/b]. Kevoka n... tohiny
xxx ( 01/02/2009 10:43)
Mihilangilana indray ny TAXI BROUSSE ry zareo a!....MISY MIALA O, tsy mety tonga any @ ilay déstination mihintsy e Ny valiny efa fantatra toy ny mahazatra : TSY HIALA AHO E........ tohiny
badboy ( 01/02/2009 09:59)
Le maire de la capitale s'est imposé en un peu plus d'un an comme le principal opposant au président Marc Ravlomanana. [b]Doté d'un sens de la communication réel, [u]il a su capitalisé les fru... tohiny
novalian'i ndenn ny 01/02/2009 19:57
Noue ( 01/02/2009 07:24)
[IMG]http://photomaniak.com/upload/out.php/i557838_ravalomananaconfpressemadagascar432.jpg[/IMG] [bL'UA condamne tout changement anticonstitutionnel Dimanche 01 février 2009 Peu apr... tohiny
novalian'i diloo ny 02/02/2009 02:34
MANAKASINA ( 01/02/2009 04:20)
TOA mahagaga ihany ry malagasy havako, fa toa tena fanjakany barofo no misy eto madagasikara, izay rehetra atao dia mety avokoa, ao no milaza fa izy no lehibe indrindra sy afaka mibaiko eto madagasik... tohiny
novalian'i mia ny 01/02/2009 05:06
sivisma ( 31/01/2009 23:56)
Any ka ny fanolohana filoha dia hoatran'ny manolo couche-njaza.Ny filoha raha teo moa mieritreritra ny tenany fa izy irery no mahay mihira an'i ra frera zaka ô!!!!!!! :lol: Ny jamba ndray moa zao d... tohiny
novalian'i badboy ny 01/02/2009 11:17
xxx ( 31/01/2009 23:13)
neutre moa ny tenanay no manoratra...tsy mpkato firy ihany koa...fa mba sendra nandalo namaky ny hevitra misy ato @ politika ity ny tenanay, d tsapa fa bdb ny pro-Ravalo, ary bdb ihany koa ny pro-TGV... tohiny
novalian'i Koditra ny 31/01/2009 23:51
Optik ( 31/01/2009 21:24)
Io ndray fa nihetsika ny gaigin'ny TGV : [i][b]"zah prezidà ozizy tetsy analagam anikeo"[/b][/i] o^o [u]Nandramany daôly io fomba rehetra io handrangitana fa tsisy nahomby :[/u] -Tampoka eo ... tohiny
novalian'i sitlo ny 01/02/2009 02:44
xxx ( 31/01/2009 20:13)
Tsy misy olo-tsy miady fa izay to fo mpamosavy hoy ny NTAOLO fahiny . Na fivoriam-pianakaviana ity ,na fivoriam-pokonolona ,na adi-hevitra isan-karazany ,....Ny fo no mibaiko aloha ! Na eto @ forum... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 02/02/2009 08:19
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.8828