T....G....V

21. pimaso ( 02/02/2009 05:46)
Il le merite quand meme
Il pense comme les indigenes sans savoir
ou Il fume du jamala
c'est pour cela que je l'appellai :
" Un Gamin puant de ses merdes"
T' hay
Goaka
Vous dit

Desolé pour les autres, mais je decrit simplement ce qu'il est reellement
22. penguin ( 02/02/2009 07:30)
Fandrangitana ny an'i Mpimaso fa tsy any ampony io. Sokafy ny zavatra nosoratan'io mpimaso io tany aloha tany fa anisany nandrangitra sy nanompa ny fitondrana hatarany io. Ny fampiadiana no zahavin'io na koa ny fanaovana ny alika hoe rojokisoa.
23. tsiafoi1 ( 02/02/2009 08:05)
Tena Goavana Ve???? TENA BIZNA AVO LENTA!!!! Fa tandremo tafajabaka e !!!

A)- Tamin'ireny Evènement 2002 ireny, de nalaza be eran'izao tontolo izao i Madagasikara, idd tao Afrika. Ary tsy vitsy t@'ireo firenene afrikana no nanao référence an'i Madagasikara. Anton'iray nisafidianan'ny maro ka nahalany ny hanaovana ny Sommet Africain aty Madagasikara izany.... Vola mikararana no ho azon'i Madagasikara ho enti-manomana izany, etsy andaniny ihany koa ny Francophonie 2010....

B)- Manoloana izany tombotsoa lehibe azon'i Madagasikara izany, de misy firenena afrikana telo, izay miaraka @'ny firenen-dehibe iray, izay tsy mikely aina mafy, ny tsy hahatanteraka izany Sommet sy francophonie eto amintsika izany, noho ireto antony manaraka ireto :

1- Raha tanteraka eto amintsika tokoa io Sommet io, de automatiquement ho lany Filohan'ny Fivondronamben'ny Firenena Afrikana sy SADEC, ny Filoha Ravalomanana......, Ary dia zary ho lasa modely aty Afrika isika @'ny lafiny rehetra....., Ho vetivety tsy ho ela aorian'izay de ho maro ireo firenena izay teo ambany vahohon'ilay firenena lehibe io fahiny (ireo zanantaniny fahiny), no hiendaka eo ampelan-tanany.... Vokatr'izay de tsy mikely aina mafy ireo saribakoliny fahiny mba hanao izay tsy hahatanterahan'io eto amintsika.... Anisan'izany izao hetsika ataon'ny TGV sy ireo saribakoly fahiny izao... Tsy hitsahatr'izy ireo fa hilofo ny hanome image ratsy an'i Madagasikara mialohan'io Sommet io, ary @'ny fomba aingana tokoa izany. Objectif de tsotra "Tsy ho tanterahana eto Madagasikara izany Sommet africain izany"

2- Financement goavana ihany koa no miandry ao ambadik'izany fanomanana ny Sommet sy Francophonie izany(Milliard d'euros maro),.... Koa misy ireo firenena telo izay samy maniry mafy ny handray izany.... Tsy mikely aina ihany koa izy ireo mamatsy vola ireo ekipany eto an-toerana mba handrava sy hanapotika an'i Madagasikara mialohan'izany fotoana izany.....

3- Misy ireo zay mbola manina ny fitondram-pahefana ka manararaotra ny toe-javatra ankehitriny mba handrombaham-pahefana indray, nefa mbola azo lazaina fa bitika ihany ity antony fahatelo ity..... Satria raha mahomby iroa fikasana goavana roa lehibe ery ambony iroa, de mbola hifandrotehan'ireo nahazo sombiny amin'ny bizna indray i Madagasikara rehefa avy eo, ka hiaina ao anatin'ny ady an-trano sy ny ady fahefana indray....

Aoka ho tonga saina isika malagasy ary handinika tsara,.... Ny Afrikana aza te-hitroatra, isika indray ve no hamerina ny lasa efa nandoro antsika....

Masina ny tanindrazana, ary manainga anao ry TGV, mba handinika kely fotsiny, fa tsy ny tombotsoan'ny tena no hamotehana ny firenena iray manontolo.... Ny harena de mandalo, fa ny firenena hitoetra mandrakizay.... Koa tandremo fa ny fitiavam-bola no fototry ny ratsy rehetra,.... Raiso ny fanapaha-kevitra, azo atao ny miverin-dalana mba tsy hanenenana mandrakizay.....
24. xxx ( 02/02/2009 09:02)
pimaso:

Il le merite quand meme
Il pense comme les indigenes sans savoir
ou Il fume du jamala
c'est pour cela que je l'appellai :
" Un Gamin puant de ses merdes"
T' hay
Goaka
Vous dit

Desolé pour les autres, mais je decrit simplement ce qu'il est reellement



M.pimaso ,ce n'est pas admissible quand même d'insulter impunément les hommes qui font la politique de nos jours ,vous devez le comprendre de sitôt ,et en cette matière exactement ,ne pas accepter l'adversité rime avec manichéisme sauvage pur et dur ,sans appréhender ce qu'en face pourrai vous apporter comme éléments constructifs pour l' avenir du patrie .Pour vous et pour les autres aussi, ça fera mauvais exemple pour nos enfants qui seront les futurs acteurs politiques de notre pays .
8O
25. xxx ( 02/02/2009 09:12)
dadasy:

ni81:

efa romotra ela isany de miteny maloto, refa afaka eo ny ra8n'lisany tsy ho ela de mamono tena am zay laisany
=)) =)) hiampy indray izany ireo fatin'olona efa ao ireo raha izany!



mafinaritra ahy mintsy ny reaction-nao ry ni81, fa na de efa mifanompa sy tezitra aza ny olona ianao mbola mahita hivanitihana ihany! aleo koa za hitsiky fa ny antsika tsiky de ampy! vavan'iza moa no ho feno maloto eo? :) na tanan'iza no hanoratra maloto? 8O "izay be ao am-po no aloaky ny vava e"!


Rehefa tena dinihana dia tsy misy ny teny ratsy ,fa ny saina mandinika ny fiteny no tsy ampy fahalalana .Diso ve izany ?
:-P :-P
26. penguin ( 02/02/2009 09:17)
Tsy manompa ny TGV io mpimaso io fa MANDRANGITRA ary mitady ny olona hisaritaka na koa tia hanisy sakay ny TGV mba hamotehany mafimafy kokoa nohon'ny vitany.
Tsy misy manompa olona ny mpomba ny fitondrana fa mandresy lahatra amin'ny asa sy fampandrosoana.
27. ni81 ( 02/02/2009 11:10)
Rehefa tena dinihana dia tsy misy ny teny ratsy ,fa ny saina mandinika ny fiteny no tsy ampy fahalalana .Diso ve izany ?
zay zany no filazanao azy dia ekena mba tsy hifandirana o :)
28. pimaso ( 03/02/2009 13:40)
Any @ province indray izao maka kill rehefa tsy misy manaraka intsony eo @ 13 mai
penguin / aza mikorapaka fa ny ahy izay manao ny tsy mety na ra8 io na TGV tsy raharahako, ny ahy rehefa mandeha tsara ny affaireko rehetra dia izay no tadiaviko, ny mpiasako rehetra koa tiako mba ho velona hoatr'ahy fa tsy simbaina @ ireny dorotrano sns ireny
Miaro ny oloko aman jatony aho satria fianakaviana firy no ho maty mosary raha tsy manao izay hampandroso ny orin asako rehetra aho
Donc, T...G...V... tsy miala io appelationako io raha tsy mipetraka tsara
okay
ny hevitra hampiadiana fa tsy ny fo ry sakaiza mahery fo isany
bisous
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0722