Politika
Fanazava
(
04/02/2009 03:29)
Hita tamin’ity herinandro ity fa nihena be dia be ny olona mpamonjy ny kianjan’ny 13 mai. Tsy nanaiky ny fanonganam-panjakana an-dalambe nataon’I Andry Rajoelina ny Asabotsy 31 janoary teo mants...
tohiny
novalian'i nyavo2000 ny 04/02/2009 06:32
bonbongasy
(
03/02/2009 23:45)
Tsy hoe nangina akory izahay teo dia midika fa resy
Ho anareo momba ny tim sy ra8: tsy hoe nangina izahay teo dia midika fa resy ka nohararaotinareo ny nanjakazaka teto @ firenena, nanaovanareo ny...
tohiny
novalian'i bonbongasy ny 14/02/2009 01:39
xxx
(
03/02/2009 22:56)
Fanontaniana mipetraka @ tsirairay koa izy ity hoe aharitra hafiriana indray ary ity crise 2009 ity?
1972: nanomboka ny alin ny 12 mai teny ANKATSO sy tao Befelatanana dia nifarana ny 18 mai rehef...
tohiny
ndenn
(
03/02/2009 21:23)
Mba misy afaka ny hanamaivana ny fandoavantsika ny trosan'i Mada ve izao zavatra miseho ao an-tanàna izao ? Fanontaniana mipetraka @ ny mpomba ny andaniny sy ankilany ,ary ireo tsy mpomba ny atsy na...
tohiny
novalian'i petakoel ny 04/02/2009 07:42
Noue
(
03/02/2009 20:28)
Andry TGV ne compte pas se laisser faire. Quelques heures après avoir été destitué de son poste, le maire frondeur d'Anatanarivo a annoncé qu'il allait «contester» cette décision. «Il n'y a p...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 04/02/2009 08:28
lagoon
(
03/02/2009 19:12)
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img168.imageshack.us/img168/1066/2zjqm2j91024ou5.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img168/2zjqm2j91024ou5.jpg/1/][IMG]http://img168.imageshack.us/img16...
tohiny
novalian'i nyavo2000 ny 04/02/2009 07:03
xxx
(
03/02/2009 18:27)
Hôtel de ville t@ 1972 :may ary tsy tafarina mandrak izao
Ny rova: may t@ 1992 mbola tsy tafarina koa
Ny RNM sy ny TVM: izao 2009 izao
Mampalahelo !iza anefa no voa mafy ? :?: ...
tohiny
novalian'i xxx ny 04/02/2009 12:37
dadasy
(
03/02/2009 18:16)
Nandritra ny herinandro teo ho eo de nitabataba avokoa ny andaniny sy ny ankilany... ankehitriny, dia mba liana aho ny hihaino izay mba hevitr'ireo mpanohana an'i tgv teto @ serasera amin'izao fanapah...
tohiny
novalian'i andrywui ny 04/02/2009 09:02
xxx
(
03/02/2009 17:45)
efa nihatakataka daholo ve nareo pro -Ra8 fa sao domin'le tgv sans frein eo an
direction iavoloha ny train amin'ny sabotsy anefa lery efa tsy maire intsony ka asa na iza no conducteur ny train ...
tohiny
novalian'i xxx ny 03/02/2009 17:51
MANAKASINA
(
03/02/2009 17:35)
novalian'i Noue ny 03/02/2009 17:43
zama91
(
03/02/2009 17:05)
mba mahagaga ry tgv ,manomeha lecon ny communauté international sy ny mpamatsy vola nefa misolelaka mitady vola aty andafy juste hanamboarana ny lapan'ny tanana.
Mahamenatra eh taty france mba nisy...
tohiny
novalian'i ndenn ny 03/02/2009 19:19
MANAKASINA
(
03/02/2009 16:58)
Mba mahita atao mihitsy ireto tgv ireto , tambatambazina aminy rossy indray ny vahoaka ,dia avy eo milaza oe vory olona maro be teny @ 13mei, hain-dry zareo tgv mihitsy no mamitaka ny vahoka , tokony ...
tohiny
novalian'i madamakely ny 04/02/2009 13:42
xxx
(
03/02/2009 16:13)
Koa angaha moa i RAZAKAMANANA FERDINAND tsy efa PDS nefa toa nalàna indray sa adino ny tantara ?Dia io natao maire indray dia vizana tao HERY RAFALIMANANA
Sao mbà tokony hijery solution hafa RA...
tohiny
novalian'i xxx ny 03/02/2009 18:13
jiimm
(
03/02/2009 15:39)
Sa ve mbola eo Ambohijatovo ihany?...
tohiny
coopsal
(
03/02/2009 15:28)
Miarahaba antsika rehetra,
[color=red][b]1- KORONTANA ETO MADAGASIKARA : Mahagaga[/b][/color]
Na ny Filoham-pirenena Marc Ravalomanana na ny Ben'ny tanànan' Antananarivo dia samy olona mpitantana...
tohiny
novalian'i mia ny 03/02/2009 20:31
rabingogilabanga
(
03/02/2009 15:23)
Fort-Dauphin, Ste Marie, Nosi-be depuis novembre 2007, Antananarivo manomboka izao.
1)Ny dikan'izany dia[u][b] tsy misy politika de la ville intsony any @ ireo toerana misy ny mpiray tanidrazana ...
tohiny
novalian'i salopard ny 03/02/2009 16:00
jasa
(
03/02/2009 15:08)
eo ny korontana, fa mba misy mijery izay tena maika ve @izao fotoana na ny andaniny na ny an-kilany. ny hitako mantsy dia toa ilay fahefana no hifandrombahana: Andry milaza fa izy no mibaiko izany hoe...
tohiny
novalian'i jasa ny 04/02/2009 09:06
penguin
(
03/02/2009 15:06)
Izaho no mibaiko ny Ministera rehetra hoy ny TGVé koa misy Maire hibaiko firenena iray manontolo vé ééé ? Madagasikara no tanjony ka tsy mahagaga raha tsy ho Maire-n'Antananarivo ny lehilahy....
tohiny
novalian'i penguin ny 04/02/2009 06:04
xxx
(
03/02/2009 14:37)
natao ho any reo olona mipetraka any ivelany zay t hanara-baovao; tsy miditra laotra za hoe milaza ny marina na tsia ny fandaharana, fa d mijery fotsiny! d mazotoa manaraka!!
http://www.tvplusmadagas...
tohiny
novalian'i molota ny 03/02/2009 15:03
Noue
(
03/02/2009 14:35)
[b]Le maire d'Antananarivo Andry Rajoelina, engagé dans un bras de fer avec le régime malgache, a été destitué mardi de ses fonctions par le ministère de l'Intérieur qui a nommé un administr...
tohiny
novalian'i patrick2002 ny 03/02/2009 19:34
