T....G....V

1. pimaso ( 01/02/2009 19:39)
Tay Goavana Vaventy
Ny taim bodin là aloa alana ry andry ny caveau mpampandihy a!
tsy platine na Disk Jokey akory ny firenena ka izay tian là atao no ataon là
khindin havan là elà
lelheko ny vadin là rehefa migadra elà
Gasy Matotra na mitovy taona aza
novalian'i pimaso ny 03/02/2009 13:40
2. xxx ( 01/02/2009 19:49)
Tay Goavana Vaventy
Ny taim bodin là aloa alana ry andry ny caveau mpampandihy a!
tsy platine na Disk Jokey akory ny firenena ka izay tian là atao no ataon là
khindin havan là elà
lelheko ny vadin là rehefa migadra elà
Gasy Matotra na mitovy taona aza
sao dia misy voa ny loha rangahy ity? I Andrinao angaha mamaky eto ka ahita ny ompa ataonao io?
3. Noue ( 01/02/2009 19:50)
pimaso:

Tay Goavana Vaventy
Ny taim bodin là aloa alana ry andry ny caveau mpampandihy a!
tsy platine na Disk Jokey akory ny firenena ka izay tian là atao no ataon là
khindin havan là elà
lelheko ny vadin là rehefa migadra elà
Gasy Matotra na mitovy taona aza
fa inona zao eee ???


4. Noue ( 01/02/2009 19:51)
oooo ry pimaso aaa! na mety na tsy mety ny nataony aza eto no hitenenandratsy tahakzao eee :^) :^) :^) :^)
5. xxx ( 01/02/2009 20:13)
Tay Goavana Vaventy
Ny taim bodin là aloa alana ry andry ny caveau mpampandihy a!
tsy platine na Disk Jokey akory ny firenena ka izay tian là atao no ataon là
khindin havan là elà
lelheko ny vadin là rehefa migadra elà
Gasy Matotra na mitovy taona aza
ny oul maloto vava dia hita eny ihany. Firifiry ny oul niady hevitra teo izao tsy nisy niteny ratsy, na romotra toa inona aza t@ ireo mpanao politika ireo 8O
6. Samoana ( 01/02/2009 20:26)
Tsy mahasoa ny fifanompàna na tsy ankasitrahana tahakin'inona aza! Tsarovy fa isika namana tsy maintsy manan-kavana pisodia, arema, tim, tgv,... Ao an-tokantrano aza tsy voatery hitovy hevitra tohanana. Mandrora mitsilany isika raha mifanozona toy izao!
7. ni81 ( 01/02/2009 20:28)
Tsy mahasoa ny fifanompàna na tsy ankasitrahana tahakin'inona aza! Tsarovy fa isika namana tsy maintsy manan-kavana pisodia, arema, tim, tgv,... Ao an-tokantrano aza tsy voatery hitovy hevitra tohanana. Mandrora mitsilany isika raha mifanozona toy izao!
marina mihitsy izany
8. Noue ( 01/02/2009 20:43)
eo koa i XXX dia manampy tosika tsssss! tsy mety zao mifanompa zao eee
9. xxx ( 01/02/2009 20:47)
efa romotra ela isany de miteny maloto, refa afaka eo ny ra8n'lisany tsy ho ela de mamono tena am zay laisany :@
10. ni81 ( 01/02/2009 20:52)
efa romotra ela isany de miteny maloto, refa afaka eo ny ra8n'lisany tsy ho ela de mamono tena am zay laisany
=)) =)) hiampy indray izany ireo fatin'olona efa ao ireo raha izany!
11. ndenn ( 01/02/2009 20:53)
O ry havana rehetra, asehoy aloha ny ps ,dia mitsangana ho olondehibe matotra fa sarotra ny fandidiana @ izao toe-javatra miseho izao ,marina é . :oops:
12. vivi ( 01/02/2009 20:56)
hotrany mahatonga fofona kosa koa ! tratrany tsy aketsika tampoka teo kosa aloha vao naheno anio koziny TGV io e! saika mba pour any lery ihany fa vao nikozy anio d nidina b ny point ny lery !kofoboay , taitaimbombina ! pira noho rasarko
13. ni81 ( 01/02/2009 21:00)
O ry havana rehetra, asehoy aloha ny ps ,dia mitsangana ho olondehibe matotra fa sarotra ny fandidiana @ izao toe-javatra miseho izao ,marina é .
Hitan'ny mpandrindra daholo ange hoe: iza avy ireo mpiteny ratsy ireo ange e! Tsy misy tsy fantany eto na kely aza...
14. ndenn ( 01/02/2009 21:06)
Tsara raha fantany ka .Mila mpandrindra saina koa anie ny fiseraserana toy izao é ! Ahoana ny hevitrao raHery ?
15. xxx ( 01/02/2009 21:10)
ni81:

O ry havana rehetra, asehoy aloha ny ps ,dia mitsangana ho olondehibe matotra fa sarotra ny fandidiana @ izao toe-javatra miseho izao ,marina é .
Hitan'ny mpandrindra daholo ange hoe: iza avy ireo mpiteny ratsy ireo ange e! Tsy misy tsy fantany eto na kely aza...



baninasavy ve zany klailaininabavy dikindrenin iokoa aloha mahery e :-D :-D :-D :-D :-D tokony hilatsaka filoha :-D :-D :-D
16. Noue ( 01/02/2009 21:14)
:^)
17. ndenn ( 01/02/2009 21:32)
Nyzavatra tsara ho fantarina dia na site iza na site iza ,dia afaka tsikeraina hatramin'ny teboka farany nijanonany .Na ity serasera ity aza dia toy izany koa . 8)
18. Ryhana ( 02/02/2009 02:23)
I pimaso kosa tsy tokony hiteny ratsy tahaka izao satria mahamenatra. Ry TGV no mampiasa jiolahim-boto mpandroba sy mpanakorontana toy ny Bemoranga sy ny TTS fa tsy ny olonkendry mitaky filaminana.

Efa misehony saron tavan'i TGV ka aleo izy no hirediredy fa aza manao an'izao na dia tezitra tahaka 'ny inona aza .

Dites à tous vos proches que tous ces troubles ont été préparés de très longue date par différents groupes, profitant de la faiblesse de tout un chacun. De source très très sûre, il y avait, en synthèse, 3 niveaux dans les 3 groupes.

Le niveau 1 : noyau dur, très très dur et impénétrable. Tout s’est fait dans le secret le plus total. Ils se sont réunis depuis 5 ans (sinon un peu plus ) en France :
Niveau 1 : So.phie Ra.tsira.ka, Di.dier Ra.tsiraka, Ro.land Ra.tsiraka
Pi.errot Ra.jaonari.velo, He.rivelona Ra.manan.tsoa, Tsai.kason, Tan.tely An.drianarivo, To.tobe Nazara, Rina Ra.kotomanga, Tsa.ranazy Jean. Emi.le, Lala.tiana Ra.vololomanana, Da.niel Ra.jakoba, Be.tsimifira, An.driamanjary Jean André, Gara,.Général Do.llin …
Ce sont ces personnes qui savaient pertinemment qu’il y allait y avoir une milice armée pour ces troubles ( ce qui n’est plus à démontrer aujourd’hui )

Nouveaux arrivés dans ce niveau 1 : Andry TGV, Rija Ra.joelina dit Rija diable , Alain Ra.jaonarivony, Augu.stin An.driamananoro
Personnalités industrielles françaises avec des personnes de la région île de France ( Paris), personnes du ministère des affaires étrangères en France.

C’est grâce à ce niveau 1 que Andry TGV semblait aussi confiant, jusqu’à défier Ravalomanana

Niveau 2 ( surout des mérinas aisés mais en voulant à Ravalomanana : Na.dine Rama.roson, E.lia Ra.velomanantsoa, Phillipe Ra.velomanantsoa, Nhiry Lanto , Edgard. Raza.findravaha, A.lain Rama.roson, Razakan.disa, Jeannel Ra.marofidy, Ra.vatomanga Mamy, Jea.nnot Ra.mambazafy (journaliste CUA),

Niveau 3 : Anciens TIM ( Mada, France, Suisse ) , anciens députés, anciens ministres ( Théo.dore Ranjiva.son, Rebo.za, ) ancien PDS ( Fe..rdinand Raza.karimanana ).. bref les anciens compagnons de route de Ravalomanana…

Sachez une chose : Si Ravalomanana chute, c'est le niveau 1 qui gouvernera le pays ( Spécialistes des élections, connaissent bien les rouages du pouvoir, connaissent les bailleurs de fonds, surtout en France.

Donc, NE VOUS LAISSEZ PAS BERNER PAR CETTE LUTTE TGV . IL N EST QU' AU NIVEAU 3

Message à diffuser (faîtes des copier-coller, mailing liste, téléphone, sms, réunion…), à traduire. C’est utile si nous ne voulons pas une guerre civile à Mada. Les milices resteront malheureusement avec des actions ciblées. Méfiez-vous des personnes sus-mentionnées. J’invite ceux qui connaissent plus d’infos à les diffuser.
Rappelez-vous : 15 jours auparavant, les "hommes de main" avaint été "libérés" des prisons (Tsiafahy, Ambalatavoahangy - Toamasina, et dans le nord du pays) 15 jours plus tôt !
Et la chasse aux "mpiavy" a déjà commencé à Ambanja et Antsohihy...
A qui profite le crime ?
19. Papoose ( 02/02/2009 02:31)
io message lava be io ve no alefa sms tsy DOLA BEU? :?:
20. dadasy ( 02/02/2009 02:32)
ni81:

efa romotra ela isany de miteny maloto, refa afaka eo ny ra8n'lisany tsy ho ela de mamono tena am zay laisany
=)) =)) hiampy indray izany ireo fatin'olona efa ao ireo raha izany!



mafinaritra ahy mintsy ny reaction-nao ry ni81, fa na de efa mifanompa sy tezitra aza ny olona ianao mbola mahita hivanitihana ihany! aleo koa za hitsiky fa ny antsika tsiky de ampy! vavan'iza moa no ho feno maloto eo? :) na tanan'iza no hanoratra maloto? 8O "izay be ao am-po no aloaky ny vava e"!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2916