Politika
nyavo2000
(
05/02/2009 06:55)
Nolazaina tao amin\'ny télé VIVA alina fa rahonan\'ny pro R8 io site io ....
izao ny tena marina...rehefa mandefa hevitra ao ianao ka raha mpomba fitondrana dia sivanin-dry Leirony tsy havoaka ny h...
tohiny
novalian'i Noue ny 05/02/2009 19:39
BOYSGOSS
(
05/02/2009 06:40)
Izao ndray no devise-ny Republique-n'ny Tananarivo Renivohitra tarihin'ny Filohany Andry RAJOELINA hono :
Tanindrazana
Gaboraraka
Vaki-trano
...
tohiny
novalian'i xxx ny 05/02/2009 12:31
BOYSGOSS
(
05/02/2009 06:12)
Dia tena hiomehezana fotsiny sisa.
Nametraka an’Atoa Guy Rivoniaina RANDRIANARISOA ho PDS’ny Tana ville ny Fanjakana dia mba nanao ny azy koa Atoa Andry RAJOELINA ka Rtoa Michelle RATSIVALAKA n...
tohiny
novalian'i ifiona ny 05/02/2009 09:35
Fanhaiky
(
05/02/2009 06:00)
TGV efa nisora-tena ho filoham-pirenena, efa vonona ny ho filoha mihits aza eh, nefa rehefa nesorina taminy ny maha-ben'ny tanana azy izy de niaka-peo indray ngah tsy ho ef filoha no mbola mikafiry ny...
tohiny
novalian'i Fanhaiky ny 06/02/2009 05:57
MANAKASINA
(
05/02/2009 02:03)
fa de ahoana loatra ity nosy ity no dia toy izao, misy filoha 2, ppds 2, toa miopefy loatra le demokrasia lazaina, sao mba tena fajakany baroa ity; ny faniriko de mba ahazo famatsiambola 2 koa avy an...
tohiny
novalian'i kaiky1 ny 05/02/2009 14:05
Amboarako
(
04/02/2009 19:22)
Nirava avy nianatra i Maika kely zanak'i Ra8. Reny matetika androany ny hoe tim tim na tgv ka tsy andriny ny hahitany an-drainy. Mbola lavitra izy dia efa nihoraka niantso an-drainy: dad dad inon kay ...
tohiny
novalian'i volatsara ny 05/02/2009 09:36
xxx
(
04/02/2009 18:44)
Lasa 4V no tena tanjon ny mpanao pôlitika
-VOLA
- VONINAHITRA
-VODY
ary VALIFATY :idea: ...
tohiny
jiimm
(
04/02/2009 16:04)
1ère partie cabaret spectacle miaraka amin'i Sareraka
2è partie animation discothèque miaraka amin'ny DJ Andry TGV
Entreé gratuite...
tohiny
novalian'i nyavo2000 ny 05/02/2009 11:16
Noue
(
04/02/2009 15:59)
dia ny ados 17-18 taona zany ve no mba nanaradiha an'tgv androany eee! hanao inona ee ??? hikarakara ny dj @ asabotsy ???
tonga tao @ mairie hono izy niala ho maire ary nanome ny foulard-ny ho an'ny ...
tohiny
novalian'i xxx ny 05/02/2009 12:59
xxx
(
04/02/2009 15:43)
Ho anareo mpitondra fanjakana vhk malagasy mitandrina ny filaminana , vao izao aho naheno vaovao t@ vaovao vazaha fa handefa rasily any @ tanana mba hiaro sy hanala ireo terantany frantsay any ry lero...
tohiny
novalian'i pimaso ny 05/02/2009 18:19
klitika
(
04/02/2009 14:44)
Ny Gasy ho'a CIA latsaka fahefany raha hitsikilo, hainy daholo hatrany ambony fandrianan'i Ra8, sy hatrany anaty paosin'i Andry.
Fa rehefa asaina manao zavatra, ny olona 30 pejy no tantaraina fa ts...
tohiny
novalian'i klitika ny 05/02/2009 17:16
jiimm
(
04/02/2009 14:42)
tsy ho vita ny hotel de ville ary fampanantenana poak'aty daholo no natao tamin'ny propagandy ho fifidianana Maire....
tohiny
novalian'i ARINOFY ny 05/02/2009 11:48
jiimm
(
04/02/2009 14:19)
demokrasia no takiana hay didy jadona no atao.
...
tohiny
novalian'i tidegrow ny 06/02/2009 14:27
bema555
(
04/02/2009 13:53)
Tena manao pactes sataniques io R8 io ! jere ny fakafizany ny chiffres 7...
tohiny
novalian'i xxx ny 05/02/2009 11:35
lemenakely
(
04/02/2009 13:49)
Ity fananganana Komity maromaro ity moa dia spécialién ny gasy ihany koa
tao izany KMMR:Komity manohana an i MARC RAVALOMANANA
KMSB:Komity Manohana ny Safidim-Bahoaka
.....
@...
tohiny
patrick2002
(
04/02/2009 13:41)
Le ady lahy politika c'est comme une guerre nucleaire ,il n'y a pas de vainqueur, il n'y a que de survivant ,
Izay no hevitro momba ny mihevitra fa naharesy @ toedraharaha misy any madagasikara , Iza...
tohiny
novalian'i xxx ny 04/02/2009 17:23
paiso
(
04/02/2009 13:02)
Tena marina kou ve hoe tsy mpivady tsony i Marc sy Lalao Ravalomanana fa karamaina ny vadiny rehefa misy tokony ilana azy de hoe 150 millions hono!!!!!!!!
Marina ve sa tsia???????????...
tohiny
novalian'i yonikafopl ny 05/02/2009 06:54
penguin
(
04/02/2009 13:02)
Tsy ny mpifanandrana no mifampatahotra fa ny fahaizan'ny sasany mambosika ny olona maromaro hikomy sy andeha amin'ny làlana ratsy no farany mapatahotra satria hiaraha-mahita ny vokany.
Iza no tsy ha...
tohiny
novalian'i penguin ny 05/02/2009 13:18
tokanah
(
04/02/2009 12:20)
ra vao nitolotena ho mpitondrana ny firenana i gnrl fidy t@ izay dia tonga de nivoaka ny didy hoe: sambory izy ka omena vola izay manampy @ fanamborana azy. Ankehitiny kosa manina tsy izany no mitraga...
tohiny
novalian'i penguin ny 05/02/2009 06:41
ralalaina
(
04/02/2009 12:03)
Ra8 dia mpandainga mody mivavaka hay mtena milalao ody...
tohiny
novalian'i xxx ny 05/02/2009 14:28
